Association Mitsiky
Andeha hiara-mitsiky e! ! 😁
08/07/2026
16/06/2026
🌍✨ Hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny Art Impact for Health 2026!
Ny 27 Jona hatramin’ny 1 Jolay 2026, Malagasy telo no handray anjara amin’ny Art Impact for Health Afrique Francophone any Aného, Togo, miaraka amin’ireo solontena avy amin’ny firenena maro eto Afrika miteny frantsay, eo ambany fitarihan’ny Smile Train Smile Train Afrique.
Ity fihaonana ity dia hampiseho ny anjara toeran’ny zavakanto amin’ny fanohanana ireo olona manana fivakisan’ny molotra sy lanilany (fente labiopalatine), mba hampihenana ny fanilikilihana, hanamafisana ny fahatokisan-tenany ary hanatsarana ny fandraisana an-tanana azy ireo.
🇲🇬 Ho an’i Madagasikara, fotoana lehibe hifanakalozana traikefa sy hanamafisana ny fomba fikarakarana ireo marary sy ny fianakaviany izany.
💙 Miara-miasa isika mba hahafahan’ny tsirairay mitsiky amim-pahatokiana sy mahazo fitsaboana mendrika.
24/05/2026
Gasy ka manja 😘
24/05/2026
16/05/2026
Keky !
Hita soritra eny aminy ny endrika feno tsiky taorian'ny Fandidiana ny molotra 🙂🙂🙂
Maimaimpoana ny Fitsaboana miaraka amin'ny Association Mitsiky.
Mitsiky
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Landy Tahiana, Volatiana Fanaperana
Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Kwëlly Felinah Evlynne
04/05/2026
🆅🅴🅻🅾🅽🅰🅽🅳🆁🅾
6 volana aty aorian'ny fandidiana ☺️
6 mois après l'opération
6 months after the surgery
Click here to claim your Sponsored Listing.
