Coiffure Annah

Coiffure Annah

Share

coiffure Miantsou brushing, crochet, curly, tressage, tissage, soin cheveux abîmés

11/11/2020

Efa tonga eto Ambalavao Fianarantsoa ny huile repousse : manala vakivaky, mampalefaka, mampitsiry, mahasalama ny Volo.
Mety ho any volo rehetra.
100% bio
Prix: 5000ar

13/03/2020

Coiffure Annah. Efa afaka manao volo à domicile eto fianarantsoa ville.

27/02/2020

Bonsoir, efa tonga indray ny huile kinana pure avy any Ambalavao Fianarantsoa.
Prix: 20.000ar/litre

05/02/2020

Jereo eto indray ary ny type-ny volonao ahalalana ny soin atao aminy

22/01/2020

Efa tonga ny huile repousse.
Très efficace.
Raha mila dia: manaova commande.
034.28.412.09
Prix: 5000 ar

31/12/2019

Coiffure Annah Bateravola vous souhaite une bonne heureuse année à tous!

Photos from Coiffure Annah's post 21/10/2019
Photos from Coiffure Annah's post 15/07/2019

Ny coiffure Annah bateravola fianarantsoa Dia: mandrandrana araky izay tinao, mametaka tissage koa ary mikirakira ny volo araky ny ilainao.

Raha sanatria Simba ny volonao dia mitsabo volo koa izahay ka amin'io dia tsy mahazo Manao brushing sy mampiasa fer fa tena traitement +soin no ho atao aminao.

Prix: à partir de 4.000ariary.
Tel: 032.71.253.89

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

2200 Avenue Chapdelaine
Fianarantsoa
G1V4G8