Mr Manandafy

Mr Manandafy

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mr Manandafy, Health/Beauty, Soanierana Andrainjato, Fianarantsoa.

03/03/2026

Tsy maninona,aleo irery toy izay miaraka amin'olona tsy misy tanjona
Aleo mandeha irery sady mijery ny avenir toy izay mandany fotoana miaraka aminy namana manao plaisir

Tsy maninona na somary miavaka aza ianao
Tsy maninona na lazainy sasany fa miseho ho hendry aza ianao
Tsy maninona na lazainy sasany fa hotrany pasteur aza e!!

Mirary soa anao!

01/03/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ørnël's Mēlõ, Fy Sandriah, Lopez Monique, El Nanïa, Andrianarivo Jacques Cila, Christolin Rabemanjaka, Mara Lucien

24/02/2026

Zandriko!!
Ianao tokony manana fandavatena manao zavatra!
Aza miandry ho tolorana,ndana ianao mihentsika fa aza miandry vasoka eo!!

21/02/2026

Hafatra fohy ho anao:
Mianàra zavatra maro dieny mbola latsaka ny 30 taona
Aza laniana amin'ny zavatra tsy important ny fotoananao!!
Rehefa mianatra de ataovy izay hahaizana azy!!

Mirary soa anao!

17/02/2026

Lavalava Ilay vidéo nefa mety hahasoa anao!

16/02/2026

FORMATEUR
FORMATRICE
Dimanche 22 février 2026
13h-17h

15/02/2026

Te hiteny fotsiny aho hoe:

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Soanierana Andrainjato
Fianarantsoa