Cire' Gasy

Cire' Gasy

Share

Cire'gasy , manala volo2 💯 , mora ampiasaina✨, tsy mandany fotoana ⏳
☎️Contact: 0388240014

13/08/2026

Miandry anao izahay ô 🥰
Tout Le Monde

Photos from Cire' Gasy's post 11/08/2026

Tsy maintsy afa-po foana anie wa ianareo izay misafidy anay eee 🥰🥰😍
disponible ny cire épilatoire , mitohy ihany koa ny épilation, afaka manantona any antrano
Tout Le Monde
Fianarantsoa
Ramahafaka Estheline

Photos from Cire' Gasy's post 11/08/2026

GAMME COMPLÈTE CIRE ÉPILATOIRE 🥰
PACK SIMPLE COMPLÈTE AVEC BANDES ÉPILATOIRES ☺️
LIEU: FIANARANTSOA, FARAFANGANA, ANTANANARIVO, AMBALAVAO, TAMATAVE, MANDEFA HAFA IHANY KOA IZAHAY 🤩
☎️0388240014 na mp direct
Tout Le Monde
Ramahafaka Estheline

Photos from Cire' Gasy's post 02/08/2026

Mankasitraka foana anareo mpanjifa ny vokatra izahay ato cire'gasy, disponible foana ny produit tsika, gamme complète, Pack simple complète 🥰
Lieu: Soanierana fianarantsoa
☎️0388240014, na mp direct 😉

Photos from Cire' Gasy's post 30/07/2026

ALEO ASIATSIKA GARANTI IZY ITY 🥰 Dia Mbola omena épilation gratuit koa ianareo manao récupération aty antrano raha maka gamme complète 😉
bé dia bé ianareo manotany, misalasala hoe tena mahafaka vé ilay cire chaude nareo?
Valiny eny tompoko, mahafaka soamatsara io🥰
disponible foana ny cire tsika : gamme complète, Pack simple, savon gommage, huile apaisante, bandes épilatoires,...
Mp ary ô / ☎️ 0388240014
lieu de récupération Soanierana akaik ny terminus bus 32
Tout Le Monde
Ramahafaka Estheline

Photos from Cire' Gasy's post 30/07/2026

ALEO ASIATSIKA GARANTI IZY ITY 🥰 Dia Mbola omena épilation gratuit koa ianareo manao récupération aty antrano raha maka gamme complète 😉
bé dia bé ianareo manotany, misalasala hoe tena mahafaka vé ilay cire chaude nareo?
Valiny eny tompoko, mahafaka soamatsara io🥰
disponible foana ny cire tsika : gamme complète, Pack simple, savon gommage, huile apaisante, bandes épilatoires,...
Mp ary ô / ☎️ 0388240014
lieu de récupération Soanierana
Tout Le Monde
Ramahafaka Estheline

Photos from Cire' Gasy's post 30/06/2026

MANONGOTRA NY VOLO HATRANY AMPOTONY any wa ity cire épilatoire ato ity eee🤩🥰
andramo de ho tama ianao
disponible eto fianarantsoa, Antananarivo, Tamatave, Farafangana, ambalavao anie wa ity eee
Mp ary ô 🥰,☎️0388240014
Tout Le Monde
Ramahafaka Estheline

Photos from Cire' Gasy's post 28/06/2026

CIRE ÉPILATOIRE : Pack simple avec des bandes épilatoires indray ity 🥰🥰
Ireto daholo no miaraka ao : 01 boîte cire + 2 spatules+ 6 bandes lavables et réutilisables ( ou 10 bandes à jeter)+ mode d'emploi sy toromarika
ireo rehetra ireo dia 10000ar fotsy🤗😯 🥰
Lieu: fianarantsoa à Soanierana akaik ny terminus bus 32 🫶🏼
Farafangana ambalafary akaik ny fiangonana FEI 🎉
Antananarivo ao Ratsimandrava andref'anambohijanahary ❣️
Ao à tamatave koa mis aann
Mp ary ô , ☎️ 0388240014
Afaka mandefa faritra mis anao ihany koa izahay 😉
Ramahafaka Estheline
A la mode

Photos from Cire' Gasy's post 25/06/2026

Manjakely 🥰 otr'zao anie ry reto Ilay gamme complète ny cire épilatoire eee, otrany hoe cadeau reny ilay iz , micharme kely ery ilay sac kely iny rehefa le manao livraison 🥰🥰
Aza tara fa en PROMOTION an 😍
Disponible de suite aann, farafangana, fianarantsoa, Antananarivo, tamatave
Mandefa hafa ihany koa izahay aann
☎️0388240014/ mp direct
Tout Le Monde

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Soanierana Andrainjato Fianarantsoa
Fianarantsoa
301