Make-up Anyah Lovaniaina
Votre satisfaction est toujours notre priorité 🤎✨
SUR RENDEZ-VOUS UNIQUEMENT 💄
☎: 034 25 601 06 / 038 38 981 75
18/08/2026
Make-up simple ❤️✨
Faramalala JH
17/08/2026
Arthy Valentinah 🥰❤️
16/08/2026
Valimbavaka Mi😍🥰
Make-up Vodiondry 👑💍
16/08/2026
Tongasoa ianareo mpanaraka vaovao ato amin'ny pejy ❤️
ANYAH LOVANIAINA no anarako ☺️
Make-up artist eto FIANARANTSOA .
Dia sur rendez-vous ihany ny ahy izany hoe mila miteny sy mamandrika fotoana mialoha ianao rehefa hanao make-up ato aminay.
Afaka manantona anay ianao, Tambohomandrevo no misy anay ( raha tsy hitanao dia aza manahy fa azavainay amin'ny an-tsimpiriany aminao ary tsy ho very mihintsy ianao )
Afaka manantona anao koa anefa izahay, misy frais de déplacement izy amin'izay. Arakaraka ny lera ( maraina, atoandro, hariva ) sy ny havalaviran'ny toerana ny frais de déplacement.
Marihiko eto fa tsy frais bus akory ny frais de déplacement.
Aza matahotra fa ho tsara fandraisana ianao ato aminay ary manampy anao amin'ny fisafidianao izay make-up mety amin'ny endrikao izahay ary afaka manantanteraka izay mety aminao ihany koa.
Afa-po daholo izay noraisinay 🥰
Manomboka amin'ny 15k ny make-up ato aminay, fitaovana tsara sy mifanaraka amin'ny vidiny no ampiasainay 💄
📞 0342560106/ 0383898175
15/08/2026
Zao moa lesy dia asa tanako 😍🥰
📞 0342560106/ 0383898175
📍 Fianarantsoa
Sur rendez-vous uniquement 😘
13/08/2026
Poziko somokotra manome ny maximum avy aty amiko fa hamoaka ity tovovavy manja Kely ity 😍🥹
Efa tena ao anatin'ilay raharaha io fa nisy voadonany Kely dia tsy reraka sy kivy izaho manamboatra izay voadona satria faly toa azy ihany koa aho hoe ndriiii manja be izy dia Mbola manja be hatrany nohon'ny asa tanako 😍
Havoakako eto ny Résultats tamin'ity fa calme ianareo 😂❤️
Tena notongavako aty Ifanadiana mihintsy izy satria aty no misy azy 😍😘
Mirary soa ho azy mivady 🥰
Valimbavaka Mi ✨♥️
13/08/2026
La beauté commence par une belle coiffure 🥰❤️
📞 0342560106/ 0383898175
💄 Sur rendez-vous uniquement
📍 FIANARANTSOA
11/08/2026
Un peu de douceur, beaucoup d’élégance ❤️
📞 0342560106- 0383898175
10/08/2026
Traçage à sourcils et rouge à lèvres ❤️
🥰🫶
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Fianarantsoa
