Shop'In Fenara

Shop'In Fenara

Share

Varotra en ligne
eto fianarantsoa
Tsara nefa mora 🥺😍
Contact : ☎️034 14 102 42📞( watssap)
Fb:Indrafo Elisà
Chez Indra♥️

07/08/2026

🥺hey mihato kely aloha ny fandraisana commande bouquet sns '... Eto aminay noho ny Antony zay tena tsy azo anoharana
Miverina misokatra kosa manomboka ny vendredi 04 septembre
Misaotra tompoko ❤

06/08/2026

Mankasitraka fona 😍❤
Shop'In Fenara

Photos from Shop'In Fenara's post 27/07/2026

😍 fa ty sipa ty kou aloh tena hoe mafatifati tokoa 😏
Joyeux anniversaire à elle
MP Rah hicommande bouquet koa nareo fa ataonay afapo ❤
Shop'In Fenara
Indrafo Elisà
Contact 0341410242 ( watssp)

Photos from Shop'In Fenara's post 25/07/2026

Jere nareo coup de coeur kely 😍
Mankasitraka fona am fahatokisana
Tena anisany zavatra tena tiko refa nareo miteny hoe Ito budgetko Dia atao am'zay hitanao hoe hapivoka anaz tsar ao ilay izy 😏
Amn'iny tena mapivoka an'ilay talenta miafina satry mikaroka kely dray ny saina hitady model vao2 😍
Dia anisany tena mahafaly anay koa mahita anareo client(e) afapo
😏 Rah misy model tinao hatao ko nef Dia alefanao MP ftsn Dia ataonayShop'In Fenara ato 'in Fenara
034 14 102 42 ( contact & watssp
Indrafo Elisà

Photos from Shop'In Fenara's post 25/07/2026

Humm 🥺mamy kely mahita an'nareo lelahy ilay misahirana kely hicommande cadeau Ho an' vadinareo iny 😏 homme capable m'commande bouquet Ho an' madama atShop'In Fenarara 🙊😏😏 hein
Hehe midira MP ry papa Rah te hapifalifaly an'maman a 😏 ts votery hiandry fotoana spécial anie vo omenao surprise kely olotinao eh❤
Midira MP na 0341410242 ( watsapp & contact) Rah misy Mahaliana anao

Photos from Shop'In Fenara's post 25/07/2026

Lasa tinareo ty model ty 😍❤
Vonona hanome fahafapo Ho anareo hatrany 😍😍
Alefaso MP zay model tinareo Dia ataonay apitiavana bé 😘sady afapo daholo anay zay nandray Anjara eh
Shop'In Fenara

Photos from Shop'In Fenara's post 21/07/2026

Coucou ki 🥺ndri ve ki afaka manao hotrizao Dia tode Oui ny valiny
Alefanareo fotsiny model tinareo Dia ataonay anie eh 😍
Misaotra fona am fahatokisana zareo Ah ?Shop'In Fenaraara abonneo page tsika oIndrafo Elisàisà fb 0341410242 contact watssp

18/07/2026

Mamy eh 😍 !!
Merci et felicitations à vous demoiselle 🥰
Bouquet avy tato Shop'In Fenara
MP /0341410242 ( watssp) raha mahaliana anao oh

Photos from Shop'In Fenara's post 17/07/2026

Wow
🥲😍 ny asa Vita omaly
Mankasitraka fona amin'ny fahatokisana

Photos from Shop'In Fenara's post 17/07/2026

😍 bouquet special
sortie de promotion 😍

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antarandolo
Fianarantsoa