Chez Ampela Soa
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez Ampela Soa, Health/Beauty, Fianarantsoa, Fianarantsoa.
25/02/2026
🟨 Akondro nandrahoina : zava-pisotro tsotra, fa tombony lehibe ho an’ny fahasalamana
Fantatrao ve fa akondro masaka tsara 1 monja, rehefa ampangotrahina, dia afaka:
🟢 Manampy torimaso sy mampitony saina
🟢 Manatsara ny tosidrà
🟢 Manome hery, manala havizanana
🟢 Manamora ny fandevonan-kanina
🟢 Manamafy ny hery fiarovana
Tsotra – mora – voajanahary 100%
Tsy misy simika • Tsy lafo • Mora atao ao an-trano
Fomba fanaovana azy :
🟢 Akondro masaka tsara 1 (tsy esorina ny hodiny)
🟢 Rano 2 kaopy
🟢 Ampangotrahina 5–10 minitra
🟢 Sotroina mafana alohan’ny hatory (azo hanina ihany koa ilay akondro)
➡️ Atao 3 andro misesy ho vokatra tsaratsara kokoa.
👉 Andramo dia jereo ny fahasamihafana.
Zarao amin’ny namana, sao ilainy koa!
Aza adino ny manaraka tsy tapaka ny page fa maro ny raha soa hozaraina ato🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Fianarantsoa
