Ni Nii
Hii!!💗 Welcome🫶🏼
Loisir/ Informations
ato oh😻
31/03/2026
🔴🔥GOUVERNEMENTA
🔹 17 voatazona amin’ny toerany
🔹 13 vaovao
👮♂️ Foloalindahy : Jeneraly Razafitombo Maminirina
🌍 Raharaham-bahiny : Dr Alice Ndiya
⚖️ Fitsarana : Fanirisoa Ernaivo
🏛️ Atitany : Rakotondrasana Hanitra Velonjara Tiaray
💰 Toekarena sy Fitantanam-bola : Dr Herinjatovo Ramiarison
🚓 Filaminam-bahoaka : IGP Erick Michel
🔧 Fanavaozana : Hanitra Razafimanantsoa
🌱 Fanajariana ny tany : Jeneraly Lylison Réné de Roland
🏥 Fahasalamam-bahoaka : Dr Manana Monira
📚 Fampianarana ara-teknika sy fanofanana arak’asa : Andriamampandry Todisoa Manampy
🎓 Fampianarana Ambony : Pr Ravonimanantsoa Ndaohialy Manda-Vy
📖 Fanabeazam-pirenena : Rajaonarison Sendranirina
🌾 Fambolena sy Fahavitan-tena ara-tsakafo : Gaetan Ramino
🐄 Fiompiana : Andrianomenjanahary Riana Nantenaina
🏭 Indostria : Riana Nampoina Raharinjatovo
🛍️ Varotra sy Fanjifana : Andriamadison Michela Haingotiana Angèle
👷 Asa sy Fampanan’asa ary Lalàna sosialy : Denis Francko Marc
🚌 Fitaterana sy Famatarana ny toetr’andro : Andrianavalona Ramanambola Herizo
⚡ Angovo : Rabearimanga Radonirina Lucka
⛏️ Harena an-kibon’ny tany sy Loharanon-karena stratejika : Andriamparany Carl
🏗️ Asa vaventy : Rasamimanana Richard
🐟 Jono sy Toekarena manga : Maharavo Jean
🌳 Tontolo iainana sy Fampandrosoana lovain-jafy : Andriatsiala Aristisde
🏝️ Fizahantany sy Asa tanana : Vololoniaina Lucie
💧 Rano : Razafiniana Anjaratiana Elia
💻 Haitao ara-kajy Mirindra : Andriamampiadana Mahefa
🏠 Mponina : Rakotoniana Voahanginiriana Cathia
⚽ Tanora sy Fanatanjahantena : Rasambany Désiré Alain
📺 Serasera sy Kolontsaina : Mandrindrarivony O’Gascar Fenosoa
🛡️ Sekreteram-panjakana delege ho an’ny Zandarimaria : Jeneraly Bama Marima
source: Tia Tanindrazana
17/02/2026
❤️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Fianarantsoa
