Tn Beautรฉ
๐Tel & WhatsApp: 0343982405
18/03/2026
๐ค๐ค๐ค
Merci less
16/03/2026
11/03/2026
โจ 2 days left until the MAKEUP WORKSHOP 2026 - by MK Corporation ๐here in Fianarantsoa
Do you want to know how to do a good, clean and professional makeup?
This workshop is for those who want to start or upgrade their skills โจ
๐
Saturday, March 14, 2026
โฐ ๐:๐๐๐ก - ๐๐๐ก
๐ ๐๐๐ ๐๐๐ฎ๐ญ๐ ๐๐๐ก๐๐ญ๐ฌ๐ข๐๐ญ๐ซ๐
โ Equipment that we already have insured
โ Certification + follow-up after training
๐ฐ ๐๐ง๐ฌ๐๐ซ๐ข๐ฉ๐ญ๐ข๐จ๐ง : 3๐.๐๐๐ ๐๐ซ
โณ Limited space
๐ ๐๐๐ 68 527 95
๐ธ Learn, be confident, and make your talents a reality โจ
10/03/2026
๐๐๐ฎ ๐ฑ๐ผ๐น๐ ๐ถ๐น๐ฎ๐ ๐๐ถ๐ฎ ๐ธ๐ฒ๐๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฒ๐๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐๐ ๐บ๐ฎ๐๐ผ๐๐ผ ๐บ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ถ๐น๐ฎ๐ ๐๐ฎ๐ฑ๐ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ผ๐ฎ ๐ฒ???
Opportunitรฉ be oatsika ity a , formation et atelier professionnelle en make up
Ianaratsika ny tontolony make up ( Maquillage ) rehetra , ireo fitaovana ampiasana ary ireo karazana make up na Jours , soirรฉe , n**e , Glamour , smoky eyes .
Fa indrindra atoro anao hoe ahoana atao mba amoronana asa amizany sehatra izany
Fotoana 14 Mars 2026 hoavy izao , ao aminโny CCI Haute Mahatsiatra Fianarantsoa
Izahay no miantoka fitaovana fa fitaratra kely no oentinao .
Droit de formation promotion 35000Ar araraoty fa farany io an
Rรฉservez aingana sao tara eo! ๐
Roddy Rodolf Kazy Sambeanjaraemakeup
#
09/03/2026
Opportunitรฉ Goavana ho anโtsika
Hafa ihany ny olona mahay zavatra , sady mahay mikarakara ny tenany no afaka mamorona asa
โ
Fotoana tsara fanomboana projet izao izay matonga ny ity Formation promotionnelle Make up ity hoantsika tanora , reny mpianakaviana , izay rehetra tia tontolonโny Maquillage : Hianaranao ny karazana maquillage rehetra sy ireo fitaovana rehetra mila ampiasana , ireo dingana arahana.
Azonao atao vadinโasa izany vao vita ny formation.
โ
Izahay ihany no miantoka fitaovana fa ny andraisanao note ihany no jerenao .
Droit dโinscription cadeau be no sady promotion ka araraoty : 35.000 Ar
Lieu: Chambre de commerce et de lโindustrie Ankazondrano Fianarantsoa
Date: samedi 14 Mars 2026
Raha vonona ianao dia alefaso mialoha ny anaranao feno sy numero nao hoanโny reservation de place ao@ page MK Corporation na antsoy ny 0343982405 na 0346852795,
Ny droit kosa aloa rehefa andronโny formation.
Tongava maro e!!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Ifanadiana
