Tiako ny taniko
Mandresy mandrakariva no tanjona, mahalafo,mahazo tombony
30/10/2022
Ny service immobiliers Manambina Imerintsiatosika dia manolotra anao trano fonenana vao2 ao Ankerana Labrousse, lalana pavé, jiro en cours, efa misy ferme hoanao mpamokatra akoho, misy tranon kisoa ihany koa, amin'ny vidiny 160 millions ariary, sécurité milamina,rivotra madio, aza misalasala miantso 0331413720,0346677045, email [email protected]
Izahay dia manao sera rehetra momban'ny tany trano,izay ato am commune Imerintsiatosika sy ny manodidina, Antananarivo, Arivonimamo, efa misy toerana maro azo tsidihina raha mahaliana Anao, n'a hividy ianao na hivarotra dia afaka miara miasa foana. Misaotra Anao
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Imerintsiatosika
112
