Lina beauté
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lina beauté, Health/Beauty, RN 1, Imerintsiatosika.
05/01/2026
Iza avy le manan olana am tarehy ato 😍 panda ,mony , cicatrice, cerne, n'a tâche efa ela ary afak foan ao anatiny 3 andro de efa maita vokatra tsara 💝 tsy miverina tsony ze afak an mp avy atrany ary n'a 038 34 570 26
05/01/2026
Iza mbola tsy nahazo ilay manafotsy ao anatiny 3andro ohh😊❤❤
- manafitsy vatana manontolo
-tanana,fe,tongotra,sns...
-manala mainty am elakelam-pe, tenda,lohalika,sns...
-manala point noir, mony
Tongava mp avy atrany ary na miantso ny
038 34 570 26
03/06/2024
Iza mbola tsy nahazo ilay manafotsy ao anatiny 3andro ohh😊❤❤
- manafitsy vatana manontolo
-tanana,fe,tongotra,sns...
-manala mainty am elakelam-pe, tenda,lohalika,sns...
-manala point noir, mony
Tongava mp avy atrany ary na miantso ny
038 55 503 97
03/06/2024
iza ilay liana amn ny fanalana kibo sy tavy aingana b ato am fomba natoraly ..💝arao tsy tapaka ary pejy fa anome astuces tsotra nefa tena efficace ato izahay, tsy misy sarany aloha fa aza adino fotsiny ny manaraka sy ny manisy j'aime 👍 ny pejy an!
14/05/2024
5 jours manangeza doudousy😊
Manositra fotsiny enao de ngeza oanzay manana vatana kelikely ohh
Ze faritra tinao angezana mety foana an
Tongava mp avy atrany ary na miantso
038 55 503 97
14/05/2024
Iza koa le omeko masque mampaniry faritra sola sady mampaniry aingana ilay volo tsy maniry ato
Manositra in1 mandeha de maita vokatra enao mampiasa azy
Tongava mp avy atrany ary fa mety am volo rehetra mintsy
Afaka miantso koa enao
038 55 503 97
13/05/2024
Volo tsotra natao curly ohh❤
Mamy kelii ee sady mafatifaty le volo curly
Creme boost curly tena tsara be sady manalava volo aingana be mintsy
3andro faharetany sady mivoka be otrinzao mintsy an
Merci anareo ze nandefa retour fa tena Mamy be
Afak mandefa mp koa ze lina fa omenay na miantso ny 038 55 503 97
13/05/2024
Iza avy le manan olana am tarehy ato 😍 panda ,mony , cicatrice, cerne, n'a tâche efa ela ary afak foan ao anatiny 3 andro de efa maita vokatra tsara 💝 tsy miverina tsony ze afak an mp avy atrany ary n'a 038 55 503 97
10/05/2024
Miarahaba antsika rehetra😊
Iresaka momban'ny 💕Masque capillaire💕 indray isika androany😊
👉Inona no atao mba ampasalama ny volo sy ampalava azy aingana??
👉Atody👈 no akora fototra ampiasaintsika.
Ny vitamine B (B1,B2,B6,B12) dia tena ilain'ny volo mba ampasalama azy. Raha toa ka tsy ampy an'ireo singa ireo isika dia mora vaky2 sy tapatapaka ny volo ,ary mahatonga ny volo hihintsana .
Noho izany ilaina ny fihinanana atody na ny fanosorana atody amin'ny volo mba hahazoana vitamine B ka hampasalama ny volo sy hampalava ny volo aingana.
🍒Ireto ary misy recette à base d'oeuf vitsy2 mba ahazoantsika volo salama sy volo lava😊 :
1)🌸Atody(1)🌸citron(1)🌸tantely(2sotro)🌸huile d'olive(2sotro)
Raha toa ka maina be ny volonao de "jaune d'oeuf" ihany no apesaina
Raha toa ka gras de blanc d'oeuf ihany
Raha toa ka cheveux normaux de afaka ampesainao lay atody rehetra.
💕Fampiasana azy💕
Afangaro tsara ,ahosotra amin'ny volo rehetra indrindra ny odidoha.
Avela ilona 1h ,aveo sasana am shampooing mahazatra.
2)🌸Atody(1),🌸tantely(1sotro),🌸jus d'oignon(1sotro)(👈rapena ny tongolo de tsihifina ny ranony iny,tsy asina rano akory)
💕Fampiasana azy💕
Afangaro tsara ,ahosotra amin'ny volo rehetra indrindra ny odidoha.Fonosana tsara de avela ilona 2h ,aveo sasana am shampooing mahazatra.Anisan'ny manampy am fitombon'ny volo ian koa izy io.
Mety am volo rehetra izy ireo na ho an'ny volo miloko aza.Atao in1 na in2 isankerinandro.
Andramo fa ho itanao fa ho salama sy ho mora lava ny volonao raha mavita manao an'ireo 😊
Manao bain d'huile enao alohan'ny anasanao
09/05/2024
Iza ilay mbola tsy nahazo creme manageza vatana ato oh😍
_manangeza ze faritra tinao ho ngeza,nono,zandry,doudousy, sns...
_mapiasa 3 andro de efa maita vokatra sahady enao
Tongava mp avy atrany ary na miantso ny 038 55 503 97
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Imerintsiatosika
