Karimbola d'antsimo Andrefana
Plante medicinal
19/03/2023
Miarahaba antsika rehetra.Vao nahatonga KARIMBOLA izahay,ho an'izay mbola tsy mahafantatra dia maro ny aretina sitrany karimbola ary tena efficace,ka ireto avy ny soa azo avy aminy:
-Mandevona kyste sy fibrome
-Manasitrana ovaire mivonto
-Manala perte misy fofona,perte mavo na volontany,perte mangidihidy
-Manadio sy manafana tranonjaza
-Manala ny tsentsina ao amin'nu vozon-tranonjaza(trompe bouchée)
-Mampandeha fadimbolana tsy mety mandeha nefa tsy bevoka
-Mampilamina ny fadimbolana
-Manampy nono ho an'ny reny terabao
-manasitrana fery anaty ho anireo izay avy nididy sy terabao
Prix:1700ar ny fatorany iray
Midira MESSAGE PRIVE raha mahaliana anao na antsoy ny laharana 0348025125,manao livraison raha ANTANANARIVO VILLE (frais de livraison 3 000ar) ary mandefa colis raha @ FARITRA (frais de colis PA) .
MISAOTRA TOMPOKO
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
112
