Curly by Tamby

Curly by Tamby

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Curly by Tamby, Beauty, cosmetic & personal care, Miakadaza Imeritsiatosika, Imerintsiatosika.

Photos from Curly by Tamby's post 05/01/2026

Ireto Ary ny valiny lalao eh❤️🎉

Mih kamia
Henintsoa Raheriarisoa
Miora Raherinjatovo

Aza miala lavitra fa mbola betsaka ny cadeaux zaraintsika🎀

05/01/2026

Hey🎉

Efa Vonona daholy ve?

20h ny valiny lalao ❤️❤️

Mazoto mipartage sy m'coms🎀

26/12/2025

🎁BON PLAN CADEAUX🎁
Coucou les filles 🌸
Jeux tsotra kely an azahoana Cadeaux tsara kely✨
Olona 3 be izao no hosarihina 🎁
Cadeaux :1-Curly gratuit chez Curly by Tamby
2-Credit 2000Ar+porte clé
3-credit 1000Ar
Tsotra kely ny conditions :
✨ Abonnéo n'y page
✨Asio réaction sy commentaires ny pub rehetra
✨ Invitéo ny amis iAbonné n'y page
✨Ataovy eo amin'ny commentaires ny preuve

Rendez-vous 5Janvier 2026🎉

28/10/2025

Hey🥰🥰
Fotoana zao ikarakarana ny volonao.
Ndao izara torohevitra mahasoa mila fatatra aloha tsika androany.
Mba ahafana manana volo salama sy natoraly dia ireto avy no mila fadiana :
🚫 Ajanona ny coloration !!
Maro ny karazana lokom-bolo an fa anisany tena mandoro volo sy manimba ny faniriany anefa izy ireny raha tena tsy maintsy mandoko kosa an, afaka mifidy amilay natoraly ianao ☘️
🚫Brushing & Fer
Fatatrao ve fa ny volo dia toy ny vonikazo ihany, mety ho faty eo no eo izy na malazo fa misy kosa mihitsana tsikelikely.
Ezaho ahena sy fadiana ary ny fa fotoana volo an, indrindra amin'ny Babyliss ozy tsika. 😊
🚫 Mampiasa produit misy akora chimique, sulfate, sns...
Mety apalefaka sy apamandina ny volo izy ireny nefa manimba sy manakana ny fitombony volo.
Aleo miezaka mampiasa akora natoraly na produit clean ☘️☘️

Mazotoa daholy mikarakara volo 🥰🥰
Inviteo ny namana mba iditra ato amin'ny groupe Curly curly Imeritsiatosika ❤️

Aza adino koa fa manao promotion be tsika amizao zay anao curly 🥰🥰
Aza misalasala miantso na midira Mp📲

0335762829 📲

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Imerintsiatosika?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Miakadaza Imeritsiatosika
Imerintsiatosika