Marie Annah

Marie Annah

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Marie Annah, Health/Beauty, Majunga, Maevatanana.

07/09/2024

🇲🇬❤️KATRAFAY ENTINA HIADIANA AMIN'NY FANAINTAINANA SY FIREHETANA EO AMIN'NY HOZATRA SY NY VANINTAOLANA MARARY
Manankarena zavamaniry manatsara ny fahasalamana isika. Amin'izao andro mangatsiaka izao dia mihetsika avokoa ireo tsy fahatomombanana eo amin'ny hozatra, vanin-taolana. Efa maro ireo fizarana natao entina hikarakarana ireo tsy fahatomombanana ireo toy ny : sodifafana, tanatanamanga, gamme d'entretien Ă  base de girofle, sns.... (voir journal Milamina Fahasalamana). Anio dia ny mahakasika ny KATRAFAY, zavamaniry iray izay manana fahafahana mampitsahatra ny fanaintainana sy ny firehetana eo amin'ny vanintaolana sy ny hozatra marary no hozarainay ho anao.
Ny fandomana ireo faritra marary sy ny fandroana amin'ny rano betsaka apangotrahina miaraka amin'ny katrafay iray fatorana atao andratra tsara(matoy) ny ranony isaky ny hariva alohan'ny hatory dia mampitony ny fanaintainana sy ny firehetana ateraky ny raideur musculaire, arthrite, arthrose, goutte, rhumatisme, irritation du nerf sciatique(hernie discale, syndrome de piriforme), nevralgie cervico brachiale, havizanana mitarazoka noho ity zavamaniry ity manana fahafahana miady amin'izany, "analgésique" sy "anti-inflammatoire".
Tena ilainao mba hampitony ny fanaintainana sy ny firehetana aterak'ireo tsy fahatomombanana eo amin'ny fahasalamana ireo ny fampiasanao ny KATRAFAY

Photos from Marie Annah's post 07/09/2024

Afaka manafatra karazana fanafody natoraly fa tsy karimbola ihany koa isika ann🌿

Be dia be ao @ com's na koa mbola misy hafa noho ireo

07/09/2024

🌿Ny plante médicinale KARIMBOLA🌿
â›”Mandevona ny : kystes , fibromes , dystrophie ovarienne , myomes ...ao anatin'ny fotoana fohy.
â›”Manala perte:misyfofona,mangidihidy, mavo na volontany
⛔Manala ny : trompes bouchées ( salpingite ) , ny inféction vaginale ( mycose , candidose...)
â›”Manadio,manafana tranonjaza ho an'ny olona nitady zaza efa ela nefa tsy mety mahazo na koa ny olona avy nanao FISA ka maniry ny hiteraka amin'izay .
⛔Mamerina ho normal ny règles tsy tonga efa ela nefa tsy bevohoka na ny règles miverilberina matetika ao antin'ny iray volana ( Troubles hormonales ).
â›”Manasitrana ny lafika , ny fery anaty ho an'ny olon avy nididy .
⛔Misoroka ny : fausse couche , œuf clair , grossesse éxtra-utérine.
Manasitrana ireo aretin'ny taovam-pananaha ( angatra , tety...)
⛔Manasitrana ny aretin'ny : prostate , reins , vavony , aty , impuissance , tension , oligospermie , hémorroïde ...
â›”Mampiakatra nono ho an'ny reny terabao.
â›”Mampalaky mahazo aina ho any olona kelikely vatana ka te hitombo
⛔Koa raha mahaliana anao ary ny 🌿KARIMBOLA🌿 sy ny soa azo avy aminy dia mandefasa "mp"
PRIX:3000ar ny fehiny.
Lieu : Majunga

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Maevatanana?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Culinary Team

Attire

Website

Address

Majunga
Maevatanana