EDENA Beauty Majunga
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from EDENA Beauty Majunga, Beauty, cosmetic & personal care, Pômpy be Ambohimandamina, Mahajanga.
27/07/2026
⭐ GEL INTIME SAFORELLE 100ml⭐
🌹 Manadio tsara ny partie intime
🌹 Manala hidihidy sy ny fofona maimbo izay mety manelingelina
🌹 Mampalefaka sy manamandimandina ny hoditra
🌹 Mety ho an'ny vehivavy rehetra efa tonga fadim-bolana
🌹 Fofona malefaka tsy mahery, manaja tsara ny équilibre naturel
🌹 Mora ampiasaina
🇫🇷 Authentique
Disponible de suite à Majunga
Prix : 23000ar😊
Stock très limité
12/06/2026
💃🏻 Ito amizay ilay offre tiantsika be iny 💅🏻🥰
Toerana: EDENA Beauty Majunga Pômpy Be Ambohimandamina, Sotema
Contact : 0386614123
15/05/2026
❤️🎉 OFFRE D'OUVERTURE ❤️🎉
13/05/2026
🌹 OFFRE D'OUVERTURE 🌹
8000ar ihany ny manao volo ( brushing + finition ), volo efa voasasa ihany aan😉
Ataontsika telo andro be izao, alakamisy ka hatramin'ny asabotsy.
CONDITIONS DU JEU:
💄 Abonneo ny page
💄 Invitéo ny namanao hi-abonner amin'ny page
💄 Partagéo en mode public ao amin'ny mûr nao ity publication ity de captureo
💄 Ataovy ao amin'ny commentaires ilay capture teo de mentionnéo ireo namanao mba hanao réaction amin'ny commentaire nao
💄 Partageo amin'ny groupe rehetra misy anao ity pub ity
NB: Izay mahazo réaction be indrindra ao amin'ny commentaireny no mahazo🥰
Toerana misy anay: Sotema Ambohimandamina, arrêt bus Pômpy Be
Contact: 0328971156 , 0386614123
WhatsApp : +261328971156
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Mahajanga
