Mar'tinah Beauty
La beauté commence au moment où vous décidez d'être vous_même�
21/07/2026
Coucou 😘🤗
Andao hanao manja2 ndray miaraka Rajao mianakavy ary eee💅👄💄 Zoma ny fotoanan_tsika ary aaaa🤗
Fa aza tara😋 Aza miandry ny andro zoma zany vô Tonga aty amiko 😚😄
fa demain ihany ah dia efa afaka mandray an'lisany fa saody tsy tratra eo ndray ny fotoana enjehina bé😉👌💅
💄 Mar'tinah Beauty 💅
Tinareo le mihaigo dia tiako koa le mampihaingo dia aleo mifanaja sy tsy mifamono😎🤗💅👄
17/06/2026
Coucou 😘🤗
Ity sariko ity no anazavako misy2 kokoa anareo ity resaka fahamanjana ito loh😎
Sarotra be ny manazava eto AMY mintsy loh no tsindriko manokana fanazavana ito😣
Rah hiteny resaka prix fotsiny ah dia tena efa bôjo be mintsy loh🤐😥 misy tarif an'olona any alefako eto dia eo nareo mahita hoe lafo bé ve ny prix ataoko sa maty antoka bé zah🤔😪
Te hiteny fotsiny ah hoe tena efa normal io fa resaka produits sy resaka fitaova tompoko ny tena enjana😴😣 ny aina koa tena reraka ihany koa 😫
Nareo tsara no tanjona sy afa_po ihany koa rehefa mitondra an'le izy🤗💅👄💄
Eto ihany koa ah dia tsindriko kely hoan'olona maka pack Mariage, Soratra, vady vao😎☺️
Tsy mitovy veli2 mihitsy olona tsotra ny prix anareo rah hanao hamajana tompoko🤔 Manana prix manokana ireny💄💅😉
Nb: Prix fix tsy misy adivarotra itsony tompoko👌✊(Tena mifona🙏)
06/05/2026
Coucou 😘
Ela2 tsy hita fa mangigina tsika Zay🥺✊
Hanazava kely mahakasika ny fanaovana make up fotsiny ah 😉👄
*Rehefa manao make up dia tsy mila matahotra manositra produit @ tarehy.(ex=fond de teint...sns). Arakaraka ny filalaovanao ny pinceaux ihany ny mampisafotana sy tsy mampisafotana an'io fond de teint io tompoko.
Zay ihany loh mba tsetsatsetsa tsiaritra fa @ manaraka ndray ô😉😘
Arao fôna ny pejy fa misy toro hevitra omeko sy fampianarana manjinijinika zarazaraina ato🥰🤗
Mar'tinah Beautyah Beauty 💅💄
03/04/2026
Coucou😊
Efa mandray fôna ah Zao aa💄💅
Saody Tara,, jusqu'à dimanche 💅💄🥰
💄Mar'tinah Beauty 💅
19/03/2026
Coucou 🤗
Naika mba ampahafatatra anareo fotsiny ah hoe maro karazany anie oa le traçage sourcils ee👄😉 Sady misy fika² maro be ihany koa fomba fanaovana azy io🤗👁️
Ka ho anao izay sahirankirana na mba tia avoafehy ny traçage sourcils , afaka mampianatra ihany koa ah 😋😍 @ sarany mirary dia mirary👁️😁😍
Santionany keMar'tinah Beautytinah Beauty 💄👁️
15/03/2026
Coucou 🥰
Tadidinareo ve zah le nitady olona ho atao model make up 💄😎 Tsy nanam_potoana mintsy ah fa androany eky izy vita😴👀👄
Mbolaa misy lalao hafa indray atao tsika fa Aza miala lavitra ny page😍
Afaka mandray olona atao fiançailles, Mariage sns(...).
👄Mar'tinah Beauty💄
13/03/2026
💄Mar'tinah Beauty 💅
Jusqu'à le 6mars ihany oa no mandray onglerie (faux ongles), le 7&8mars make up ihany no raisina💄💅
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Maintirano
AMY
