Mada Longrich Product by MEVA
Miresaka mikasika ny longrich atsika ato,
Ny atao hoe business longrich,
Ireo tombontsoa sy izay re
17/09/2023
😁😊
27/02/2021
🌿Déodorant Longrich (Anti-perspirant Dew) 🌿50mL
✅Ny déodorant anti-transpirant Longrich dia vita am zava maniry ary bio, tsy misy effet secondaire:
👉Mety amin'ny karazan-koditra rehetra
👉 Manala fofona sy mampihena ny hatsembohana be loatra
👉Manala ny hidihidy amin’ny helika
👉Mora maina sy haingana , tsy miraikitra ary tsy mamela tasy amin’ny akanjo
👉Mitazona anao ho manimanitra mandakariva
👉 Ny extraits d’aloès manamando sy miaro ny hoditra
👉 Manome fofona malefaka sy mihaja, misy hanitry ny voankazo sy voninkazo,
👉Mampahazo aina mandritry ny andro, manitra sy mampahatoky Tena
👉Mora ampiasaina
Mp raha mila fanazavana fanampiny
📞034 43 988 88 / 032 04 763 80
👉Livraison dans toute Province
05/02/2021
SPRAY ANTI-MOUSTIQUE
🚫Aoka izay ny moka sy ny karazana bibikely manelingelina anao
👉Ity vokatra iray Longrich ity dia natao:
✅Hiaro anao @ kaikitrin'ny moka sy hanalavitra anao ny karazana bibikely hafa toy ny Lalitra,vitsika,ala, kalalao mandritra ny adiny 8 isaky ny mampiasa azy
✅ Tsy mila mampiasa lay na ody moka manepotra intsony
✅ Mitondra fofona tsara , malefaka , mety amin' ny olon-drehetra
✅Mety atao ranomanitra ihany koa noho ny fofona manitra sy malefaka oentiny
✅Mety ahosotra amin’ny vatana na atsifitra manerana ny trano
✅Tsy misy effet secondaire
-----------------------------------------------------------------------------------
Le vaporisateur anti-moustique de Longrich vous permet de vous protéger des piqûres des moustiques pendant 08 heures. Il ne provoque pas de cancer et n'est pas dangereux pour la peau. Il perturbe la capacité des insectes à localiser les humains. Appliquer sur les parties visibles du corps.
✅Insectes cibles
• Répulsif moustique
• répulsif moustique tigre
• répulsif mouche, anti fourmi
• anti araignée
• répulsif blatte et cafard
• Efficace pendant 8 heures.
• Contient plus de 70% d'alcool
✅Ses vertus
• Ne pas appliquer sur les plaie
• Appliquer sur les parties visibles du corps.
• Ne pas le vaporiser sur les yeux et la bouche.
• Il perturbe la capacité des insectes à localiser les humains.
• Il ne provoque pas de cancer et n’est pas dangereux pour la peau.
• Garde votre corps à l'abri des piqûres de moustiques pendant 08 heures
• Utilisez-le avec précaution pour les patients asthmatiques et les femmes enceintes.
💥La santé est la première richesse
🛑 Disponible en grande quantité
👉Livraison /Province
-------------------------------------------
💥Rdv en MP pour vos commandes ou pour devenir distributeurs.
📞 0320476380/ 0344398888
💥 Mahajanga( Ambondrona )
Meilleure vie et meilleur avenir avec Longrich.
-------------------------------------------
Commentaires
Écrivez un commentaire…
Longrich Madagascar Business
30/01/2021
👉Te hanana tarehy madio,tsy misy tasy sy mandimandina ve ianao
👉Te hanala Vergeture ihany koa?
Vahaolana Savon noir Longrich vita maniry (charbon de bambou(2 herinandro dia mahita vokatra)
✅Mety ho an’ny karazana hoditra rehetra( tsaiky na olo be)
✅Manadio tanteraka ny tarehy (manala panda, point noir , ary mony)
✅Miaro amin’ ny areti-koditra maro
✅Manadio ny vatana iray manontolo
✅Manamandina ny tarehy
✅Manala ny tsatsakoatra (vergeture) na dia efa ela aza
✅Afaka manao livraison
contact : 0320476380/0344398888
