Marketing MGA
Izay ataon'Andriamanitra dia hahasoa avokoa🙏🙏🙏
👉Izy ato amiko ,izaho ao aminy mino izany aho❤️❤️❤️🙏🙏🙏
30/07/2026
Déodorant Rexona ho antsika eto mahajanga sy ny manonodina
Manitra tsara ary mitazona mandritra ny 72h reo tompoko, Aza misalasala manao commande na
Midira mp avy hatrany 🤗
Prix efa abordable
Authentique 💯💯 provenant de France 🇨🇵🇨🇵
Afaka manao livraison izahay
30/07/2026
Arrivage D🌸O🌸V🌸E savon sy Déodorant ho antsika eto mahajanga sy ny manonodina
Authentique 💯💯 reo aza misalasala manao commande tompoko 🥰
Afaka manao livraison izahay ary mbola afaka mandefa amin' i faritra ihany koa 🤗
29/07/2026
Midira mp hoan' izay mitady vaseline original io tompoko 🥰
prix efa abordable 🤗
28/07/2026
Arrivage Crème MIXA ho antsika eto mahajanga sy ny manonodina 🌸
Tongava Mp hoan' izay hanao commande tompoko 🥰
Authentique 💯💯 provenant 🇨🇵🇨🇵
Misy Lait corps 250ml
Mixa crème corps mains, visage 400ml
Afaka manao livraison izahay tompoko ary
mbola afaka mandefa amin' i faritra ihany koa 🤗
18/07/2026
Arrivage DESSANGE Blond colifornien ho antsika eto mahajanga sy ny manonodina 🌸
Misy Shampooing sy Masque Authentique 💯💯
Mp avy hatrany hoan' izay liana tompoko prix efa abordable
Afaka manao livraison izahay na eto antoerana na any Amin' i Faritra ihany koa
17/07/2026
Tongava Mp hoan' izay hanao commande Vaseline original tompoko 🥰
prix efa abordable niantsik ato 🤗
17/07/2026
Arrivage L'Oréal Collagen Lifter, Shampooing sy après shampooing ho antsika eto mahajanga sy ny manonodina, mp hoan' izay liana tompoko 🥰
Authentique 💯💯
Afaka manao livraison izahay na eto antoerana na any Amin' i Faritra ihany koa
16/07/2026
🌸 Arrivage Crème solaire ho antsika eto mahajanga sy ny manonodina 🌸
Authentique 💯💯 provenant de France reo tompoko 🇨🇵🇨🇵
Misy hoan' i vatana sy tare
Mp avy hatrany hoan' izay hanao commande prix efa abordable 🤗
Afaka manao livraison izahay na manantona anay mivantana ianareo 🥰
👉Eto AMBOVALANANA ny point de vente nay
10/07/2026
Arrivage shampooing DESSANGE Couleur & Kératine ho antsika eto mahajanga sy ny manonodina
MP avy hatrany hoan' izay liana tompoko fa vitsivitsy ihany ny stock tsika ato 🥰
Authentique 💯💯 provenant de France 🇨🇵🇨🇵
Afaka manao livraison izahay tompoko ary mbola afaka mandefa amin' i faritra ihany koa
08/07/2026
Arrivage Crème NIVEA ho antsika eto mahajanga sy ny manonodina 🌸
Midira mp hoan' izay liana tompoko prix efa abordable 🤗
Authentique 💯💯
Afaka manao livraison izahay na eto antoerana na any Amin' i Faritra ihany koa
Afaka manantona anay mivantana ianareo tompoko 🥰
👉Eto AMBOVALANANA ny point de vente nay
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Majunga
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 20:00 |
| Tuesday | 07:00 - 20:00 |
| Wednesday | 07:00 - 20:00 |
| Thursday | 07:00 - 20:00 |
| Friday | 07:00 - 20:00 |
| Saturday | 06:00 - 21:00 |
| Sunday | 06:00 - 20:00 |
