VIAVY TSARA
���La beauté jusqu'au bout des ongles ��
🌸🌸🌸 Hello , Elaela tsika tsy niresaka Botox an ViavyTsara.
❤️❤️Avy aiza moa ny Botox an'i ViavyTsara ?
Tsy vita avy eto an toerana fa afarana avy any Brésil ny botox Caviar. Rehefa nanandrana izahay Dia ny produit Brésilien no tena mifanaraka amin'ny volon'ny malagasy sy ahitana résultats tsara👌. Produit EFA fanta daza sy ampiasain'salon maro amin'ny firenena maro no afaranay sy tsunjarainay .
♥️♥️ Mampaninona marina ny BOTOX ?
Mitsabo ny volo eo noho eo ny botox. Natao ho an'ny volo simba''ny loko, maina bé , simba''ny produit isak'arazany. Ary mety amin'ny volo rehetra na tsotra na curly .
🚫TSY LISSAGE ny botox !!!
Manalefaka izy fa tsy mamiridiridy n'y volonao!!
👌Mamerina ny fahasalama'ny volonao, mangirana sy malefaka ny volo .
♥️♥️OTRAN'AONA NY FAMPIASANA AZY?
Tsotra sy tsy misy atahorana ny fampiasana ny botox. Azo atao any antrano tsy misy oe may 'a simba rah tsy mahay noho izy oe SOIN .
**Sasana tsara ny volo amin'ny shampooing tsy misy après shampooing, averimberina in3 farafahkely hanokatra tsara ny ecaillen'ny volo sy hanala ireo produit Mbola tavela amin'ny volo. Amainina tsy maina bé fa 80% eo.
**Osorana tsikelikely amin'ny volo, atao amin'ny pinceau , de bangoina hiparitaka tsara . De avelao hilona eo am 30min hatramin'ny 50min arakaraka ny hatevin'ny volo.
**Kobanina ,Kely fotsiny, hiala ftsn Ilay produit.mihotra sy misolitika !!
** Amainina am séchoir ny volo, otran manao volo ihany
**Ny finition tsy maintsy fer à cheveux fa tsy steam pod. Mila hafanana ny produit Vao miditra tsara. 👌👌Tsy votery hanao volo fona anefa rehefa vita fa am voalohany ihany après afaka manao naturel ianao .
**Rehefa vita Izay Vao afaka asina sérum. Afaka amaranana Kely ny volo mba hamoivoka tsara ny résultats,.manala ire fourche.
👌👌Tsy sasana ny voloa mandritra ny 72h .
♥️♥️MILA PRODUIT SPÉCIAL VE HIKARAKARANA NY VOLO AVY EO ?
Maharitra 3mois ny résultat botox.Afaka tsy mampiasà intsony afaka rah afa po fa Tsy votery oe hanao botox fona anefa rehefa hitanao fa salama ny volonao.Tsy mila fikarakara manokana , tsy mifidy shampoing. Rah Tiana haharitra dia afaka.mampiasa shampooing sans sulfate. Fa tsy maninona anefa rehefa tsu manana. Mifanaraka tsara amin'ireo produit naturel izay fampiasanao.
♥️♥️Misy format 2 ny botox Caviar .
100ml : mety mahavita olona 2 , rah tsy matevina sy lava ny volo.
250ml : natao ho an'ny salon de coiffure sy ireo izy Mbola hitady vola.
Afaka mandefa Mp na miantso mivantana ny 0379118486 rah mila fanazavana fanampiny.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Majunga
401
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 19:00 |
| Tuesday | 09:00 - 19:00 |
| Wednesday | 09:00 - 19:00 |
| Thursday | 09:00 - 19:00 |
| Friday | 09:00 - 19:00 |
| Saturday | 09:00 - 19:00 |
