Nappy cure.
"Nappy cure."
dia natsangana mba hanampiana izay te hikarakara vatana sy volo mba hisitraka "produits naturels" voafantina sy voadinika tsara, tsy manimba ary mahomby.
13/06/2021
😂 izôvy mibôgno volo isaka mifaoha 😂😂😂?
✅ Astuce ialagna amzao: mandry miaraka amina bonnet en satin 😚😉
Bonne journée les amours 😚❤
Miarahaba ny reny rehetra amin'izao fetin'ny reny izao 🤗🌹
Enganie ho ela velogno renintsika jiaby 😍
26/05/2021
🌸😍 BEURRE DE KARITÉ 😍🌸
(Avy any Côte d'Ivoire)
- Manamandina volo
- Manalava volo
- Manamandina tongotra vakivaky
- ...
Prix: 17 000 Ar seulement 🤗 (100 ml)
Toeragna: Antanambao Maroantsetra (ahilan'ny bureau du Cantonnement)
Afaka mandaifa am' faritry hafa 😉
-----🌿 Nappy cure., vente de produits cosmétiques naturelles 🌿-----
Miarahaba atsika jiaby nahatratra ny Pentekôty 🌻
18/05/2021
Akory aby 😁💚,
Solution contre MONY sy peau GRASSE 🙋
💚 ARGILE VERTE 💚:
- magnamaigny sy magnala ny mony
- magnamaigny ny tarehy mitera-menaka
❎ natokana hoan'ny "peau grasse"
✅ testé et approuvé par Nappy cure.
Prix: 2500 Ar (50 g)
Aza misalasala tonga mp na mandalo "Antanambao Maroantsetra, ahilan'ny Cantonnement" 😘
A bientôt 💚
06/05/2021
😍❤ PARTAGE ❤😍
🌿Produits nampiasaina: Gel Aloe Vera + Huile de ricin + Huile d'avocat
🌿Méthode: nampiasa Brosse
= Boucles définies tsara 👀😍
A bientôt 😘 ary mazotoa magnano routine 😁!
PS: produits et brosse dispo chez nous 😉
-----🌹-----
28/04/2021
[FIKARAKARANA VOLO MILOKO]
Coucou 🤗
Ny volo curly dia fragile. Voamaika fragile raha miloko.
❎ Antony: mampitombo ny "porosité"-ny volo ny loko ka lasa mora tapaka sy maina ary tsy mamoaka boucles tsara.
✅ Solution: mampiasa menaka mavesatra toy ny HUILE DE RICIN - manamafy ny volo miloko ary manampy mitazona hydratation.
🌿 Maro ny produits ataolotray ary anisany ny HUILE DE RICIN.
🌿 Ny anay dia pressée à froid ary non-raffinée = Top Qualité 👌
Voilà voilà 😊...prenez soin de vous les gens 🙏
📷 ig:
07/04/2021
[REDISPO]
😍🌻 BROSSE CURLY 🌻😍
💛 Mamoaka tsara ny boucles ana volo
💛 Prix : 10 000 Ar
🏡 Nappy cure. Antanambao Maroantsetra
05/04/2021
PRODUITS NATURELS 🌿 pour soins des cheveux et de la peau ❤
DISPO chez Nappy cure., Antanambao Maroantsetra ☺
04/04/2021
Wow 😍
📷 ig: niathelight
Click here to claim your Sponsored Listing.
