YKALA Beauté

YKALA Beauté

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from YKALA Beauté, Beauty Salon, Route vers Cathédrale Moramanga Ville , 10 m de Maki boutique , ex/coiffure Fenosoa ( Jery ), Moramanga.

🌹COIFFURE 🌹COLORATION🌹MAKE UP🌹TRESSES🌹CURLY🌹SOIN DU VISAGE🌹 ÉPILATION 🌹POSE TISSAGE🌹POSE EXTENSION CAPILLAIRE🌹POSE EXTENSION CILS🌹SOIN DES CHEVEUX 🌹SOIN DU VISAGE AU NATUREL 🌹PACK FIANÇAILLES 🌹PACK MARIAGE🌹

11/05/2026

Rehefa tsara sy manarapo fa tsy katity @ Produits,
Sy rehefa tsara sy manarapenitra ny fitaovana apesaina @ volonao dia mivoka tsara sy matsiratsiraka sy mangirana tsara toy izao ny volonao.

Tsy hisy effet secondaire ao aorina fa ho salama foana.

Tandremo fa tsy voatery ra matsotsoka mitsotra be ihany akory no antsoina hoe vita tsara sy tsara karakara ilay volo an ! fa mila tandremana na ny Produits apesaina na ny fitaovana sao lay manapaka volo ao aorindrina ao.
Misy ny fer izay karazany maro dia maro itantsika amzao fotoana.
Mety ivoka lisse tsara ny volo, saingy miha tapaka tsikelikely.
Koa mahaiza mitadrina tsara isika ary..... ❤️

Aza adino fa manao SOIN ny volo ary manoro ny produits manatsara ny volonao zahay ary manoro hevitra ihany koa.

🌹🌹 YKALABEAUTE 🌹🌹

Photos from YKALA Beauté's post 03/05/2026

Coucou !
Nafinaritra ny anio Alahady, nisafidy ny anome fahafahampo an'ireo tsy afamiala andavanandro @ asa nefa te anao fanamanjana zahay dia nisokatra hoanareo anio. .

Nafinaritra daolo ny asa vita anio fa ty volo ty anisan'ny nazahoko fafiny natsiro be ary tsy nahenoko tsony ilay avizanana efa enoko nanomboka ny après midi........
Ariva maizina ny andro vao vita, teo apamitana azy tsy heno lai avizanana. Mamy be maita ny resultat ❤️

👉 TONGAVA MANJIFA AO @ YKALA Beauté FA HOAFAPO IANAO 🌹

Photos from YKALA Beauté's post 27/04/2026

Coucou les followers
Toy izao no rendu avokanay refa manao volo
Volo vao folahana zao io itatsika io.
Tsy mbola nanao volomihintsy izy kanefa somary enjakenjana ilay volo no sady matevina be.

Araka ny mapiavaka anay moa dia miezaka anao ny ahatsara azy zahay dia manala pointes zay tena ratsy gratuit zahay.

Ary koa DOUBLE FINITION fona ny ato aminay.
GRATUIT ny STEAMPOD

'Nefa jereo ny rendu...Tsitanao hoe nalefaka ery ilay.volo no sady tsara sintona ery?
Mipelipelika tsara.....

Aza misalasala fa tongava aty aminay raha te ho afapo

🌹🌹 YKALABEAUTE 🌹🌹

09/04/2026

Coucou les manjas!
Atolotra antsika ny sopapa afahantsika manao choix mifanaraka @ teint antsika.....

Aza adino fa TARIF PROMO fona aloha tsika zao ato aminay @ resaka COLORATION

Photos from YKALA Beauté's post 04/01/2026

Asa mamikely voalohany @ ty taona ity.

🤎❤️‍🔥 COLORATION ❤️‍🔥🤎

New look New Year...... Inona tokoa moa ny olana e?
Anavao tsara ny taona vaovao sy ny humeur rehetra.
Ndao koa ianao zay vonona .
Atao mora ny authentique amzao f'aza diso anjara.

Misaotra t@ fahatokisana.
Mahazo cadeau make up zay manao Coloration authentique. 🍂🎀💄

🌹🌹 Ykalabeaute. 🌹🌹

04/01/2026
01/01/2026

Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao.
Itondra zavatsoa sy zavatsara hoantsika rehetra anie ty 2026 ty.
Mankasitraka anareo nanjifa taloha sy ireo panjifa amzao fisokafana vaovao izao.
Vao aingana mo no niverina indray zahay ikarakara anareo, ka dia mapanatena anareo panjifa zahay fa vonona hiezaka hatrany anao ny tsara kokoa ho anareo.

Handroso fona isika ary ataontsika teny filamatra mintsy zany amty taona ty. Hoe Hihatsara aho ary hihatsara ny fiainako .........

Aza adino fa ny fahamanjanao mapisy humeur tsara hoanao.....
Maromaro kely ireo projet antsika amty taona vaovao ty ka dia .....Atra anie anatateraka ny fikasantsika mba ifanasoavana sy ifapizarana ny soa....

Entano ny namana hi jaime ny page fa matetika hisy zavatra mamikely eto amzao taona vaovao zao ...

Bonne fête daholo ........ 🌹🌹 Ykala beauté 🌹🌹

08/03/2025

Happy Women's day 🌺

03/12/2024

👉👉👉👉 COLORATION Chez YKALABEAUTE Moramanga 😘

Tarif PROMO Jusqu'à fin d'année
Ne ratez pas , vous n'avez qu'à en profiter !
Réserver la date sur Mp

Fb : Nany LVats'su
Ou Tel : 034217824.

🌹 🌹 Ykalabeaute 🌹🌹

Photos from YKALA Beauté's post 11/02/2024

Coucou daholo!!
Hoan'ireo Tia TATOUAGE (tatoo) eto Moramanga. Afaka maka RDV sahady ianareo fa hisy manatalenta matihanina amzany handalo eto amintsika eto Moramanga.
Andro iray ihany n'y SABOTSY 24 Février hoav izao.

Matériels stériles à usage unique zan hoe atokisana tsara no apesaina. 👍🏾
Aty @ YKALABEAUTE n toerana anaovana azy'.

Infos et rdv : 0342717824

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Moramanga?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Route Vers Cathédrale Moramanga Ville , 10 M De Maki Boutique , Ex/coiffure Fenosoa ( Jery )
Moramanga
514