Cnaps Moramanga
" 'Nareo mpiray filôvana gôna no miakalamanta aminay e ! "
" Les adhérents au centre de toutes n
08/06/2022
22/05/2022
CNaPS Moramanga sy ny fiarahamonina mifampitsinjo.
Maro dia maro no hita rehefa mitondra zaza na ankizy eny an-dàlana dia ilay zaza na ankizy tantanantsika indray no ataontsika any anaty arabe fa isika no eny ambony sisindàlana. Ao koa ireo ankizy mifanenjika sy mihazakazaka ary milalao manamorona ny arabe.
Loza mitatao izany ka andao sorohana amin'ny alalan'ny fifanabeazana.
Tsy atao sakana ny tsy fahampiana na ny tsy fisian'ny marika famantarana eny amin'ny làlana fa andao hifampitsinjo ka hifampitaiza hisorohana ny loza.
CNaPS MORAMANGA!
Afaka mifandray koa isika amin'ny alalan'ny WhatsApp
032.03.651.03 ❤️
01/01/2022
HO TAONA ZINA FENO FAHOMBIAZANA ANIE ITY TAONA 2022 ITY.
CNaPS MORAMANGA MIRARY NY SOA SY NY TSARA INDRINDRA HO ANAO SY NY ANKOHONANAO ARY HO ANTSIKA REHETRA!!!!
VOLANJAZA TAONA 2022
18/11/2021
Miarahaba ombam-pirariantsoa indray gôna a! Ity ny tetiandro handraisana fanampiana ho an'ny volana novambra 2021. Mirary ny soa sy ny tsara ho antsika mandrakariva!
29/10/2021
Arahaba omban-kaja aman-kasina ho antsika rehetra gôna a ! Mba ho feno mandrakariva ny zo sy tombontsoantsika dia aza adinoina ny latsakemboka ! Mankasitraka indrindra !
29/09/2021
29 septembre "ANDROM-PIRENENA HO AN'NY FIAROVANA ARA-TSOSIALY"
HO ANTSIKA MPIASA!
ALAIVO AO ANATIN'NY TRANONKALA www.cnaps.mg ny KARATRA maha-MPIKAMBANA anao eo anivon'ny CNaPS!
Click here to claim your Sponsored Listing.
