Belle ongle by Vero
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Belle ongle by Vero, Beauty, cosmetic & personal care, Morondava.
29/08/2026
Coucou harivariva e👋
Cat eyes marron😍Ongles naturels na hoho natoraly hoy isika❤tsy voatery asiana faux ongle anie e😉
Misaotra an'i Wendiy Arnoux nametraka fitokisana tamiko🙏❤
Miezaka manome fahafaham_po ho anareo foana aho ary rehefa afa_po ianareo dia faly aho🤗
10000ar_16000ar eo dia efa mahavita ny tananao manjamanja😊
Aza misalasala miditra mp raha liana😊na miantso ny laharana 0348885717😊
27/08/2026
Coucou👋
Mahafaly ahy foana ny mizara aminareo ny santionan'ny asako😍
Noir indray no loko safidin'ity cliente iray ity natao tamin'ny tanany teto,rouge kosa no nosafidiany ho atao amin'ny tongotra😍tsy nijery modèle izy fa loko ihany no nosafidiany dia izao no nampanaoviny izay tao antsaiko dia toy izao ny fivoakany🤗mankasitraka an'i Megane nametraka fitokisana tamiko🙏❤
Ahoana ny fahitanareo azy?
14000ar raha atao manjamanja toy io ny hohonao❤
Aza misalasala miditra mp na miantso ny laharana 0348885717 raha liana😊🤗
26/08/2026
Miarahaba e👋😍
Lasa be mpitia be ilay modèle cat eyes ry zareo a😍
Misaotra an'i madame Clara misafidy ny ho ato aminay foana🙏indroa nanao hoho tato aminay izy izay tato anatin'ity volana ity😍Leo ilay teo aloha hono izy dia nalaina dia novaina indray e🤗,mankasitraka foana anareo misafidy ny ho ato aminay tompoko🙏❤
12000ar_16000ar ny sarany raha misafidy ny cat eyes ianareo😊
Aza misalasala mandefa mp na miantso ny laharana etsy ambany😊
Tél:0348885717
25/08/2026
Coucou daholo👋
Sary tanan'olona roa mpinamana indray no hoentiko aminareo androany😍🤗
Olona tsy tia zavatra be filirony loatra fa tsotra nefa mihaja😍
Ireo no modèle nosafidin'izy ireo natao❤nitovy fitiavana ry zareo😍🤗
Misaotra an'i Mme Fafah sy Ramatoa vadin'i Directeur iray izay nametraka fitokisana tamiko🙏❤Mankasitraka indrindra Tompoko🙏❤
Aza misalasala miantso na miditra mp raha liana fa ataonay afa_po tompoko❤
Tél:0348885717
24/08/2026
Miarahaba e👋
Ny sarin'ny tanako sy ny tongotro😍
Tiako kosa aloha ry zareo ity modèle cat eyes marron ity a❤
Finaritra ery ny maso mijery azy vao vita tsara ilay hoho😍🤗
Misy manontany hoe fa toa malaky ovaina?eny ry zareo,tiako ilay izy😍fa kosa izaho tena malaky leo rehefa elaela eo amin'ny tanako ilay modèle,dia esoriko aloha dia rehefa te hanova aho dia ovaiko indray😊
Ahoana nefa ny fahitanareo azy🤗?
12000ar ny modèle cat eyes ato aminay raha tsy misy deco 3D
15000ar_16000ar kosa raha misy deco 3D
Mirary herinandro feno fitahiana sy fahombiazana ho antsika rehetra🙏❤
20/08/2026
Modèle et réalisation❤
Grenat ilay modèle fa rouge kosa no nosafidian'ity cliente ity😍
Modèle cat eyes indray no entiko amintsika androany😊
Misaotra anareo cliente misafidy anay🤗❤🙏
12000ar dia mahavita ny tanana manjamanja toy izao🤗
19/08/2026
Sary nalain'ny cliente_ko iray teo ampanaovako ny hohony❤nalefany tamiko😍
Mamy be foana anie ianareo ry clientes isany e❤❤❤
18/08/2026
Santionany tamin'ireo asatanako misy deco 3D😍
Betsaka ianareo no manontany hoe fa maninona no miakatra kely ny sarany vao misy deco 3D?azavaiko kely eo ambany izay😊
1)Mandany fotoana be ny fanaovana azy😊
2)Somary lafolafo ny vidin'ny Gel nail art(fanaovana azy)
3)Tsy hoe decoration fleur na noeud apetaka fotsiny amin'ny colle ilay izy,fa tena alaina ohatra ny fotaka dia volavolaina amboarina arak'izay deco hitiavanareo clientes azy😊
Azonareo amin'izay ve?
13000ar_15000ar raha ohatra +deco 3D ilay pose faux ongle+vernis permanent😊
Aza misalasala miantso na mandefa mp raha liana😊
Tél:0348885717
17/08/2026
Soft pink,Bold beauty💅
Toy izao indray ny resakay sy ity cliente iray ity😍
za:atao ahoana ny modèle tianao?
cliente:aleo aho tsy hijery modèle fa mba ataovy amin'ilay foroninao sy izay tianao
za:ataoko amin'izao tiako izany?
cliente:oui,izay no tiako
za:ok ary,inona no loko tianao?
cliente:izay ataonao
za:eny ary😊
Misaotra aki Jinah🙏❤
Dia toy izao aho rehefa mamoaka izay ao anatin'ny saiko ho anareo izay niteny hoe "mba tianay ho hita izany"
Ahoana ny fahitanareo azy?
Afaka miantso na miditra mp😊
Tél:0348885717
15/08/2026
Rosé Elegance💅💕💗
Tiany hono ilay hoho ko fa atao rose sy léopard print ny azy❤izay tianareo anie hoy aho no atao e🤗Misaotra mademoiselle Jï Nîce nametraka fitokisana🙏❤
Click here to claim your Sponsored Listing.
