LarchiMode
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from LarchiMode, Nosy-Be.
Mati hanina aminy routine Skincare .
🌿 Voafehy ny panda & mony - Hoditra madio sy mamiratra anaty 2 volana
Aho dia manampy ny vehivavy na lehilahy 25-60 ans hiverina hatoky tena indray
Livraison 🇲🇬
👉🏽Manomboka ato ny fiovana
wa.me/261344491341
“Nahoana ny Panda (Melasma) no miverina foana na efa nahazo vokatra aza ianao? 😳”
Na mampiasa sérum anti-tache aza…
Na manao soin aza…
Na efa nihamaivana aza ilay panda…
🚨 Matetika dia mbola miverina izy.
Ary tsy kisendrasendra izany.
Ny melasma dia hyperpigmentation chronique, ka mila mahafantatra ny tena antony mahatonga azy hiverina vao afaka mifehy azy maharitra.
👇 Ireto ny antony lehibe:
✅ Taratra UV (masoandro)
✅ Hyperactivité an’ny melanocyte
✅ Hormones (grossesse, contraception, ménopause…)
✅ Inflammation sy barrière cutanée simba
✅ Hafanana sy lumière visible
Mila taknika feno:
✔️ Protection solaire ( fiarovana masoandro )
✔️ Actifs adaptés ( singa tena mifanaraka aminy olana nao )
✔️ Réparation de la barrière cutanée ( fanarenana ny hoditra manify mpiaro ny hoditra )
✔️ Suivi personnalisé ( fanaraha maso manokana )
📩 Misokatra ho anao ny message privé n’a Tonga de Miantso 0344491341 raha te hahafantatra ny tena karazana panda anananao sy ny teknika mety aminao.
16/06/2026
🔥 “Ity no antony tsy nahafoanan’ity cliente ity ny panda nandritra ny 5 taona.”
Maro ny olona no mieritreritra hoe :
❌ “Crème anti-tache iray dia ampy.”
❌ “Produit lafo dia mahavita azy daholo.”
Nefa rehefa nanao diagnostic an’ity cliente ity aho dia hitako fa :
✔️ Tsy melasma tsotra ilay izy
✔️ Efa simba ny barrière cutanée
✔️ Tsy ampy ny protection solaire
✔️ Tsy mifanaraka amin’ny olany ny produits nampiasainy
Izany no mahatonga ny panda hiverimberina foana na dia efa nandany vola tamin’ny produits maro aza.
📌 Alohan’ny hisafidianana traitement dia mila fantarina aloha :
* Karazana panda
* Antony mahatonga azy
* Etat ny peau
* Produits efa nampiasaina taloha
Satria tsy mitovy ny traitement ho an’ny olona rehetra.
👇 Raha te hahafantatra ny tena olana amin’ny hoditrao ianao dia soraty hoe :
DIAG
na alefaso mivantana ny sarinao amin’ny WhatsApp 0344491341
15/06/2026
‘’FA NAHOANA NO TSY METY SITRANA NY PANDA ? ‘’
⛔️ Ny barrière cutanée Simba dia tsy haha sitrana ny panda Mihintsy .
🚨 Ny barrière cutanée
dia ilay sosona fiarovana voajanahary eo ambonin’ny hoditra.
Izy no miaro ny hoditra amin’ny :
✅ Mikraoba sy loto
✅ Taratra UV
✅ Fahasosorana sy inflammation
✅ Fahaverezan-drano (déshydratation)
Ireto avy ny famantarana fa Simba izy :
❌ Mora mirehitra ny hoditra
❌ Mora miverina ny panda sy ny tache
❌ Mena sy mora tohina ny tarehy
❌ Tsy mahazaka actif intsony
❌ Maina nefa mamokatra menaka be ihany
na mampiasa :
✔️ Sérum anti-tache
✔️ Crème éclaircissante
✔️ Acides
✔️ Produits lafo vidy
dia tsy maharitra ny vokatra satria tsy voavaha ilay fototry ny olana.
💡 Ny panda dia tsy mila “produit kisendrasendra”.
Fa mila :
✅ Fanarenana ny barrière cutanée
✅ Diagnostic marina ny karazana panda
✅ Routine mifanaraka amin’ny hoditra
✅ Protocole (teknika) manokana
Izany indrindra no antony namoronana ny :
✨ PROGRAMME ZÉRO TACHE PREMIUM
Tafiditra ao :
✔️ Diagnostic complet sy personnalisé
✔️ Analyse ny karazana panda sy tache
✔️ Analyse ny état de la barrière cutanée
✔️ Routine maraina sy hariva manokana
✔️ Accompagnement sy suivi personnalisé
✔️ Conseils hiarovana ny vokatra tsy hiverenan’ny panda
🎯 Tsy mivarotra produit fotsiny izahay.
Fa manampy anao hahatakatra ny tena antony mahatonga ny pandao sy ny fomba hitsaboana azy araka ny tokony ho izy.
📩 Soraty hoe “DIAG” ao anaty commentaire na alefaso message privé raha te hahafantatra ny tena olana amin’ny hoditrao.
✨ tanjona : Zéro Tache – Hoditra Mamiratra – Fahatokisan-tena Indray.
Io n’y post ataoko demain
Sa Tena mivarotra be ? Inona no Tokony fanatsarana sa ovaina ?
PROBLEME PANDA question reponses et. Conseils 👇🏾🙏
🔍 Alohan’ny hitsaboana panda sy tache dia misy zavatra iray tsy maintsy jerena aloha dia ny barrière cutanée.
Fantatrao ve ?
✨ TSIAMBARATELOKO 5 mahatonga ny hoditro ho madio, lisse ary mamirapiratra
1️⃣ Manadio tsara ny hoditra maraina sy hariva 🧼
2️⃣ Mampiasa SPF 50 isan’andro ☀️
3️⃣ Mifidy actifs mifanaraka amin’ny olana 🎯
4️⃣ Manao hydratation isan’andro 💧
5️⃣ Manana discipline sy fitohizana 📅
❌ Tsy filtre
❌ Tsy magie
✅ Fahazarana tsotra averina isan’andro no mahatonga ny vokatra.
📩 Te hahafantatra ny routine mety amin’ny hoditrao?
Soraty hoe “DIAGNOSTIC” ao amin’ny commentaire 👇
Aona ndray ny fatrany crème solaire ataonareo isanandro mes belles ?
Manao re -application ve ?
Fahadisoana 3 manimba ny tarehy
Mba Ataovy ao aminy commentaire Iza no tena fanao nao amireo,👇🏾
Ra Mila fanapina Ianao aminy resaka tache rehetra Na tsy mbola fantatrao ny momba ny hoditraao ,
Mandefa mp na whatsup 0344491341
Ao mba manao présence zay efa mampiasa crème solaire sp50+ uva /uvb pa++++
ato
Ito misy secret fanalana panda
Jereo ao aminy commentaire
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
207
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 22:00 |
| Tuesday | 08:00 - 22:00 |
| Wednesday | 08:00 - 22:00 |
| Thursday | 08:00 - 22:00 |
| Friday | 08:00 - 22:00 |
| Saturday | 08:00 - 22:00 |
| Sunday | 08:00 - 22:00 |
