CFP Art Beauty Pro

CFP Art Beauty Pro

Share

Centre de formation professionnelle en coiffure, esthétique et onglerie agréé par l'Etat

Photos from CFP Art Beauty Pro's post 08/07/2025

Manomboka ny formation coiffure iray volana de efa afaka miasa vonjivonjeo malaky ny toerana
plus d'info mp daholo tompoko
amorondria Namehana lot 108h

Photos from CFP Art Beauty Pro's post 02/12/2023

izahay eto aminy CFP Art Beauty Pro Amorondria Namehana dia vonona anome fahaham po ho anao hianatra ny asa tao volo ao anatiny fotoana fohy , tongava maro tompoko

07/11/2023

Salama tompoko , mbola va onona izahay hanome ny tsara indrindra ahaizana tao_volo haingana indrindra iraray volana afaka tonga de miasa tsara ato anatiny fety , tongava malaky izay vonona . CFP ART BEAUTY PRO Sab Nam

Photos from CFP Art Beauty Pro's post 18/09/2023

Mbola vonona anome ny tsara indrindra ho anao izahay

27/08/2023

Miarahaba ny mpanaraka ny pejy hatrany :)

COURS DE COIFFURE

Nohon'ny fangatahan'ny maro dia mbola tohizantsika ilay remise 50% amin'ny FIANARANA TAOVOLO. Andao hianatra fa ny mahay asa tanana tsy very mandeha eh !!!

FITAOVANA : Iantohan'ny CFP Art Beauty Pro
TOERANA : Sabotsy-Namehana akaikin'ny saha Rakotoarimanana
FANAMPIM-PANAZAVANA : Tsara kokoa ny manantona mivantana afahana manome fafaham-po anao amin'izay fianarana sahaza anao
CONTACT : Hafatra miafina na miantso ny +261 34 94 278 50

08/08/2023

***** COURS DE COIFFURE COMPLET *****

🎙OFFRE PROMOTIONNELLE D'OUVERTURE
💝REMISE 50% pour les 10 premiers inscrits ;)
⏳Durée du cours : 1 mois

Ps : Matériels à notre charge

Au programme :
- Coupe
- Coloration
- Lissage
- Mise en pli
- Soin et coiffage

Place très limitée, inscription vivement conseillé

Les cours modulaires en onglerie, soin du corps et du visage, maquillage sont toujours d'actualité :)

Lieu : LOT H 108 TER Sabotsy-Namehana
Pour plus d'information, merci de venir à notre local ou nous contacter par message privé et au numéro +261 34 05 554 37

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Sabotsy-Namehana?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Amorondria
Sabotsy-Namehana
103