208 Luxury
Vente des produits cosmรฉtiques et parfums authentiques
15/08/2024
Ilay menaka majika tena tianareo be, sady ahazoana vokatra tsara be mintsy ๐๐
Tsy Inona moa izany fa ilay ๐ช๐ฐ๐น๐ฌ ๐ช๐ถ๐ฐ๐ญ๐ญ๐จ๐ต๐ป๐ฌ
๐น๐ฌ๐ท๐ถ๐ผ๐บ๐บ๐ฌ amin'ilay tena mandaitra ary tena tsara hoan'ny fampaniriana volo. Haingam-piasa izy no sady manatsara ny volo ๐ฅฐ
Tsara be hoan'ny fampaniriana ny volo izy ity, Sady tena mandaitra tsara, amin'ilay tsy mandiso fanantenana anie hoa e๐
Raha manana volo makiana be ianao, dia tena manavotra anao tokoa izy โ๏ธ
Ary izy anie dia tena manalefaka volo be mintsy, no sady manatsara volo ๐
Raha tia mirandrana ianao dia afaka ataonao menaka hirandranana tsara izy ๐คฉ
Fampiasana azy : atao amin'ny hodi-doha sy ny tahom-bolo, afaka ampiasaina isan'andro ary afaka handomana volo ihany koa. Mety tsara hamitsahana volo.
Andao ary hiaraka hanalava volo isika eeeeh ๐ฅฐ๐ฅฐ
Ny tanjona dia volo lava sy Salama โฅ๏ธ
๐Point de rรฉcupรฉration : Ambodisatrana prรจs bazar daoko Sambava
โ๏ธ 0329383469
26/10/2023
Mbola misy lay ยซ ๐๐ข๐ซ๐ ๐๐จ๐ข๐๐๐๐ง๐ญ๐ ๐ซ๐๐ฉ๐จ๐ฎ๐ฌ๐ฌ๐ ยซ
๐๐ฝ mampaniry volo haingana
๐๐ฝ miaro am fihintsambolo
๐๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐ฟ๐ผ๐ป๐ :
- menaka moutarde
- menaka romarin
- menaka fenugrec
- menaka manitra menthe poivreฬe
- savoka tantely
๐๐๐ข๐ฅ๐๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐๐ฏ๐ฎ :
๐๐ฝ Azo ampiasaina ho bain d'huile
๐๐ฝ hatao isan'andro rehefa mibango volo
๐๐ฝ mety tsara irandranana (hijanona eo amin'ny toerany ny volo)
๐๐ฝ Azonao atao ny mi-plaquer ny volonao aminy (lemana aloha ny volo)
๐ Disponible de suite sur Sambava
โ๏ธ 0329383469
25/10/2023
๐๐ฅ๐๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐จ ๐ฆ๐ข๐ก๐ข๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ง๐ ๐๐ค๐ข๐ ๐ซ๐ฒ ๐ฆ๐๐ฅ๐๐ฅ๐ ๐ ๐ฅบ
Ndry ilay avy niteraka tonga de tady hitovy amin'i Fiona vadin'i Shrek izany๐ฑ
Hila ho sola mintsy aza indraindray. Mampalaelo mampiomehy fa izahay anie eto fona hanoro hevitra e๐ค
Ireto misy menaka vitsivitsy mety tsara amin'ny volo mihintsana :
๐ฟHuile de ๐น๐ถ๐ด๐จR๐ฐ๐ต : mampaniry volo, mampijanona ny fihintsanam-bolo, manala hagadrano, mamono hao ihany koa. Afaka hampiasaina isan'andro, afaka handomana volo ihany koa.
๐ฟHuile de ๐ฎ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ฌ๐ด๐ฉ๐น๐ฌ : mampaniry volo, mampijanona ny fihintsanam-bolo, manala hagadrano, ela vao maniry ny volo fotsy. Tsy maintsy handomana volo ihany, ary hajanona adin'iray na adin'ny roa amin'ny hodi-doha sy tahom-bolo.
๐ฟHuile ๐ถ๐ฐ๐ฎ๐ต๐ถ๐ต-๐จ๐ฐ๐ณ : mampaniry volo, manatevina volo, mampijanona ny fihintsanam-bolo. Handomana volo adin'ny iray na adin'ny roa atao amin'ny hodi-doha sy tahom-bolo.
๐ฟHuile de ๐ญ๐ฌ๐ต๐ผ๐ฎ๐น๐ฌ๐ช : manalava volo, mampijanona ny fihintsanam-bolo. Afaka handomana volo na ampiasaina isan'andro.
๐ฟ๐ช๐ฐ๐น๐ฌ ๐ช๐ถ๐ฐ๐ญ๐ญ๐จ๐ต๐ป๐ฌ ๐น๐ฌ๐ท๐ถ๐ผ๐บ๐บ๐ฌ : mampaniry volo, mampijanona ny fihintsanam-bolo, Manalefaka volo, afaka hirandranana, azo handomana volo, afaka ampiasaina isan'andro .
Mbola misy maro hafa fa anjaranao no misafidy fa tsy maintsy mahita vokatra tsara tokoa ianao. Tsara foana ny mampiasa zavatra natoraly.โฅ๏ธ
๐ Disponible de suite sur Sambava
โ๏ธ 0329383469
24/10/2023
๐ผ ๐๐ฃ๐ฃ๐๐๐๐๐ง๐๐จ๐ฅ ๐'๐๐จ๐๐๐ ๐ผ
Comme son nom indique, l'applicateur d'huile c'est pour appliquer de l'huile sur les cheveux.
En plus si vous l'utilisez, c'est fini les huiles partout et sur vos mains๐๐
Ses avantages :
๐Elle facilite l'application de l'huile sur les cuirs chevelus
๐Elle facilite et trรจs utile pour vos bains d'huile
Les couleurs disponibles ๐ฉ๐ณ๐จ๐ต๐ช , ๐ฝ๐ฐ๐ถ๐ณ๐ฌ๐ป
๐ต๏ธ๐ต๏ธ๐ต๏ธ๐ต๏ธ๐ต๏ธ๐ต๏ธ๐ต๏ธ๐ต๏ธ๐ต๏ธ๐ต๏ธ๐ต๏ธ๐ต๏ธ๐ต๏ธ๐ต๏ธ
๐ผ ๐๐ฃ๐ฃ๐๐๐๐๐ง๐๐จ๐ฅ ๐'๐๐จ๐๐๐ ๐ผ
Raha araky ny anarany dia ny applicateur d'huile dia fanosorana menaka amin'ny volo.
Sady raha mampiasa azy ianao dia tapitra hatreo ny menaka miparitaka amin'ny rehetra sy amin'ny tananao๐๐
Ireo vokantsoa :
๐Fanamorana ny fanosorana menaka amin'ny hodi-doha
๐Izy Dia manamora sy ilaina be amin'ny fandomana volo
Ireo lokony : ๐ญ๐ถ๐ป๐บ๐ , ๐ฝ๐ถ๐ณ๐ถ??๐ท๐จ๐น๐จ๐บ๐
๐ Disponible de suite sur Sambava
โ๏ธ 0329383469
27/09/2023
๐ผ๐๐ง๐ฒ ๐, ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐จ๐ซ๐ ๐ญ๐จ๐ค๐จ๐ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ญ๐๐๐ฒ ๐๐ก๐๐ฆ๐ฉ๐จ๐ข๐ง๐ ๐ฆ๐๐ญ๐ฒ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐จ, ๐ค๐๐ง๐๐๐ ๐ข๐ณ๐๐ก๐๐ฒ ๐๐ง๐ข๐ ๐ฆ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ค๐๐ซ๐๐ณ๐๐ง๐ ๐ฆ๐๐ซ๐จ ๐๐ณ๐จ ๐ก๐ข๐ฌ๐๐๐ข๐๐ข๐๐ง๐๐ง๐ ๐๐ผ
Misy hoan'ny karazam-bolo rehetra izy ato koa aza misalasala intsony ary e.
๐Mavo : mety amin'ny volo rehetra noho izy mampaniry, manajanona volo mihintsana ary manala agadrano.
๐บMavokely : mety amin'ny volo tsotra sy miolana.
๐Maintso : mety amin'ny volo holo sy ngita.
Ireo avokoa ary ny shampoing misy ato aminay izay afaka antsoinao koa hoe 3M ๐
โฅ๏ธ
๐ Disponible de suite sur Sambava
โ๏ธ 0329383469
12/09/2023
๐น ๐บ๐๐๐๐ ๐
๐ฬ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐น
Notre savon saponifiรฉ ร froid au Charbon vรฉgรฉtal est fabriquรฉ artisanalement, cโest un indispensable pour dรฉtoxifier, dรฉsincruster les pores et nettoyer en profondeur la peau.
๐ถ๐ ๐ ๐๐ฃ๐๐ ๐๐ ๐ก ๐๐๐ข๐:
๐๐ฝles peaux trรจs grasses, il absorbe les impuretรฉs et lutte contre les imperfections sans dessรฉcher la peau.
๐๐ฝ รฉliminer les mauvaises odeurs corporelles
๐๐ฝ lutter contre les pellicules
๐๐ฝ lutter contre les petits boutons sur le dos
โ
Poids : 125g
๐ Disponible de suite sur Sambava
โ๏ธ 0329383469
24/08/2023
โผ๏ธ๐ฃ๐ฟ๐ถ๐
๐๐ป๐ถ๐พ๐๐ฒ ๐ฝ๐ผ๐๐ฟ ๐๐ผ๐๐ ๐น๐ฒ๐ ๐๐ต๐ฎ๐บ๐ฝ๐ผ๐ถ๐ป๐ด๐ ๐๐ผ๐น๐ถ๐ฑ๐ฒ๐
Nous avons amรฉliorรฉ nos formules pour nos shampoings solides ๐ฅฐ๐ฅฐ, pour que ce soit plus efficace ๐
Nous vous prรฉsentons 3 types de shampoings solides :
โ๏ธ ๐บ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐
๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
Il va lutter aussi contre la chute de cheveux, il est ร base de romarin. Vous pouvez le complรฉter avec notre cire coiffante repousse de former une gamme ๐
โ๏ธ ๐บ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐
๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ฬ๐ ๐๐ ๐๐๐ฬ๐๐๐
Il va apporter une hydration a ce type de cheveux qui en demande beaucoup. A base de pulpe dโavocat, il va aussi fortifier vos cheveux
โ๏ธ ๐บ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐
๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐
๐๐๐ฬ๐
Il va apporter du volume et de brillance, mais aussi un effet trรจs dรฉmรชlant grรขce au gel dโaloe Vera quโil contient. Convient aux cheveux gras aussi.
โ
Format 100g
๐ Disponible de suite sur Sambava
03/08/2023
๐ท๐ฉ๐๐๐๐๐ ๐ฬ ๐๐๐๐๐ ๐
๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ท
Cโest une brosse dรฉmรชlante quโon peut utiliser sur les cheveux secs, mais aussi pour :
- ๐ฃ๐น๐ฎ๐พ๐๐ฒ๐ฟ ๐น๐ฒ๐ ๐ฐ๐ต๐ฒ๐๐ฒ๐๐
:
Elle plaque parfaitement tout type de cheveux, idรฉalement ร utiliser avec un gel
- ๐๐ฎ๐ถ๐ฟ๐ฒ ๐ฏ๐ฟ๐ถ๐น๐น๐ฒ๐ฟ ๐น๐ฒ๐ ๐ฐ๐ต๐ฒ๐๐ฒ๐๐
Grรขce ร une bonne rรฉpartition du sรฉbum, vos cheveux seront plus brillants et plus doux. Votre chevelure aura un aspect naturellement plus sain.
- ๐ก๐ผ๐๐ฟ๐ฟ๐ถ๐ฟ ๐น๐ฒ ๐ฐ๐๐ถ๐ฟ ๐ฐ๐ต๐ฒ๐๐ฒ๐น๐
Un bon taux de sรฉbum va permettre de protรฉger la fibre capillaire et de la nourrir. Ils seront moins sujets ร la casse et aux fourches et seront mieux hydratรฉs.
๐ Disponible de suite sur Sambava
โ๏ธ 0329383469
08/07/2023
Coucou Sambava โ
Aprรจs plusieurs mois d'absence, nous sommes de retour avec vos produits prรฉfรฉrรฉs ๐ฅฐ
Pour se faire pardonner de cette longue absence, on va vous gรขter un peu ce mois ciโค๏ธ
Prix Sambava= prix Tana๐ฏ sur les produits disponibles
A rรฉcupรฉrer ร Ambodisatrana
โ๏ธ 0329383469
Hello๐, pour des raisons personnelles nous serons absents ร partir de lundi 27/03/2023๐ข
On vous recontactera des notre retour
Merci de votre comprรฉhension ๐ฅฐ
25/03/2023
Coucou Sambava
โค๏ธโค๏ธDestockage sur ces produits avec 10% de remise( offre valable jusqu'ร l'รฉpuisement de stock)โค๏ธโค๏ธ
โ๏ธ Cire coiffante rรฉpousse format 100ml
โ๏ธ Huile de gingembre
โ๏ธHuile oignon ail
โ๏ธHuile de jojoba
โ๏ธPoudre de fenugrec
โ๏ธSavon gommage
โ๏ธHuile d'avocat
Premier arrivรฉ premier servi ๐ฅฐ
Mp Mp
A rรฉcupรฉrรฉ a Ambodisatrana
17/03/2023
Mbola misy lay ยซ ๐๐ข๐ซ๐ ๐๐จ๐ข๐๐๐๐ง๐ญ๐ ๐ซ๐๐ฉ๐จ๐ฎ๐ฌ๐ฌ๐ ยซ
๐๐ฝ mampaniry volo haingana
๐๐ฝ miaro am fihintsambolo
๐๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐ฟ๐ผ๐ป๐ :
- menaka moutarde
- menaka romarin
- menaka fenugrec
- menaka manitra menthe poivreฬe
- savoka tantely
๐๐๐ข๐ฅ๐๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐๐ฏ๐ฎ :
๐๐ฝ Azo ampiasaina ho bain d'huile
๐๐ฝ hatao isan'andro rehefa mibango volo
๐๐ฝ mety tsara irandranana (hijanona eo amin'ny toerany ny volo)
๐๐ฝ Azonao atao ny mi-plaquer ny volonao aminy (lemana aloha ny volo)
๐ Disponible de suite sur Sambava
Contact rapide : 032 93 834 69
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Sambava
208
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 17:00 |
