Cabinet Médical Shalom C.M.S

Cabinet Médical Shalom C.M.S

Share

� Nomena Fiadanana dia mizara Fiadanana �
💌 Torohevitra ara-pahasalamana
💌 Arahinao isanandro eto@Pejy
💌 Eto Zahay hagnampy ANAO
🙏🤍 Soins et Sérénité 🤍🙏

06/04/2026

💙 JOURNÉE MONDIALE DE LA SANTÉ 💙
7 Avril 2026

🩺 HIJERY MANOKANA NY FO SY NY LALAN-DRÀ ARY IREO ATAON'NY DIABETA ISIKA 🩺

💙 TOLOTRA MIAVAKA HOAN'IREO OLONA MISY TENSION, NA TE HIJERY DIABETA NA NA MARARY FO💙

🩺HO FANKALAZANA NY ANDRO NATOKANA HOAN'NY FAHASALAMANA 🩺

7-8-9-10-11 AVRIL AU CABINET MÉDICAL SHALOM

" Votre santé est notre priorité, parce que chaque vie compte"

25/03/2026

🤝 Miarahaba ny Ministry ny fahasalamana 🤝
MAHALEOVA MAHALASÀNA
MAHAVITÀ BE AMIN'NY ADIDY@FIRENENA

Cabinet Médical Shalom Mirary soa ho anao

24/03/2026

💉FISA PIKIRA sa 🟤 FISA VOANY?

👉FISA VOANY :

- Natao ho an'ny vaiavy tanotanora

- Tsy mety makatra tension

- Mety handeha règle fao isam-bolagna

- Tsy mety ohanina mihoatra ny 4 taogno

- Fomba fampiasàgna azy : 1 isanandro mitovy, tsy azo atao adigna, tsy azo doublégna

- Mety ho voka-dratsiny : mampaharary estomac, koa mihoatra 4 taogno mety hisy fiantraikany na

👉FISA PIKIRA :

- Mety efa mihoatra 25 taogno

- Mety tsy handeha règle mihintsy (TSY MALOTO NY VÔTRAKA , koa fa ti ampandeha règle ovàgna lay FISA na miambigny Zay ihaviany)

- Tsy tsara hoan'ny vaiavy latsaky ny 24 taogno : manimba taolagna ka malaky tapaka izy koa lavo rehefa be be agny (OSTÉOPOROSE PRÉCOCE)

- mitrebiky in-1 isaky ny 12 herinandro

- Tsy mety makatra tension

- mila mi-pezy sy mizaha tension alohaka hagnano azy

MGNARAKA MAGNAZAVA PIL - 72

*Votre santé est notre priorité, parce que chaque vie compte*

21/03/2026

😰 MPANGALATRA : vazy maventy-nay
😰 Nagnanaovanay décoration t@ véranda
😰 Nariany tambadiky tao lay fleur
😰 Ny vase nandesiny
😰 Mampalahelo lay toe-tsaigny
🥰 Na izany aza mbola vôgnono fao zahe mandray sy mikarakara andre am-pitsikiagna

*Votre santé est notre priorité, parce que chaque vie compte*

mbo ho hitan'ny maro tsao mba ho tôjy lay ôlo nangala izy beky anegniny ka ho tonga saigny

19/03/2026

⭐Regniregiko ai , hiova zegn n'y vaola
⭐Ôtrino zegn consultation ntsika, Ôtrino écho - tsika
⭐MBA soraty konyiii,avy azy

18/03/2026

👉 IREO SAKAFO TSARA HO AN'NY FO ❤️

🥑🥦F :Fruits et légumes (Pomme,... légumes verts.)
🍤🧄P: Poissons (sardines, saumon, ...)
🍚🍙C : Céréales complètes (vary, pain complet, avoine)
🥔🫐F : Fruits secs (amande, noix, mahabibo)
🥫🍾H : Huiles végétales (huile de colza, huile d'olive)
🧅🍧L : Légumineuses (haricots, lentilles...)

🤎⭐Votre santé est notre priorité, parce que chaque vie compte ⭐🤎

C.M.S. : souhaite une excellente journée pour vous 🙏

15/03/2026

🤎 Anaka, atolory ahy ny fonao, Ohabolana 23 : 26🤎

🤎 Bon dimanche antsika jiaby 🤎

13/03/2026

👉 Resaka aretin'ny FO le raha
Ny olo karakory ma no mety ho takatra i aretign'i fo ty 🤔🤔🤔
VALINY , Ny ologno :
T - H - D - C - O - S
T : tabagique : mitsesitry (sigara,lobaka,tabaky hosoko, paraky...) 😕
H : Hypertension : makatra tension 🥺
D : Diabète : miakatra ny siramamy anaty vatagna
C : Cholestérol : agnabo miaraka triglycérides
O : Obésité : MATAVY
S : Sédentarité : tsy mampihetsiky vatagna, tsisy Sport atao, mipetraka lava.

❌Ireto kosa tsy azo ialagna :
Lehilahy > 50 ans
Vehivavy> 60 ans
Héréditaire : efa misy voan'ny tension ny Raiamandreny
Genre : Lehilahy mora voa toy izay vaiavy

Marihina fa RISQUE ireo fa tsy hoe tsy maintsy

🚫Koa tiafantatra mombamomba ny fo-nao : MAGNANAOVA E.C.G. (Appareil fizahagna fo)
🚫Iz koa misy aminao araiky nivolagnina aby reo : MAGNANAOVA E.C.G.

13/03/2026

👉 Fier ve ianao ?
👉 Oui Zahay fier , ary ianao ?

🌟🤎 Mamaha olana
🌟🤎 Mitondra vahaolana
🌟🤎 Mitsabo
🌟🤎 Mikarakara
🌟🤎 Mizara tsikitsiky ihany koa

👉 Votre santé est notre priorité, Parce que chaque ***VIE*** compte

👉 N'dao ary samy hilaza ny asany hoe😁 fière isika, FAHASOAVANA avy amin'Andriamanitra izany 🙏

11/03/2026

🤎🌟 E.C.G. : ino ma raha ilaivagna izy io
🤎🌟 E.C.G. : Appareil natokana hizahagna ny fo : 👉fidoboky ny fo : malaky sa miadagna
👉fitempon'ny fo : milamina sa mikorontana
👉Ny muscle fo : normal sa efa marary
👉Misy raha manentsina sa tsia (infarctus)

🤎🤎Ny fiasan'ny fo ary ny aretin'ny fo no hita E.C.G.
ISCHÉMIE ET FONCTIONNEMENT

10/03/2026

Cabinet Médical Shalom
Vous accueillir avec sourire et tendresse
🌟Parce que chaque vie compte 🌟

🏥🩺 Chaque patient mérite le meilleur acceuil
🏥🩺 Ny mpiasan'ny fahasalamana dia tokony hanana toetra mahay mandray olona, mitsiky, manazava, tsy sorena na masiaka
🏥🩺 Hikarakara ireo marary sy hanome vahaolana sy fitsaboana mifanaraka

08/03/2026

🌹 Miarahaba antsika vehivavy rehetra 🌹

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Sambava?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Sambava
208