Coco beauty shop

Coco beauty shop

Share

Vente produit cosmétiques

Photos from Coco beauty shop's post 01/06/2025

Crème solaire NAOMI disponible chez nous

29/05/2025
02/02/2025

Gommage visage et corps

Manala n'y loto superficielle rehetra eo amin'ny tarehy s'y n'y vatana

Magnadio s'y mampamandimandina

Natao ho an'ny peau sensible (tsy misy grain)

En une seule utilisation Dia efa hitanao fa Madio n'y tarehinao.

En face soupe Laida verrerie no afaka récupéréna
Afaka manao livraison ihany koa izahay

Photos from Coco beauty shop's post 11/01/2025

❌ TENA IFANDROMBAHANA BE 'TY GAMME 'TY AMIN'IZAO ❌

✅ HO ANTSIKA MANAO RETOUR AU NATUREL MITADY PRODUIT CLEAN
✅ HO ANTSIKA MANANA VOLO MORA MAINA, TSY MITANA HYDRATATION 👇

💯% Huile de coco Vierge

❤️ Shampooing 500ml :
👍 Manadio ifotony ny hodi-doha sy ny taho-mbolo
👍 Manalefaka ny volo
👍 Miaro ny volo tsy ho mora maina

❤️ Leave-in conditionner 500gr :
👍 Activateur boucle ho an'izay anao curly
👍 Mitazona ny hydratation ny volo
👍 Miaro ny volo tsy ho mora tapaka sy vakivaky
👍Mi-démêlé sy Manala frisottis
👍 Manalefaka sy mampangirana ny volo

✅ PRODUIT ❌ SANS SULFATE, SANS PARABEN ❌

Arao n'y page Coco beauty shop fa hisy produits cosmétiques maro ho publiéna aminy vidiny mirary.

Livraison disponible

Photos from Coco beauty shop's post 29/10/2024

Reto model faux ongles pieds reto dia afaka ataonao tsara ato aminay 🥰

Omenay reduction izay telo tonga voalohany 😘

Telo ihany an!!! 🌹

Photos from Coco beauty shop's post 13/10/2024

FAMPIANARANA ONGLERIE:
LE 20 Octobre 2024 chez Coco beauty Tamatave

Maro bé anareo nangataka asina resaka ongles fa tsy make-up fogna; n'y fety koa ho avy... Samby MBA te ianatra olo jiaby; atao fidirambola hely.

Ino aby n'y ianaragna:
-anatomie de l'ongle
-deroulement soins manucure pédicure
-pose vernis classique/permanent
-pose faux ongles classique
-pose extension gel sur capsules
-pose américaine
-technique différentes formes
-depose
-base nails art
-pose strass; feuille d'or; paillettes etc
Bonus: nail art 3D

Olona 6 ihany no afaka raisina. MBA ahafahana manaramaso tsara s'y manome attention anareo lay Tonga.

Paf: 50.000 ar

Toerana: beauty ambody pont verrerie
Dimanche 08h à 13h

Plus d'informations en mp
Envoyer message Mitchie Ella ou appeler le 0321436166

Photos from Coco beauty shop's post 01/10/2024

Perruque mastemix disponible 💋

01/10/2024

Extension cils dispo bazary kely

01/10/2024

Tresses avec mèches!!! Tsara be!!! Sady mbola la mode fogna aih!!!
Izahay dia manao tresses aminy vidiny mirary dia mirary.
Manao pose faux ongles sy pédicure expresse
Ary mametaka extension cils

Photos from Coco beauty shop's post 28/09/2024

Perruque mastermix qualité premium ❤️❤️❤️
Disponible et visible ao bazary kely 🥳
Afaka lissena sy ondulena soa amantsara 220 degré
Prix: 50.000 ar

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Tamatave?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Tamatave
Tamatave