P.D.M : prothesiste dentaire malagasy
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from P.D.M : prothesiste dentaire malagasy, Tananarive.
25/02/2022
💝Votre sourire nous est précieux 💝
Solonify :
💥 Mateza 💥
💥 Ara-pahasalamana 💥
🎀 Vidiny Mirary natao hoan'ny rehetra 🎀
💥 Lokon'ny nify isafidianana
💥 Naturel 💥
💥Vita eo no eo 💥
💥 BIEN AJUSTEE TSY MALALAKA💥
📲 034 16 483 83
Lieux :
📫Avaradoha en face station total
📫Ambohipo en face telma shop
25/02/2022
🎁 Formation Professionnelle Prothesiste Dentaire 🎁
🎀🎀NATAO HO AN NY REHETRA🎀🎀
💝Ho anao izay te hanao vadin'asa .Azo atao ao an-trano Na anokafanao toera-piasana mihintsy aza.💝
💥Fotoana fohy ny fampianarana izay azonao amoronana asa avy hatrany ary tena mahavelona 💥
👉Fisoratana anarana lundi au vendredi 8h à 16h.
🍎🍎Fotoam-piofanana: SAMEDI
🎀️ Ecolage promotion d'ouverture: 0ar.
Droit d'inscription : 400 000ar
🎁Ny Produit ampiasaina ny centre no manome ho anao
🙂🙂TSY MAINTSY MAHAY SY MAHALEO TENA AVY HATRANY NY MPIANATRA REHETRA🙂🙂
💥️Places limitées💥
📲 034 16 483 83
📲 034 82 441 70
📲 034 25 376 37
Bureau d'inscription :
📫 Avaradoha en face station total
📫 Ambohipo en face telma shop
24/02/2022
"Renouveler votre look avec Prothesiste Dentaire Malagasy"
💥 Solonify Qualité 💥
💥 Vita eo no eo 💥
💥 Mateza 💥
💥 Ara-pahasalamana 💥
💥 Naturel 💥
💝 flexible / tsotra 💝
📲 034 16 483 83
📫 Avaradoha en face de station total
01/01/2021
✨✨Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2021. Izahay eto amin'ny P.D.M : prothesiste dentaire malagasy dia mirary soa ho anao mba ho taona feno fifaliana sy fahasambarana ity taona 2021 ity 🌺🌺🌺
23/12/2020
P.D.M : prothesiste dentaire malagasy
Hanolotra fitsiky tsy misy henatra ho anao izahay !!! 🌺🌺🌺
Antsoy aingana àry ny 📲 034 16 483 83 na mandefasa hafatra miafina ato @ pejy
Afaka manao deplacemet 🚀🚀🌠
14/12/2020
P.D.M : prothesiste dentaire malagasy dia manao solonify : 🎉🎉🎉
*Haute qualité ✨✨
*Mateza ✨✨
*Mafy ✨✨
*Azonao atao ny manao personalisation ny lokon'ny nify ✨✨
* Mora diovina ✨✨
* Tsy manimba lanilany ✨✨
* prix mirary dia miray : 8000Ar/dent ✨✨
=> Aza misalasala intsony fa natao ho anao ity . 🎁🎁🎆🎆
=> Antsoy àry ny 📲 034 16 483 83 na mandefasa hafatra miafina ato fa manana prothésiste dentaire matianina
izahay hanampy anao.🔥🔥🔥
Afaka manao déplacement 🚀🚀
Click here to claim your Sponsored Listing.
