Beauté by Rak

Beauté by Rak

Share

gérante Salon de beauté
Spécialiste coiffure & beauté -vente
Andoharanofotsy

20/04/2026

Avant/après���
coupe
#

12/04/2026

Coucou mes amours, Avant/ après kely Ary alou a🥰🥰🥰 abonné page Salon de beauté Princess forever by Ark fourth girls dia alefaso ❤️❤️❤️❤️❤️ be de bé kia 🥰🥰
Mbola ao ilay jeux fa alefaso Ary e🥰🥰
80 % de remise anie wa coloration ho an'izay mpandresy eeeee😘😘😘

04/04/2026

Mbola misokatra izahay rahampitso, jusqu'à lundi de Pâques maraina à 10 heures a🥰Mbola 20000 ar daholo curly pour toute longueur offre spéciale fête 🥰
Brushing finition steampod ihany koa🥰
Mp kia rendez-vous a❤️
Lieu Andoharanofotsy

Photos from Beauté by Rak's post 31/03/2026

Coucou mes loulous, 🥰 EFA akaiky fety a,omano dieny Zao Ary fahamanjana fa promotion 15000 ar curly dressage boucle😀😀☺️ jusqu'à lundi de Pâques maraina à 10 heures
Afaka misafidy brushing ihany koa samy manja daholo ireo,🥰 finition steampod 🥰
Mp rendez-vous Ary an🥰
Lieu: Andoharanofotsy

Photos from Beauté by Rak's post 31/03/2026

Coucou mes loulous,🥰EFA akaiky fety a,ndao anao relooking aki a🥰
Ataoko promotion curly a,150000 ar hatr@ lundi de Pâques maraina,🥰🥰mp kia maka rendez vous a
Manja be daholo sipa curly mande mitsangatsangana🥰
Afaka misafidy foana anefa na anao brushing ary🥰
Manja foana vao mivoaka ato 😘😘😘bisous bé muah

21/03/2026

Curly en promotion

20/03/2026

Transformation curly cheveux naturels 🥰

Aona fahitanareo résultat?🥰🥰
Mp ary Raha haka rendez-vous 😘😘😘😘

Photos from Beauté by Rak's post 20/03/2026

Ao daholo Ary vé isiaka eeeee🥰🥰
izao aki vokatra a🥰tiako❤️❤️❤️
teto client tsiaka dia nisafidy ny tsy ho ravaina boucle fa izao mihintsy hono Tiany🥰🥰
tsara foana anefa,izay safidinareo fona aki io ry Malala fa ataoko ampitiavana foana😘😘
Mbola en promotion dressage curly antsiaka hatr@ 20 Mars a:20000 ar toute longueurs
+ 5000 ar avec soins naturels 🥰😘😘
TOERANA Andoharanofotsy ambodisaonjo

20/03/2026

Coucou mes chéries chéries d'amour 🥰🥰
Ao daholo ve isiaka mapanaraka
"SALON DE BEAUTÉ PRINCESS FOREVER BY ARK FOURTH GIRLS"🥰
Ndao Ary araho fa ho jerentsiaka avy eo ny vokatra
Toerana: andoharanofotsy ambodisaonjo

Photos from Beauté by Rak's post 18/03/2026

coucou mes amours,🥰efa akaiky fety a,ka omano dieny izao ny fahamanjana 😊
lisse, bouclé,wavy 😊
coloration,coupe sns 😊
fa aza adino fa"SALON DE BEAUTÉ PRINCESS FOREVER BY ARK FOURTH GIRLS" Dia manao curly Ihany koa a,🥰
anisan'ny tena tiantsiaka @ izao ny curly ka ho ataoko tolotra Ary izany🥰

promotion curly :
20000 ar dressage boucle pour tout type de cheveux
plus 5000 ar avec soins
koa tongava maro Ary fa ho atao hatr@ 15 Mars ny tolotra a🥰

Website

Address

Tananarivokely

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Beauté by Rak posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Tananarivokely.