Smæillëy

Smæillëy

Share

Il faut que tu sois prêt à soufrir🥲
Pour atteindre la grandeur 😌🪷🤞👌
Follow-me ♥️

Photos from Smæillëy's post 01/08/2026

VACATION WITH THB MADAGASCAR 🌴🌊👙
#à 🇲🇬♥️

Photos from Smæillëy's post 30/07/2026

🏖️ petite balade avant le combat 🌴🌊🌺
💫plage de la mer 🍉

Photos from Smæillëy's post 14/07/2026

Zone foot aty @ jeux d’eau Miami tamatave💋
Soa ny fiarahantsika miarka 🍻

Photos from Smæillëy's post 12/07/2026

🇲🇬
💎
🏞️
est avec ♥️
Sady miasa no magnano vacances 😊

Photos from Smæillëy's post 09/07/2026

🚨‼️ TOROHEVITRA MANOLOANA IZAO TRANGA IZAO‼️🚨

Activéo ny appels d'urgence ao amin'ny findainao raha toa ka tsy maintsy ivoky ny trano mba hanairana ny fianakaviana sy mora i-localiséna anao raha sanatria ka tra-doza 🚨
Misy daholo ny finday rehetra, dia ireo ambany ireo ny torolalana :
- Midira ao amin'ny réglage
- Midira ao amin'ny "𝗔𝗽𝗽𝗲𝗹𝘀 𝗱'𝘂𝗿𝗴𝗲𝗻𝗰𝗲"
- Activéna ilay "𝗔𝗽𝗽𝗲𝗹 𝗮𝘃𝗲𝗰 𝟱 𝗮𝗽𝗽𝘂𝗶𝘀"
- Ampidiro ny contacts an'olona izay akaiky anao indrindra
- Ary désactivéna ilay "𝗦𝗼𝗻 𝗱𝗲 𝗰𝗼𝗺𝗽𝘁𝗲 𝗮̀ 𝗿𝗲𝗯𝗼𝘂𝗿𝘀".
- Aza adino ny manisy crédit kely foana ao anaty finday.

Ka raha sendra traha-doza dia izao ny atao sy ny zava miseo :
- Vao iharan-doza, dia kitio in-dimy fotsiny ny bouton latéral eo amin'ny finday "𝗜𝗹𝗮𝘆 𝗯𝗼𝘂𝘁𝗼𝗻 𝗣𝗢𝗪𝗘𝗥 araky ny filazatsika azy"
- Manao appel d'urgence tampoka ilay finday miantso sy mandefa message fa en danger ⚠️ ianao amin'ireo contactenao ireo izay nampidirina
- Ary mandefa ny localisation misy anao automatique ilay finday amin'ireo havanao, satria moa ny finday rehetra misy GPS daholo.

Photos from Smæillëy's post 04/07/2026

THB🍻🍺
Te ahazo Tee-shirt????
Te ahazo casquette 🧢 ????
Tongava bazar be sy score bazar Kely démain

Mividy THB de mahazo💋❤️

Photos from Smæillëy's post 03/07/2026

Après le travail 🏋️‍♀️

#❤️‼️

23/06/2026

❤️

06/05/2026

Hey Alefaso Diany zô commande ny randram-pety nareo mes Loulous ein‼️‼️ ‼️ ‼️

GLUELESS Lace 5*5 raie libre tsy mila colle 🎁🎁🎁
SUPER DOUBLE VOLUME 😍
❌❌ ❌❌❌❌❌❌❌❌❌❌❌❌❌
⏩100%vrai cheveux💪
⏩️frisé n’a lisse 26pouce à 30 pouss
⏩️Couleur zay mety
⏩️lace 5*5raie libre indétectable
(Afaka ovahovaina soritra, afaka randranina devant,ect …)

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

11/45 08A Bis
Toamasina
0000501