Ts'art volo

Ts'art volo

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ts'art volo, Hair salon, Tanambao v, Toamasina.

Photos from Ts'art volo's post 19/02/2026

📢 Salama daholo oo!!🌹

🔹Eto dia tsy hainay ny tsy hisaotra🙏 anareo rehetra nanampy anay na ara-bola na aram-pitaovana t@ takaitra izay navelany cyclone Gezani lasa teo iny🌀
🔹Mitomboa be ny nialany re Tompoko🙏🥰
🔹Mankasitraka ihany koa ireo rehetra nampahery anay t@ voina izay nahazo anay, misaotra indrindra Tompoko🙏🥰

🔹Eto dia faly izahay mampafantatra anareo fa efa miverina miasa izahay ato @ Ts'art volo

➡ fanamarihana kely fotsiny izay service mila courant dia mbola miandry ny fiverenany jirony Jirama🌺

🔹Ny toerana ahitana anay moa dia mbola tsy miova fa eto Tanambao 5 @ Telonohorefy mitsofoka @ lalampasika mandeha @ bassin 🏠

☎034 33 507 14

Photos from Ts'art volo's post 09/02/2026

➡️ Salama daholo oo!!🌹
➡️ Promotion St valentin antsika ato Ts'art volo ❤️
➡️Remise 10% Raha manao soins brushing na soins curly ato @ nay ianao💇
➡️ Dia mirary Tontolo andro feno fahombiazana ho antsika rehetra 🙏🥰

➡️Ny toerana ahitana anay moa dia tsy miova fa eto Tanambao 5 @ Telonohorefy mitsofoka @ lalampasika mandeha aty @ bassin 🏠

☎️ 034 33 507 14

Photos from Myrnah Mimi's post 06/02/2026

Myrnah Mimi mankasitraka indrindra t@ fahatokisana anay teo @ fikarakarana NY volo sy ny tarehy ( Make up) 😍🥰
Dia hisaoranay koa NY équipe NY Madagascar 🙏🥰

Photos from Ts'art volo's post 06/02/2026

🔹Salama daholo oo!!❤️
🔹Tresse avec mèche chez Ts'art volo 🥰

🔹Ny toerana ahitana anay moa dia tsy miova fa eto Tanambao @ Telonohorefy mitsofoka @ lalampasika mandeha aty @ bassin🏠

☎️ 034 33 507 14

Photos from Ts'art volo's post 04/02/2026

🔹Salama daholo oo!!❤️
🔹Ity coloration mamy kely 😍 ity indray no ho entinay hirariana tontolo Andro sambatra ho antsika rehetra 🙏❤️🥰

🔹Cliente satisfaite chez Ts'art volo

🔹Ny toerana ahitana anay moa dia tsy miova fa eto Tanambao 5 @ Telonohorefy mitsofoka @ lalampasika mandeha aty @ bassin 🏠

☎️ 034 33 507 14

Photos from Ts'art volo's post 02/02/2026

🔹Salama daholo oo!!
🔹Cliente satisfaite chez Ts'art volo ❤️
🔹Soins brushing 🧑‍⚖️💇

🔹Ny toerana ahitana anay moa dia tsy miova fa eto Tanambao 5 @ Telonohorefy mitsofoka @ lalampasika mandeha aty @ bassin 🏠

☎️ 034 33 507 14

Photos from Ts'art volo's post 24/01/2026

🔹 Cliente satisfaite soins brushing
🔹Service à domicile

🔹Ny toerana ahitana anay moa dia tsy miova fa eto Tanambao 5 @ Telonohorefy mitsofoka @ lalampasika mandeha @ bassin 🏠

☎️ 034 33 507 14

Photos from Ts'art volo's post 16/01/2026

🔹Cliente satisfaite 🥰
🔹Soins Botox capillaire chez Ts'art volo

🔹Ny toerana ahitana anay moa dia tsy miova fa eto Tanambao 5 @ telonohorefy mitsofoka @ lalampasika mandeha aty @ bassin🏠

☎️ 034 33 507 14

Photos from Ts'art volo's post 14/01/2026

➡️ Merci beaucoup ma Belle Cathalia Jiady 🙏🥰
➡️ Soins curly + dressage boucle chez Ts'art volo 🌺❤️

➡️ Ny toerana ahitanareo anay moa dia tsy miova fa eto Tanambao 5 @ Telonohorefy mitsofoka @ lalampasika mandeha @ bassin🏠

☎️ 034 33 507 14

Photos from Ts'art volo's post 07/01/2026

➡️Coupe + soins brushing chez Ts'art volo 🥰
➡️Ny toerana ahitana anay moa dia tsy miova fa eto Tanambao 5 @ telonohorefy mitsofoka @ lalampasika mandeha @ bassin 🏠

☎️034 33 507 14

Photos from Ts'art volo's post 27/12/2025

🔹Akory aby ee!!🌺
🔹Andao hanao manja2 @ doholo fa ho avy ny fety❤️🌹
🔹 @ 6h maraina Izahay dia efa misokatra
🔹 Mankasitraka anareo foana Izahay ato Ts'art volo 🙏🥰

🔹NY toerana ahitana anay moa dia tsy miova fa eto Tanambao 5 @ Telonohorefy mitsofoka @ lalampasika mandeha @ bassin 🏠

☎️034 33 507 14

25/12/2025

Joyeux Noël à Tous 🌲☃️

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Tanambao V
Toamasina