Talio - Salon de beauté
"Tsara volo, tsara taly , tsara tarehy"
Salon de beauté spécialisé en soin botox capillaire et en epilation
situé sur Ankadivato
24/07/2026
Onglerie à petit prix et à partir de 8 000Ar ...
Na mangatsiaka ary ny andro dia tsara foana karakaraintsika ny tanana, na asiana vernis na atao tsotra.. faha foana izany tanana voakarakara izany..
Manana prestation maro izahay amin'ny onglerie ary amin'ny sarany mirary :
❤Dépose - 7 000 Ar
❤Déco - 2 000 Ar
❤Extension gel - 10 000 Ar
❤Gainage - 10 000 Ar
❤Polygel - 10 000 Ar
❤Chablon - 10 000 Ar
❤Pose américaine - 10 000 Ar
❤Demi-capsule - 7 000 Ar
❤Faux ongle - 7 000 Ar
❤Pose vernis - 7 000 Ar
❤Pédicure - 8 000 Ar
❤Manucure - 8 000 Ar
Mpianatra efa nianatra sady arahi-maso no handray antsika aminio fotoana io.
Contact : 034 19 740 39
Lieu : Ankadivato
23/07/2026
Misokatra ny Salon rahampitso 24 Juillet 2026 les filles, tsara tonga aloha mba tsy milahatra be an..
Contact : 034 19 740 39
Lieu : Ankadivato
23/07/2026
Fa hafa ihany ilay tongotra rehefa afaka ilay volo e?
Contact : 034 19 740 39
Lieu : Ankadivato
22/07/2026
Ireo tombotsoa azo avy amin'ny soin botox ...
Contact : 034 19 740 39
Lieu : Ankadivato
21/07/2026
Reservez votre créneau pour une coloration les filles 🥰 efa inclus aminio prix io ny coloration, soin ary ny brushing sy finition steam 🥰
Contact : 034 19 740 39
Lieu : Ankadivato
20/07/2026
❌❌Vakivaky ve ny tarehy❌❌
Ny mampiavaka ny soin ato amin'ny Talio dia mampiasa Vapozone izahay, izany hoe résultat instantannée ny hydratation ny tarehy satria mampisokatra ny masonkoditra ary miditra tsara ny soin atao mandritran'ny séance... amin'ny sarany 10 000Ar io prestation ka aza misalasala ary maka RDV manao reservation séance ❤
Contact : 034 19 740 39
Lieu : Ankadivato
18/07/2026
Astuces vitsivitsy raha tia hikarakara tanana amin'izao andro mangatsiaka izao 😘
Contact : 034 19 740 39
Lieu : Ankadivato
17/07/2026
Mise en beauté à partir de 7 000Ar ...
Raha toa ka vakivaky ny tarehinao, na ilay manomboka misy tâche ireny, aza matahotra fa afaka karakarainay tsara izany, surtout ilaina be izany amin'izao hatsiaka izao..
Manana prestation maro izahay amin'ny soin du visage ary amin'ny sarany mirary :
- Soin visage simple : 7 000Ar
- Soin visage + Vapozone : 10 000Ar
- Soin visage + Appareil Haute fréquence : 10 000Ar
Mpianatra efa nianatra sady arahi-maso no handray antsika aminio fotoana io.
Contact : 034 19 740 39
Lieu : Ankadivato
16/07/2026
Na mangatsiaka ary ny andro dia andao anao épilation fa indray mandeha isam-bolana fotsiny nge e 😘
Contact : 034 19 740 39
Lieu : Ankadivato
15/07/2026
Réalisation vitsivitsy onglerie ato amin'ny Talio.. prix abordable nefa réalisation manja be 😘
Contact : 034 19 740 39
Lieu : Ankadivato
