CSB II Ranomena
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CSB II Ranomena, Health/Beauty, Ranomena, Vangaindrano.
28/04/2026
Fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny "enroulement biométrique.
Fahasalamana miaraka manavao amin'ny sampandraharaha rehetra eto Ranomena sy ny vahoaka
21/04/2026
handalo any an-tokatranontsika ny mpanentana ara-pahasalamana manomboka ny 22 aprily 2026 handray lisitra ny olona voan'ny ongombe sy bongambe mialohan'ny handraisana an-tanana ireo marary ireo.
Ampahafatarina isika ato amin'ny commune rurale Ranomena fa ny "système voucher" na ny fandraisana antanana maimaimpoana natao tamin'ny vehivavy terabao,vehivavy mitondra vohoka ary ny zaza latsaky ny 5 taona dia miato nanomboka ny 15 Mars 2026
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Vangaindrano
317
