Feno Fahendrena
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Feno Fahendrena, Health/Beauty, Vatomandry.
14/01/2026
2026🫶
Enganie mba ho taona tsara indrindra amiko sy Aminao ity taona ity,te hampahery anao aho hoe😇:
Ny fiainana tsy mora,Atra efa nandamina ny fiainanan-tsika na ny na ny ,efa voasoratra daholo ny zavatra ho lalovan-tsika😇 rehetra ,ny olona sasany akory tsy tafita na manam-bola ho azy fa misy zavatra niaretany ary nisy zavatra nataony,niafy ,sns…fa ho Anao mahereza fa ho taona anatanterahan’Atra ny teny fikasany ho anao ity taona ity🎉❤️.
Manasa anao hanaraka ny Page hatrany🙏🥺
Asao ny namana rehetra ,hifampizara tsiky😂,fialamboly, fampaherezana ato isika🥰🥰
Misaotra anao🫶🏽.
Click here to claim your Sponsored Listing.
