Cacao Cosmétique Majunga

Cacao Cosmétique Majunga

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cacao Cosmétique Majunga, Beauty, cosmetic & personal care, .

🌿Vente Produit Cosmétique🧴au beurre de cacao 🍫
✅100% Naturel✅
En gros et en détails🥰

🔴VENTE EN LIGNE 🔴

📌MAJUNGA 📌

☎️034.66.836.64☎️

📦livraison partout🚛

17/06/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers 🙏💖 ! Josia Vallegina, NyHantra Mdg, Frida Ça Ira, Bakonirina Ramanantenasoa, Martial Dan, El Sta, Lomlom Roi Soleil

16/06/2026

💜Malefaka sy matanjaka ary salama ny volonao
💚 Huile Repousse & Force + Crème Coiffante Bio
✨ 100% naturelle — tsy misy produit simika

💎Ny vokatra mahasoa ny volonao dia eto am-pelatananao 🤲

📍 Majunga — Manao livraison 🚚
📞 032 85 518 30 / 034 66 386 64
✉️ Alefaso commande sode tara !

Photos from Office du Tourisme Majunga, Madagascar's post 13/06/2026

Majunga ❤

12/06/2026

💫Ampiasao Natural Hair – Huile Repousse & Force 👌💖
ary jereo ny fiovana amin’ny volonao 💆🏽‍♀️✨

✔ Mitombo haingana 🌱
✔ Mihena ny fahatapahana 💪
✔ Malefaka sy mamirapiratra ✨

𝐂𝐀𝐂𝐀𝐎 𝐂𝐎𝐒𝐌𝐄́𝐓𝐈𝐐𝐔𝐄 𝐌𝐀𝐉𝐔𝐍𝐆𝐀 💗
🟢100% naturelle 🌿
Repousse rapide ✨
📞 032 85 518 30 - 034 66 836 64
Livraison partout 📦

Photos from Carnets  Madagascar's post 11/06/2026

waow🤩❤
゚ ゚

10/06/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers🙏💖 ! S'ylviane R'azafy Norofiny Angela Dïį Ënnën Randriamahasoa Briot Antonie Layannah Nika Nevada Sylla Razanandrasoa Tatïanah Léo Maman Fy Lii Aah Nourah Aroso Abdullah Razafintsalama Mandimbiharisoa Janvier Dakuyo Ericka Mini Marissa Marissa

08/06/2026

✨Hatsarana voajanahary,fikarakarana miavaka ✨

🌿🌺Huile & Crème NATURAL’HAIR🌸🌺
Fitambaran’ny akora voajanahary hanomezana aina vaovao ny volonao💚

💖 Volo matanjaka, malefaka ary mamirapiratra✨
💫 Fikarakarana mendrika ny hatsaranao💜

🌸 Ny tsiambaratelon’ny volo lavorary dia eto am-pelatananao🥰

📍 Majunga, Manao livraison 🚛
☎️ 032 85 518 30- 034 66 386 64
❌STOCK LIMITÉ ❌
📩Alefaso Commande sode tara
゚ ゚

05/06/2026

💎💖𝑯𝑼𝑰𝑳𝑬 𝑹𝑬𝑷𝑶𝑼𝑺𝑺𝑬 𝑵𝑨𝑻𝑼𝑹𝑨𝑳’𝑯𝑨𝑰𝑹 💜✨

✅𝐌𝐚𝐦𝐩𝐢𝐭𝐬𝐢𝐫𝐲 𝐡𝐚𝐢𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐨
→ Manetsika ny rà amin’ny hodi-doha ka manampy ny volo hitombo tsara

✅𝐌𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐟𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐤𝐚𝐦-𝐛𝐨𝐥𝐨
→ Mihena ny fahalatsahan’ny volo, lasa matanjaka kokoa izy

✅𝐌𝐚𝐧𝐨𝐦𝐞 𝐬𝐚𝐤𝐚𝐟𝐨 𝐥𝐚𝐥𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐨
→ Ny huiles végétales dia mitsabo volo maina sy simba

✅𝐌𝐚𝐧𝐨𝐦𝐞 𝐟𝐚𝐦𝐢𝐫𝐚𝐩𝐢𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 ✨
→ Lasa mamirapiratra sy velona indray ny volo

✅𝐌𝐢𝐚𝐫𝐨 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐨 𝐦𝐛𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐭𝐚𝐩𝐚𝐤𝐚
→ Tsy mora tapaka intsony ny volo

✅𝐌𝐢𝐭𝐬𝐚𝐛𝐨 𝐧𝐲 𝐡𝐨𝐝𝐢-𝐝𝐨𝐡𝐚
→ Manampy amin’ny fanafoanana mangidihidy sy pellicules

❌𝙏𝙨𝙮 𝙢𝙞𝙛𝙞𝙙𝙮 𝙠𝙖𝙧𝙖𝙯𝙖𝙢-𝙗𝙤𝙡𝙤 ❌

𝐂𝐀𝐂𝐀𝐎 𝐂𝐎𝐒𝐌𝐄́𝐓𝐈𝐐𝐔𝐄 𝐌𝐀𝐉𝐔𝐍𝐆𝐀 💗
🟢100% naturelle 🌿
Repousse rapide ✨
📞 032 85 518 30 - 034 66 836 64
Livraison partout 📦

゚ ゚