Malagasy maneran-tany

Malagasy maneran-tany

Partager

Informations de contact, plan et itinéraire, formulaire de contact, heures d'ouverture, services, évaluations, photos, vidéos et annonces de Malagasy maneran-tany, Paris.

Malagasy maneran-tany a été créer pour unir tout les malgaches dans le monde et partager tout sujet autour de Madagascar(tourisme , économie, politique, social, éducation , travail , etc...)

29/07/2026

⚠️‼️PASSEPORT GASY - AMBASSADE GASY‼️
Orange actu : « Les passeports malgaches auront bientôt une validité de dix ans et les demandes pourront être effectuées en ligne, sans passer par une ambassade. L'annonce a été faite lors de la rencontre entre le président de la Refondation, le colonel Michaël Randrianirina, et des représentants des ressortissants malgaches établis en Égypte. Le projet de décret portant extension de la durée de validité du passeport sera soumis au Conseil des ministres d'ici deux semaines, avant le déploiement d’une plateforme numérique destinée à simplifier les démarches des citoyens à distance. »

Araho HATRANY ny pejy Malagasy maneran-tany

29/07/2026

MOTO NIREHITRA TENY ANALAMAHITSY CITÉ
Tsy mbola fantatra hatreto izay nahatonga ny firehetana.
Horonantsary indrana.
Araho hatrany ny pejy Malagasy maneran-tany

19/07/2026

🚨 𝗟’𝗘𝗦𝗣𝗔𝗚𝗡𝗘 𝗘𝗦𝗧 𝗖𝗛𝗔𝗠𝗣𝗜𝗢𝗡𝗡𝗘 𝗗𝗨 𝗠𝗢𝗡𝗗𝗘 ! ⭐🇪🇸

L’Espagne remporte la Coupe du Monde 2026 et décroche le deuxième titre mondial de son histoire. 🏆

16/07/2026

⚽️19 taona taorian'ny nazahoan’ny fianakavian'i Lamine Yamal tamin'ny loteria fakana sary ho an'ny kalandrie Unicef (fanampiana an ny camp Nou 2007) niarahana tamin’ny Messi,
dia hiatrika ny famarananany coupe du monde ⚽️ izy roa tonta.
Iza Ary no alainao ?
ARGENTINE 🇦🇷 sa ESPAGNE 🇪🇸
📌Araho hatranh pejy Malagasy maneran-tany

11/07/2026

⚠️⛔️MACHINE FANAOVANA VOLA SANDOKA⛔️⚠️teratany vahiny Maromaro tsy misy taratasy ara dalana no tratra teny ambohibaho miaraka amin’ny taratasy sy mavhine fanaovana vola sandoka.

📌Araho HATRANY ny pejy
vidéo nalaina tao amin’ny rindrin i
Rijatiana Moreno Razafimanantsoa

10/07/2026

🚗💥LOZAM-POFAMOIVOIZANA BY-PASS
Efa Eny an-toerana ireo mpitandro filamanina mandrindra ny fifamoivoizana .
Manentana hatrany hitandrina ,indrindra , ireo mpandeha moto🏍️ fa maro loatra ny loza tato ato izay.
Ny aina tsy hananam-piry.
Araho hatrany ny pejy

Photos from Malagasy maneran-tany's post 26/06/2026

ASARAMANITRA 2026 🇲🇬 FITAFY MALAGASY, HASIN’NY FIRENENA 🇲🇬
Tratry ny Asaramanitra!
Sary hita tetsy sy teroa.

Photos from Malagasy maneran-tany's post 19/06/2026

Soirée Gasy FRANCE 🇫🇷 amin iTy volana Jona iTy.
Halefaso amin’ny commentaire izay tsy mbola ao ny diaspora maneran tany REHETRA (Europa, Amerika, ASie,Afrika sns….) MANAOVA FETY SAMBATRA ARY E dia Aza adino manaraka ny pejy .

Photos from Malagasy maneran-tany's post 17/06/2026

🚩CEPE 2026
Tsy iza akory ireto fa ankizy 7e mpiadina miatrika ny fanadinana CEPE omaly tao amin'ny Kaominina Ambanivohitra AMPAMATA, district ANTANIMORA, region ANDROY.

NY SOLOMBAVAN'NY VAHOAKA mbola mampidina mampihena ny tetibolan'ny MINISTERAN'NY FANABEAZAM-PIRENENA ???

tao @ Nico Razafindramasy

09/05/2026

📢 FANASANA HO AN’NY MALAGASY REHETRA ATY EUROPE 🌍

🤝 Ny dia faly manasa antsika Malagasy rehetra monina aty Europe 🇪🇺, ary koa ireo namana avy amin’ny firenena hafa 🌐 izay liana sy vonona hanampy an’i Madagasikara 🇲🇬 amin’ny Fanovan-drafitra🔧, hanatrika ny – – hiarahana amin’i Laza Razafiarison ✊, Filoha nasionalin’ny RCR / TOLONA

🧠 Io no fotoana iray hifampizarantsika, hifanakalozan-kevitra ary handinihana ny hoe :
👉 “𝐑𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐨𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐡𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚?”

📅 Toy izao ny fandaharam-potoana :

📍 Marseille — 16 Mai 2026 🇫🇷
📞 (Inscription obligatoire : 0660445949 / 0625951074)

📍 Echandens — 17 Mai 2026 🇨🇭
📞 (Inscription obligatoire : 0604196122 / 0625951074)

📍 Berlin — 23 Mai 2026 🇩🇪
📞 (Inscription obligatoire : +491636310501 / +4915679787058)

📍 Paris — 25 Mai 2026 🇫🇷
📞 (Inscription obligatoire : 0625951074 / 0604196122)

📧 [email protected]

🙌 Tongava maro

💡 𝐀𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐢𝐧𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐨𝐚𝐯𝐢𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 🇲🇬✨

Araho HATRANY ny pejy Malagasy maneran-tany

🌍✊

Vous voulez que votre entreprise soit Salon De Beauté la plus cotée à Paris ?
Cliquez ici pour réclamer votre Listage Commercial.

Téléphone

Site Web

Adresse


Paris
93160