Altamirah La vezou
Altamirah ARTISTE MALAGASY❤❤(ANTSIMO)Tel:0329212145,0387111991
13/10/2026
---
NITERAKA VATANA IHANY ISIKA FA TSY NITERAKA FANAHY... 💔
Zava-misy mangirifiry hita matetika eny amin'ny fiarahamonina ankehitriny.
Misy ny zanaka velona anaty rendrarendra eto amin'ny Facebook, miseho ho manan-karena, manao fety, manao voyage, mividy akanjo lafo vidy...
Fa any an-tanàna any, ny reniny mitomany tsy manana vary, ny rainy marary tsy manana fanafody.
Misy ny zanaka adino fa nisy nitaiza azy. Adino fa nisy tsy natory noho izy. Adino fa nisy niaritra hanoanana mba ho voky izy. Adino fa nisy niasa anaty orana sy masoandro mba hianatra izy.
Hadinoiny fa ny ray aman-dreniny no Andriamanitra hita maso teto an-tany.
Ry zanaka malala...
Tsy hoe manome ny vola rehetra no angatahina aminao. Na dia antso kely hoe "Manaona ianao, Neny?" aza, fanafody amam-pitiavana ho azy ireo.
Na dia vary 1 kapoaka, na savony 1, na fampanantenana hoe "tiako ianao" aza, dia ampy hampifaly ny fony efa reraka.
Aza miandry ny hafa hitsabo ny ray aman-dreninao. Adidinao io, voninahitrao io.
Aza miandry ny andro hisehoanao amin'ny akanjo mainty, mitomany eo ambony fasany vao hiteny hoe "Neny, miala tsiny, tsy nasiko anao".
Ataovy izao, dieny mbola velona izy ireo. Satria rehefa tsy eo intsony izy, na vola lavitrisa aza tsy hahaverina ny fotoana very.
Tiavo ny ray aman-dreninao. Hajao izy. Anampio izy.
Fa ao no miafina ny fitahiana sy ny fahombiazanao.
---
12/10/2026
---
✨ "Tsy misy olona afaka manakana izay efa nomanin'Andriamanitra ho anao."
Hisy varavarana sasany hikatona. Misy olona sasany mety hanandrana handiso fanantenana anao, hanakana anao na hampisalasala anao ny hasinao.
Fa izay natokana ho anao tsy miankina amin'ny fankatoavan'izy ireo na ny sitrapony.
Na dia toa tsy mandroso aza ny zava-drehetra, miasa mangina indraindray Andriamanitra. Ny fahatarana manomana anao, ny fitsapana mampatanjaka anao ary ny lalan-kafa mitondra anao any amin'ny toerana tokony ho misy anao.
Tohizo ny mino, miasa ary mandrosoa amim-pinoana. Izay efa nomanin'Andriamanitra ho anao dia ho avy amin'ny fotoana mety, ary tsy misy olona afaka hanakana izany. 🤍
11/10/2026
Mandalo fotoan-tsarotra aho... 😔💔
Lasa reraka be aho rera-batana sy reran-tsaina ihany koa tsy nahantsiaro rery tao antrano aho ny maraina teo be lotra ilay alahelo tsy zaka zakaina
Mbola tsy manaiky ny zava-misy ny saiko nefa ny vatako ihany koa mbola malemy💔
> Mandalo tsy fahasalamana aho amin'izao fotoana izao ary mbola niverina ety amin'ny hopitaly indray.
Tsy mora, marary ny vatana fa marary kokoa ny tsy afaka miasa sy mikarakara anareo toa ny mahazatra.😢
> Miezaka ny ho matanjaka aho, mitsiky foana na dia reraka aza. Fa indraindray mila mitomany sy miala sasatra ihany koa.💔
> Misaotra anareo rehetra izay tsy nandao ahy, izay mandefa hafatra, miantso, mivavaka ho ahy. 🙏
❤ Ny hafatranareo no hery ho ahy.❤
> Azafady raha tsy dia mamaly mp haingana aho amin'izao. Mila fitsaharana ny vatako.
> Miverina eto aho rehefa salama sy mihatsara. Fa amin'izao aloha aho dia mbola mitsabo tena aloha
Ny fahasalamana no laharam-pahamehana. ❤️
07/10/2026
𝑳𝒐𝒏𝒈𝒖𝒆 𝒗𝒊𝒆 𝒂 𝒕𝒐𝒊 ma soeur 😍✨🎂𝒂 𝒄𝒆𝒍𝒍𝒆 𝒒𝒖𝒊 𝒎𝒆 𝒄𝒐𝒎𝒑𝒓𝒆𝒏𝒂𝒊𝒕 𝒑𝒍𝒖𝒔, 𝒆𝒍𝒍𝒆 𝒆𝒕𝒂𝒊𝒕 𝒕𝒐𝒖𝒋𝒐𝒖𝒓𝒔 𝒍𝒂, 𝒕'𝒆𝒔 𝒑𝒍𝒖𝒔 𝒒𝒖'𝒖𝒏𝒆 𝒂𝒎𝒊𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒎𝒐𝒊, 𝒎𝒆𝒓𝒄𝒊²😍
🌸 𝒋𝒆 𝒕𝒆 𝒔𝒐𝒖𝒉𝒂𝒊𝒕𝒆 𝒕𝒐𝒖𝒕 𝒍𝒆 𝒃𝒐𝒏𝒉𝒆𝒖𝒓 𝒅𝒖 𝒎𝒐𝒏𝒅𝒆, 𝒆𝒕 𝒒𝒖𝒆 𝑫𝒊𝒆𝒖 𝒔𝒐𝒊𝒕 𝒕𝒐𝒖𝒋𝒐𝒖𝒓𝒔 𝒕𝒐𝒏 𝒈𝒖𝒊𝒅𝒆 𝒑𝒆𝒏𝒅𝒂𝒏𝒕 𝒕𝒐𝒖𝒕𝒆 𝒕𝒂 𝒗𝒊𝒆 𝒆𝒏𝒕𝒊𝒆𝒓𝒆, 𝒑𝒓𝒐𝒇𝒊𝒕𝒆 𝒃𝒊𝒆𝒏 𝒅𝒆 𝒕𝒐𝒏 𝒏𝒐𝒖𝒗𝒆𝒍𝒍𝒆 𝒂𝒏𝒏𝒆𝒆🍂✨💫💖
05/10/2026
> Ny fampirafesana tsy kisendrasendra fa safidy👌
> Tsy lavo tampoka amin'izany ny olona. Tsy hadisoana kely iny. Safidy nandraisana fanapahan-kevitra isan'andro iny.
> Safidy ny mamaly message amin'ny alina. Safidy ny mamafa ny resaka. Safidy ny mandainga. Safidy ny mivory miafina.
> Raha tena tia ianao dia tsy mamitaka. Raha tena manaja ianao dia tsy mamadika. Tsotra izany.
> Aza mitady excuse hoe "kisendrasendra", "voafitaka", "malemy aho". Tsia. Nifidy ianao. Nifidy ny handratra, nifidy ny handrava, nifidy ny hamitaka ilay olona natoky anao indrindra.
> Ary ny safidy dia misy vokany. Ary ny vokany dia ny fahatokisana potika, ny fo maratra, ary ny fianakaviana rava.💔
04/10/2026
Force a toi frero 💪💪💪💪
De tout coeur avec toi On lâche rien 💪💪
Aia Toliara mila antsika longotsika toy !!!
Fanadiova ny tananan'ny toliara ro ahita fiakara tribunal lahy ehhhh😰😰😰
Fanapia olo ro ahita problem mafy zao
A TOliara avao ahita an'zao hoe izay manampy sy manadio ny tanana manala ty loto tsy hay ny fomba hilazana azy no voa-antso hiakatra Tribunal 🙄
😎Ny tian'ilay pitory hiaviana tsy mbola fantatra mazava hoe inona fa hatreto aloha zany dia fantatra: fa tiany tsy handroso sy hadio Tanan-tsika Toliara io
👉 Ary satria tsy misy vola panjakana niditra ao fa volany ambatany manokana no anaovany asa soa hoan'ny Tanana niaviany dia lasa niteraka olana hoan'ilay pitory izay tsy fantatra hoe iza
Tsy maintsy ho fantatra anefa ilay pitory tsy miseho mivantana amin'ny ALAROBIA Izao
Miandry izahay fa koa ny havanay ,namanay tsy hiady irery ary tsy hijery fotsiny amin'zao izahay fa maharary anay ary mety aminay ilay fahadiovana sy fanatsarana 👌
👉Tsy hay ny tsy hiteny manoloana ny zava-misy ary tsy hay ny hangina hijery fotsiny ihany satria mahasoa ny rehetra no sady manadio ny tananan'ny Toliara tsy hitako izsy maharatsy azy 🙄
👉Eto zahay ary hanohana anao hatrany
Tsy misy miala andaharana raha tsy milamina ny toen-draharaha
👉 Tsy haiko na hazahoako fiakara tribunal koa ty fanaoko publication fa io tsy ahoako fa ty manao ny marina tsy mba ho very ary tsy misy marina izay tsy hiseho 👑👑
👉Nitory anao izy izay tsy fantatra hoe izay ilay pitory fa avy dia ny fampiantsoana anao hiatrika ny tribunal ny atalata izao ro taratasy convocation azo 😏
👉 satria hoy aho tsy nisy vola niditra ho azy ho haniny fa io tsy olana 👌
Arahinay baka afara ato avao zay omban'izao pitory zao ao
👉Toliara tsy an'ny pitory zao raiky fa eto zahay tanora ny Toliara miaraky aminao manohana anao ary mbola midera anao amin'ny fahendrena sy ny hafantsoram-ponao 💪💪💪
👉👉Efa andro ny fanavoazana izao mila mandroso koa ny toetsaina
👉Matoky an'izay ho pitsara ao amin 'ny tribunal ao Toliara ihany koa mba hanao ny asany aradalana sy hamoaka didy fanomezan-dalana azy hanohy ny fanadiovana ny tananan-tsika rolahy ehhhhh
Tsy misy maha ratsy ny tanana madio sy mivoatsy 👌
Mirary soa ho anao ny tenakChris Joany/chrisdit.panda.@ Chris Joany
fans
Altamirah La vezou
La vezou
Altamirah Soa Tsodrano
29/09/2026
```
Misy mitovy amiko ve ato ? 🙋♂️
Aleo manampy olona hafa tsy fantatra mba mahazo tso-drano mafonja, eny fa na io teny tsotra hoe misaotra io aza dia manome hery antsika hiezaka sy handroso hatrany .
👉 toy izay manampy ny havana sasany maramara saina, be resaka, sady tsy mahatsapa ny soa atao mihintsy.
👉Raha androany izy mila vonjy 10.000Ar, dia rahampitso izy mila 100.000Ar.
Raha manampy azy ianao anio, dia ny momba anao rehetra no tiany alaina.
~Ny vady sisa no tsy nindraminy sy alaina~
Fa na ny kapa eny atongotrao sy ny peratra eny antananao dia efa nangatahina🙄hoe mety be amiko alohanjy mody defa ana ireny
Atokano ao.
Nefa izy tsy olona sahira no sady mbola tanora toa anao ihany koa tseriky ty manahak'ahy 😏
zah nga moa kia nahalala hoe mbola velona aho dia efa misy manao reservation ny momba ahy ka maika raha zaho no maty de ngamba misy miady mifamono haka ireo rehetra momba anao
Mbo sanab。。。。。。koa
Aiza ilay hoe fitia mifamaly ?
Aza maika ny handotra olona fa mba mipetraha amin'toerany dia ho hitanao izy👉
👉Izay rehetra anananao dia tiany ho azy, nefa tsy tsapany akory hoe niady irery ianao, nitomany irery, niasa mafy vao mba afaka manampy azy.
👉Vao une fois ianao manda hoe "tsy afaka" na "tsy possible" dia asehony ny tarehy ratsiny, ary hadinony avokoa ny soa rehetra nataonao. 🙄
Tsy mety mankasitraka. Rehefa omena asa aza dia mbola milaza fa mety aminy ilay asa.
♥Koa aleoko ny momba ahy ihany no tohizako. Aleoko manampy ireo kamboty, ireo be antitra, ary ireo manan-kilema noho ny hanampy olona tsy mahalala fankasitrahana.
Ny sasany izany moa dia tsy mainky mihintsy fa tadiaviny tsy hikilaoty ianao erakan'ny lalana zay vo milentika ao antsainy hoe tsy izy irery no sahirana fa na ianao manampy azy io koa dia manana ny olanao manokana fa tsy be taraina 💪
Mba miady sy mizaka ny olanao koa ianao fa mijanona ho modely sy madio fona ary tsy.mampiseho hoe ity aho fa misy olana
Satria ny fiainana dia tsy vitan'ny mintaraina sy mangataka lava ,mety misy manampy sy mamonjy ianao anio fa ny olona tsy hijanona eo fona hataonao pamonjy voina na koa urgence tsy misy farany amin'ny fiainanao
👉Satria isika olombelona dia tena misy hafa raha samy olona.
Ny fo tsotra sy madio no mendrika ny soa atao. 🙏✨
27/09/2026
Very OLOBE koa zahay tanora ny Toliara lasa koa anao papanay maro anisa
Mbo mila anao zahay Nahoda 😭
Teo fona ho anay panakanto vao misondrotra zanak'i Toliara 💔
Very olo-manga sy olo pitarika zahay
toliara nouvelle Generation Madagascar TTNGM
Mafy zao mbola mila anao zahay 😭
Lasa koa anao Rainay tanora zanak'i Toliara nenganao zahay 😭
Mafy fa tsy maintsy zakaina
Teo fona ianao ho anay izay isan'ny vao misondrotra ,very olobe zahay 😭
Ilanay isanandro ny anatsinao sy ny torolalana omenao anay ary tsy voavidy jala fa gratuit 😭😭😭😭😭
Repose a paix anao Nahoda
Tsy maintsy manaiky ny fandaharana
Zahay na maharary aza 💔
https://www.facebook.com/profile.php?id=61557911754537
26/09/2026
RY SIPAKELY‼️
❌Tsy hafetsena velively ny mitazona lehilahy amin'ny zaza fa havendranana😌, ary fahadisoana lehibe mihintsy❌
👉Aleo izy hampakatra anao ho vady satria tiany ianao, ary sitrapony tsy noteranan'iza na iza izy ny haka anao♥️
👉💍. Mba ho fitiavana madio🤍, tokatrano mirindra sy milamina rahatrizay❤️
Fa tsy hoe : tsy maintsy nalainy ho vady ianao satria bevohoka😒.
👉Esory ao an-tsaina mihintsy ilay hoe: ahy irery amin'izay iny satria izaho efa bevohoka. Izaho miteny anao hoe raha tsy vokatry ny fony ny napekarany anao ho vady dia fijaliana no miandry anao ao an-tokatrano. Hiaina fampirafesana, ny karma rehetra iny ...
👉Koa aza manimba tena, manimba vatana, manimba ny ho avy izany. Ataovy am-pisainana foana aloha.
Rehefa tsy tia anao izy dia aleo handeha fa aza manapoizina fiainana😌
👉Aza atao fitaovana hitazomana lehilahy izany ny zazakely🥹 fa ny lehilahy tsy mila tazomina fa hainy ny mijanona eo aminao rehefa tsara fitondrantena ianao♥️🙏🏽
Mirary soa daholo🥰
Indrana ♥
Cliquez ici pour obtenir votre annonce sponsorisée.
Site Web
Adresse
Rouen
Heures d'ouverture
| Lundi | 09:00 - 20:30 |
| Mardi | 09:00 - 20:30 |
| Mercredi | 09:00 - 20:29 |
| Jeudi | 09:00 - 20:30 |
| Vendredi | 09:00 - 20:30 |
| Samedi | 09:00 - 20:30 |
Notifications
Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Altamirah La vezou publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.
