Valérie

Valérie

Share

Curly By Val 😍❤️
Curly et Belle 😍❤️

02/08/2026

Rehefa mahita any @ harabe any @ manaraka ekeo fotsiny hoe za iny fa saingy sans filtre fotsiny 🤸‍♀️

09/06/2026

Rehefa tsy misy olona handefa message anonyme @ NGL anao izy mahay mandefa message aminao d manaova faly ao edy anao d mieritreritry hoe : Dri Iza nandefa an'ity ? manantena tsy misy eo avy eo.
Io misy NGL Link saod ilaina d avokako eto ny hetahetam-ponao fa mijanona ho "ANONYME"
Makoa voky zany zaho eto ny yegna Marigny mangantaka asa 😁👩‍🦯🤸‍♀️

https://ngl.link/nisi.bouboul

https://ngl.link/nisi.bouboul

09/06/2026

Mialatsiny aminareo fa tiako fandihiny lehilahy ity fa za tsy mahay 😁🤣

Photos from Valérie's post 09/06/2026

I'm coming again 😁😊

15/05/2026

Rehafa hanao sipa ry reto d mba miera @ bestie azafady a🙏

14/05/2026

Ce n'est pas mon genre de mec.

20/04/2026

Te hiteny fotsiny aho hoe ilaina ry reto ny câlin 🫂🥹.

20/04/2026

Aza anareo ato fa hanomboka hagnano entraînement ana sourire commercial za io ato ato 😂😂

25/03/2026

Nandramanay fotsiny aloha fa mety ho gaga ianay ny sasany aminareo hoe " an 🙀 ianao vé io " oui za io mandihy io ❤️🫣😊

24/03/2026

Wa ☺️

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


RN2
Antananarivo

Opening Hours

06:00 - 18:00