HIT FIT Gym & Hiroko Piercing

HIT FIT Gym & Hiroko Piercing

Share

L'art du piercing dans le respect de l'hygiène et de votre style.

Piercings • Conseils • Suivi personnalisé
📍 BEHORIRIKA (dans l'enceinte de HIT FIT Gym)
📩 Prise de rendez-vous et renseignements par message privé.

31/07/2026

Ao aloha za ankafÿ kely an'ity saribakoly ity dia à votre service foana amin'izay tsy ho ela ann 🥰🥰

Nareo any aminy faritra, aza mataotra fa hoavy foana ah fa tsy hoe tapa-tongotra tsy hisy piercing tour tsony akory 😉❤️❤️❤️

31/07/2026

Hello vous ❤️
2semaines sans vous, tena hoe .... Vous m'avez manqué 🥹🥹🥹

Désolée tsy afaka ny teto mihintsy aho fa hainareo ihany ee 😉
Surtout désolée amin'ireo RDV voatery no-annuler-na 🥹🥹
Mbola en congé ah aloha zao fa aminy herinandro raha sitrapony Tompo miverina mandray rendez-vous 🥰🥰🥰

Hâte de vous revoir, mbola tsy afaka mamaly message be za fa appel direct svp raha misy ilàna anah maika 🙏

Bisouuuus 💋❤️❤️❤️

15/07/2026

Ouiii, désormais clôturé koa aloha ny piercing à domicile fa uniquement BEHORIRIKA za no afaka mandray dia sur rendez-vous (limité ihany ny isany azoko raisina isanandro an) 🥰🥰

✅️Prise de rendez-vous : miditra MP ato aminy page na sur whatsapp 034 32 537 94
✅️Toerana : HIT FIT Gym Behoririka en face poids lourds près SBM Banque, entre BNI et chocolaterie Robert, raha sendra tsy hita dia afaka mijery sur google map na koa miantso rehefa ho avy iny enao

15/07/2026

Je suis sincèrement désolée 🥹🥹

Noho ny antony tsy azoko anoharana, noho ny antony ara-pahasalamana dia tsy afaka manao voyage alavitra intsony aloha za jusqu'à nouvel ordre 🥹🥹😔
Tena satriko hamonjy anareo tsirairay avy ary tena tiko ilay manao voyage saingy tsy afaka intsony aloha, vao miverina afaka mi-voyage za dia tsy maintsy tonga any aminareo, c'est une promesse 🤞🤗❤️❤️

TANA mandray foana ihany za fa sur rendez-vous ary tena limité ny isany azoko raisina ka aza tara ary maka ny rendez-vous anareo 😊 toerana tokana : BEHORIRIKA ao amin ny HIT FIT Gym ihany 🤗

Tiko nareo, misaotra misy reto aa 🥰🥰❤️❤️❤️

15/07/2026

Fifaliana sy Fahasoavana ho ahy ny fisinareo 🥹❤️❤️

14/07/2026

Fa ireto zazakely reto na ranomaso kely aza tsy nisy akory nitevika taminy Aiguille 🥰🥰
Coucou anareo 3 mianaka, samy nitevika daholo zareo fa lay maman ndray no natahotra 😋 tsy maninona moa o❤️

Alaivo ny rendez-vous anareo izay te hitevika TANA fa limité ihany no azoko raisina 🤗😉

13/07/2026

Heey, ity kavina orona ity koa mbola misy ho an'izay tia anneau misy vatony 🥰

✅️ Volafotsy - 15000ar 😊
✅️ Manao livraison
✅️ Efa feno ny rendez-vous pour piercing Mardi fa mercredi indray tompoko

12/07/2026

Ato zany misy arrivage kavina maromaro vitsivitsy 🥰 tena hoe manjakely daholo, pour nez (anneau) daith, lobes

Fa tena tsy haiko ny fomba angalana sary azy aseho anareo 🥹 dia zao mitsy ny poziko hoe "ataoko ahoana fotsiny ary re tony ee", nefa zao za sûr hoe tinareo reto 😔😔

Tsy talenta le maka sary e, sariny tarehy beako aloha no misy 😅😅

12/07/2026

Aleo fenoina ondes positifs amin'izay ny page-tsika 🥰🥰
Sa ahoana?

Io zazakely io ary zao courageuse be avy notevehina taminy aiguille annh ❤️❤️❤️

Tena mbola betsaka manko mataotra vao hoe aiguille 🤭
MP ary raha haka rendez-vous na whatsapp 034 32 537 94

12/07/2026

Hey TANA 🥰
Iza avy ilay mitady service à domicile aminy ?? Ho an'ireo tsy afaka manantona Behoririka ity 😉

Ataontsika aminy Mercredi sy Jeudi amin'izay mahazo marge kely tsika, saingy limité ihany ny isany afaka atao 😊

‼️‼️Condition kely ny à domicile
✅ ️Uniquement à l'aiguille
✅️ Toerana tonga ny fiara na moto ihany fa tsy mitsofoka elakelan-trano
✅️ Tsy miakatra hoe any aminy 3èm étage 🤭 (ohatra)
✅️ Misy frais de déplacement mazava ho azy

Tonga dia midira MP ary dia ndao reketina ny rendez-vous anao ee ❤️❤️❤️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ambohibao?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Behoririka En Face Poids Lourds Près SBM Banque Et Phoïne
Ambohibao
101