Tresse et mode by rant's
coiffeuse spécialisé en chignons avec tresse et maquilleuse a domicile
10/06/2026
Afa❤️@ le asako za fa mbola a60%
Mbola misy 40% qui m’attend
Zao ny zavabitan’ny any ivelany efa lasa lavitra zareo
Tiako lotra
Alefa tsikelikely eo e!😘😘😘😘
Tiako ra mba mahay avokoa zao ny coiffeuse Malagasy rehetra
08/06/2026
Salut les filles 🖐️
Mbola misy date malalaka @ ty volana juin ity fa Araraoty o!
Miavaka kely ireto volo ireto ra mahaliana nareo 👩🦳👰👰♂️💍💒🤵♀️
Afaka mi se déplacer any @ faritra koa izahay !
Tel 0339323314 n’a mp❤️🥰😍😘😘🥰
Tresse et mode by rant’s manao volo sy mak up olontsotra sy événementiel
07/06/2026
Salut les filles 🖐️
Miavaka kely androany ty!
Efa akaiky v ny jj anao ?
Aza misalasala mandefa mp na miantso ny numero 0339323314
Tresse hafa kely ireto
Wavy ihany fa nasiako nœud kely
Tresse misy pèrles
Chignon coiffer décoiffé
31/05/2026
Salut les filles 🖐️
Bonne fête à tous les maman😘😘😘🥰
Marobe ianareo no mitaraina ato anaty fb ato oe lafo lotra le manao volo!🥲🙃😉
ART le izy !
Marobe ny galère sy ny échec ary ny étape nolalovako vao nahavita an’ireo volo hitanareo ireo izahay ato @ tresse et mode by rant’s
Otran’ny manjaitra akanjo, make-up, onglerie ihany io Tena ra vo tsy nisy ezaka sy fiafiana tao tsy tafavoka!
@ zao koa efa misy olona 200 Isa angamba no Manontany oe anga tsy mampiantra ?????😁😒🥰
Diso za ra hiteny hoe docteur après la mort fona Ve zany ny gasy ! Bon @ février mihintsy angamba za vo hampianatra
Fa zao a! Aza misalasala mandefa mp
Na miantso ny 033 93 233 14 @
Ra tianao hiavaka kely ianao @ JJ anao
Na hanotrona evenement koa ka tianao hisy touche somary artistique ny volonao !
Bisouuuuuubbbbb daholo ry maman ! 😘😘😘😘😘❤️😘😘❤️❤️❤️❤️🥰🥰🥰😘😘😘😘
Tiako be daholo ianareo
30/05/2026
👰✨ Chignon mariée
Ahoana ny hevitrareo? 😊
Araho ary abonneo ny TikTok-ko raha te hahita taovolo sy astuces beauté maro kokoa. 💖
TikTok · TRESSE ET MODE BY RANT'S Regarde la vidéo de TRESSE ET MODE BY RANT'S.
28/05/2026
Salut les filles 🖐️
Niezahana natao faraze tsotra nefa mihaja ireto volo itanareo ireto
Mp na 0339323314
Ra hanao reservation 🥰😘😘😘😘
22/05/2026
Simple et élégante ❤️❤️❤️💝
15/05/2026
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Tetezan’ny Namontana Sonerana
Antananarivo

09/06/2026