Jen' Natioraly
🌺 Soins naturels | Cheveux & visage
🩺 Conseils • Diagnostic • Astuces beauté
🌿 Produits Vita Malagasy
📩 Commande en Message privé
28/05/2026
✨🤍 NOUVEAU — DUO Discipline & thermo protecteur 🤍✨
Manana volo type 1 mora maina sy mikorontana ianao…
na tia mampiasa appareil chauffant rehefa fety ? 🔥✨
Indraindray mantsy ny chaleur dia mety :
💔 mampamaina volo
💔 mampisy frisottis
💔 mampibofaka ny fibre capillaire
Izay indrindra no antony namoronanay ny Duo Discipline 🤍
✨ Anti-frisottis
✨ Protection thermique
✨ Volo malefaka sy brillante
✨ Fibre capillaire voaaro sy matanjaka kokoa
💡 TSY lissage izy akory 😊
🎁 Offre Fête des Mères :
Shampooing Crème OFFERT hoan'izay manao achat ity Duo ity 😍
📅 Jusqu’à samedi 30 MAI ihany.
27/05/2026
🎀✨ JEU SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES ✨🎀
… Ndao hiaraka hifaly hoan'ny fetin'ny Reny🥰
👇 Safidio hoe Team iza ianao ?
🌺 TEAM CURLY → Pack Curly Hibiscus
✨ Hydratation, anti-frisottis, anti-casse, boucle malefaka Sy mangirana 🤍
🤍 TEAM LISSE → Duo Discipline & Thermo Protecteur
✨ Soin manampy hanamafy ny fibre capillaire, hiaro @ hafanan’ny appareil chauffant, anti-frisottis, démêlant, douceur & brillance 🌸
🌸 TEAM REFRESH → Duo Refresh 2 Leave-in
✨ Mitazona ny hydratation sy ny boucles andavanandro, manampy tsy hibofaka 🤍
----------
🎁 Ireto ny cadeaux ho an’ireo gagnants 😍✨
🥇 1ère place → Pack Curly Hibiscus 🌺
🥈 2ème place → Duo Discipline & Thermo Protecteur 🤍
🥉 3ème place → Duo Refresh 🌸
Raha te handray anjara ianao 👇
✅ Apio J’aime ny page Jen' Natioraly 🤍
❤️ Apio réaction ity publication ity
💬 Ataovy @ Commentaire Team safidinao 👇
📲 Partageo en mode public miaraka amin’ny hashtag
👭 Mentionne-o namana 03 handray anjara hiaraka aminao 🥰
📅 Valin'ny lalao Dimanche 31 MAI
🎀 Bonne chance daholo 🤍✨
26/05/2026
👀 … Inona no tena fahavalon’ny volonao ? 😔
Indraindray isika mikarakara volo… nefa misy zavatra kely tsy tsikaritra mety hanimba azy tsikelikely 🥺
🔥 CHALEUR BE LOATRA ?
boucleur, sèche-cheveux… mety hanampy hampamaina sy hampalemy ny tahombolo rehefa be loatra ✨
🧴 PRODUIT CHIMIQUE ?
Lissage, coloration, décoloration, défrisage… ✨Ireo dia mety hanimba ny hatsaran'ny volo Sy firafitry ny volonao 😔… 🤍
☀️ MASOANDRO ?
Ny masoandro sy ny hafanana dia mety hahatonga volo ho déshydratée sy tsy malefaka 🌿
💧 TSY FISOTROANA RANO ?
Eny e 😍 Ny hydration koa zava-dehibe ho an’ny vatana sy ny hatsaran’ny volo ✨
🤔 Ary ianao… iza amin’ireo no heverinareo fa tena nanimba ny volonao ? 👀
👇 Soraty commentaire :
💬 Mety samy efa niaina izany isika rehetra 🥰
25/05/2026
🥺 Nanao coiffure nandritra ny fety ianao… fa nanadino nikarakara ny volonao avy eo ? 💔✨
Lisseur, brushing, boucler… tena tsara tarehy tokoa 😍
Fa indraindray izy reraka rehefa tapitra ny fety.
💧 1. HYDRATER= manampy hisoroka volo maina 🌿
Manaova Masque hydratant hanampy azy hiverina malefaka sy souple indray 🥰
🌸 2. NOURRIR = mba hiverina malefaka 🤍
Mampiasa Crème nourrissante Mba tsy ho mora simba sy tapaka 🥺 ✨
🔥 3. PAUSE CHALEUR= Ahena aloha ny appareil chauffant
… omeo fotoana hiala sasatra ny volo 🥺
🤍 Tsarovy : ny volo koa mila fikarakarana rehefa avy niasa mafy nandritra ny fety 🥹
👇 Ary ianao ?
💬 Team Lisse sa Team Curly ianao nandritra ny fety ? 😍👇
25/05/2026
🎁✨ FÊTE DES MÈRES APPROCHE 😍🌸
Te hanomana cadeau ho anareo izahay 🥰
Fa mila ny avis anareo aloha 😍👇
Inona no cadeau tianareo ho hita ? 👀
🌺 Pack Curly Hibiscus ?
🤍 Pack Lissant ?
🌿 Pack soin visage ?
💆 Huile / sérum cheveux ?
🎀 Coffret mix ?
👇 Soraty anaty commentaire aloha ny safidinao 😍
👉 Raha maro bé ianareo no :
❤️ Mi-réagir
💬 Manao Commentaire
📲 Manao Partage
🎁 Dia ho ataotsika ilay jeux, Ary mety ilay safidinao no ho cadeau amin’ny jeu spécial Fête des Mères 👀✨
23/05/2026
🌸 Week-end + Pentecôte = fotoana hikarakarana tena 😍✨
Raha hikarakara ny volonao ianao rahampitso…
Inona no safidinao ? 🤔
🔥 Team CURLY ?
Sa ✨ Team LISSE ?
Ary style tena tianao ? 👀🥰
🌸 Wavy
🤍 Chignon
💫 Tresse
✨ Ponytail
👇 Soraty commentaire ny safidinao : “Curly” sa “Lisse” 😄
🎁 Bonus : recette masque astuce cheveux apetrako anaty commentaire 🌿✨
Tagueo ilay namana mila inspiration anareo any 😍
22/05/2026
👉 Tena ilaina ve ny soin sans rinçage (leave-in) ?
👉 Rehefa mora manary hydratation ny volo dia mila soin sans rinçage ampiasaina après lavage sy andavanandro (refresh)…👀
A ✔️ EXO CRÈME 2en1
➡️ Izy no Démêlant après shampooing manamora ny fibangona volo mba tsy ho mora tapaka sy miongotra ,
Afaka tsy kobanina toy Leave-in crème izy , manatsara ny boucles + manalefaka sy maivana 💧
B ✔️ CRÈME HIBISCUS
➡️ miaro ny volo tsy ho tapaka + manome brillance ( Leave-in coiffant ampiasaina andavanandro hibangona volo na randrana)✨
C ✔️ GELÉE STYLING
➡️ fixateur anti-frisottis + mitazona ny forme boucles ( ampiarahana @ exo crème na crème hibiscus arakarakin'ny type ny volonao)💪
💬 Soraty A, B ou C
👉 “Fa hanampy anao hisafidy izay tena mety amin’ny volonao aho ☘️”
21/05/2026
🩺 Diagnostic ny volo :
Raha :
✓ maina ny volo
✓ sarotra bangoina
✓ makiana be
✓ mora tapaka
Dia mila jerena aloha ny hydratation sy protection.
Satria ny volo maina dia lasa :
❌ mora misaringotra
❌ mora vakivaky ny tendrony
❌ mora tapaka
Ary rehefa tapaka matetika ny tendrony dia sarotra mahazo halavana na dia maniry aza ilay volo.
💧 Hydratation = manampy hampihena ny fahamainana
🌸 Nourrissant = mamelona ny fibre capillaire Sy mitazona hydratation
🛡️ Protection = miaro ny tendrony tsy ho vakivaky
Rehefa ampiarinao ireo dia ho mora kokoa ny mitazona volo salama sy tsara endrika ✨
💬 Maina sa tapaka no tena olana amin’ny volonao ?
🌺 Jen' Natioraly
21/05/2026
Efa hainao ve hoe inona ny vokantsoa sy mahatsara ny Fleur d’Hibiscus ho an’ny volonao ? 🌺🥰
👉 Manampy hydration 💧 : tena ilaina ho an’ny volo maina, be frisottis ary sarotra bangoina.
👉 Manalefaka ny volo ✨ : manampy hahatonga ny volo ho malefaka sy mora karakaraina.
👉 Manampy hitazona boucle 🌸 : tsara ho an’ny volo bouclés satria manampy hampihena ny fahamainana sy ny frisottis.
👉 Mamelona ny fibre capillaire 🌺 : manampy hiaro ny tendrony tsy ho mora vakivaky sy tapaka.
Te hahazo an’izany ve ny volonao ? 🥰
Natao ho anao ny Pack Curly Hibiscus 🌺
💬 Ianao ve manana volo maina - frisottis - tsy mitana boucle ?
20/05/2026
✨ Maina bé tsy mitana boucle ny volonao ?
Manao lavage ianao… tsara ny boucle amin’io andro io ✨
Fa ny ampitso ? 😔
❌ Be frisottis
❌ Maina bé
❌ Tsy mitana endrika intsony
Tsy hoe “ratsy” ny volonao… fa mila :
💧 Hydratation → mba tsy ho maina
🌸 Nourrissant → mba ho malefaka sy salama
✨ Fixation → mba hitazonana ny boucle
Indrindra rehefa manao refresh andavanandro 🤍
🌺 Jen' Natioraly – fikarakarana ho an’ny volo salama sy tsara endrika
💬 Iza amin’ireo no mahazo anao : maina / bé frisottis / tsy mitana boucle ?
20/05/2026
❄️ Ririnina = mila fiarovana bebe kokoa ny volonao 👀
Rehefa mangatsiaka ny andro dia mety ho :
🥀 maina kokoa ny tahombolo
🥀 mora vakivaky
🥀 mora tapaka
Torohevitra kely 🌿
✨ Aza avela ho maina be ny tendrony
✨ Omeo protection ny tahombolo
🌺 Ny Crème Hibiscus nourrissante dia manampy hiaro ny tahombolo, hitana hydratation ary hampihena ny vakivaky sy tapaka 🤍
Volo voaaro = mora mahazo longueur kokoa
Ary ianao ? Efa miaro ny volonao vé ianao amin’izao ririnina izao ? 👇❄️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ambohimanambola
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 21:00 |
| Tuesday | 09:00 - 21:00 |
| Wednesday | 06:00 - 21:00 |
| Thursday | 06:00 - 21:00 |
| Friday | 06:00 - 21:00 |
| Saturday | 06:00 - 21:00 |
| Sunday | 08:00 - 21:00 |
