Curly ' CHIC
Salon de coiffure nappies : soin de cheveux texturΓ©s, coloration professionelle ,vente de produits capillaires bio et naturel 100% VITA MALAGASY
08/10/2026
Hey hey ! akory andre hagne e? te hampidera anareo an'ity lokomboko ty fotsiny zah o. betsaka zay efa nandalo teo zay fa nanova endrika ana kokoa ty ray ty.
IA FOANA ALOHA HATRETO NY SARY FA MISY VORONDOLO MANDALO ATO
01/10/2026
Hello October ππΎ
Hitondra fahasoavana fitahiana fahasalamana π₯°
18/09/2026
Rendez vous coloration zah sy ny voloko omaly π
21/07/2026
Tsisy ambara fa mizara sary π₯°
manome toky manalava volo sy mampatevina azy π«π₯¦π±
18/07/2026
Many ranomasina fe tomboky reto mbo tapaky ππ
Bevoka any faralahy ah teto fa mbola tsy hita by kibo π€°
13/07/2026
Petit dej arosony olona kely any maman π
30/06/2026
Hey hey !
MΓ©tΓ©o milaza fa tsy hangatsiaka ny amin'ity taona ity , zah ato manao chiffre 4 vao mandaka lamba ny zaza fa henony vanintaplana ny hatsiaka π
Raha samy hangatsiaka ihany dia avia hampiasa ny " Duo boost " fa manampy anao hikarakara volo sy vatana ireto.π₯°
Ireo revendeur ahitana azy ankoatrany eto amin'ny pejy :
π Naturopharma Tsiazotafo
π Naturopharma Andrononobe Analamahitsy
π Fihavanana Center Antsirabe box 123 Tena Tsara
25/06/2026
Arahabaina tratrany Asaramanitra e π
Aiza nareo no hankalaza ny fetin'ny fahaleovantena ataovy π¨ ao am commentaire ho jerenay bory tongotra π
Mirary soa daholo dia manaova fety sambatra e
20/05/2026
Hey hey !
Koa satria efa akaiky ny fetin'ny reny dia hitantara zavatra niainako tam zah vao niteraka ny zanako voalohany ah.
Zah zany tsisy fiomanana aratsaina hoe miankina amiko ne fiainan'ity zanako ity fa minono izy dia zay d ampilalaovina d soloana lamba rehefa mando na c**a , d ampandroina sns fa kay ve minono isaky zay mitady ππ tezitra foana ah refa mitomany lay zaza ka misy miteny hoe omeo nono io zaza io. π€£π Any antsaiko any aminio tena tezitra be foana hoe reto koa tsisy zavatra resahina afa tsy omeo nono io zaza io π¨π₯Ί
Fa kay tena miankina aminao reny ny ainy lay zaza ( ny fahavelomany). Efa ela ela aty vao zatra sy nahay π
Zaza faha2 efa Γ§a va be amizay , faha3 zao tena oe π faly be ndray ary hanome nono azy satria io no fototsakafo ny lay zanako π€©π
Ary ny anareo , mba zarao amin'ny commentaire ho hita ny reny hafa , fa indrindra ho hitan'ireo reny mbola ho avy( futur maman) .
π·
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 17:00 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Curly ' CHIC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
