Sara Bé

Sara Bé

Share

Pejy ofisialin'ireo vokatra Sara Bé, entina mampahafantatra ireo menaka sy "baumes" isan-karazany.

06/06/2026

Efa betsaka no mahafantatra fa misy ho an’ny volo, ho an’ny tarehy ary ho an’ny fahasalamana ny vokatra Sara Bé 🥰
Ampiasao ny mena-bolo Kinana hikolokoloana ny volo ✨️
Ny fond de teint Meva natao hampamanja ❤️
Ary ny baumes Relax, Mahery sy Ravintsara hiarovana ireo otrik’aretina sy manome tanjaka 💪🏻
Aza mitady lavitra intsony fa Sara Bé dia afaka hikarakaranao ny vatanao 🥰

# Kinana

03/06/2026

Baume Ravintsara Sara Bé 🌿 hainga-piasa sy tena mandaitra 👌🏻
Ampiasao mba hitazomana ny fahasalamana sy hiarovana amin'ireo otrik'aretina 🥰

30/05/2026

Baume Relax Sara Bé, ampiasao mba hampitony ny fanaintainana 🤗
Novokarina avy amin’ny beurre de menthe 🌿 ka hainga-piasa kokoa 💚

28/05/2026

✨ Le Fond de teint Meva de Sara Bé sublime ton teint en toute légèreté 💛
Il aide à unifier la peau, à estomper les petites imperfections et offre un fini naturel et lumineux, sans effet lourd 💫
Pour un teint frais, lisse et éclatant de beauté du matin au soir 🌸

21/05/2026

Mena-bolo Kinana+Papaye 🧡
Miaro sy manamafy ny volonao ✨️
Misy vitamine E sy Oméga 6 😊
Aza misalasala miditra hafatra miafına raha te hanjifa azy! 📩

20/05/2026

Raikitra ary ny live-antsika ooooo! ☺️ Misy livraison rahampitso an! ☺️

16/05/2026

Ampiasao ireto vokatra vita avy amin’ny kinana ireto hikarakarana ny volonao 🥰
Bain Masque Kinana sy Crème Coiffage Kinana ❤️
Mahasalama volo, mampalava ny volo ary mampalefaka azy ihany koa 😊

14/05/2026

Afaka jifainareo avokoa ireto baumes Sara Bé karazany telo (3) ireto 😍
Baume Ravintsara 🤍
Baume Relax 💚
Baume Mahery ❤️
Aza misalasala mandefa commande 🥰

09/05/2026

Betsaka ny voka-tsoa azo avy amin'ny Menaka Kinana+Papaye an'i Sara Bé an 😍
Anisan’izany ny mampatevina sy manalava ny volo 🧡
Aza misalasala manjifa azy ary! 😘

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Antananarivo
101