Prisca Beauté & Store
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Prisca Beauté & Store, Hair salon, Antananarivo.
11/07/2026
Un grand merci à mes nouveaux followers !
Sïtra Ka, Olga Vololonirina, Mïckãëllã Sãrõbïdy, Maela Ramananiasy, Tsara Rindra
25/06/2026
Mirary Asaramanitra sambatra ho any malagasy tsy vakivolo🎉🎊🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Indrindra ny abonnés sy ny clientes nay a❤️🥂🙏
Mankasitraka feno tompoko t@ fanjifana sy fikarakarana ny fahamanjana fa tena tonga marobe ianareo❤️🙏
De ialana tsiny etoana ho an izay tsy voaray fa @ manaraka indray 😚🙏
♥️♥️ Mirary ny tsara indrindra hatrany♥️♥️
🥰Misokatra ny salon ny rahampitso an 🥰
22/06/2026
Coucou les beautés 👋😘❤️
Tena efa mangatsiaka aki ny andro a 💭
Manaova mafana miaraka amin ireto
Bote tena top be❤️sady stylé be ireto❤️
Afaka ho entina aminy Asaramanitra🇲🇬 🎉 ihany koa an😍
Mp na tonga de miantso izay liana
Manao livraison @ faritra
🥰🥰🥰🥰🥰🥰
Miarahaba sy mirary fety sambatra ho any Ray rahetra🥂🍾🎂🎊🎁🎉
Tiavo Dada dieny mbola eo ❤️❤️❤️
18/06/2026
💖Coucou les beautés 😘👌
Elaela kely zay e🙄🥰
✨️ Feno arrivage mamy kely ato beauté a👜
De ndao ndray ary hiantsena e💖👇
fans ❤️❤️❤️
09/06/2026
Coucou🤗👋😘❤️
Ato ary fa prix tena mora indrindra 💝👇
06/06/2026
Coucou😍😍
Ndao amin’izay ary e!
Hizara goûter sy sac mamy kely isika an💝
▶️Miantsoa namana hi abonné ny page🥰🥰🥰
▶️Dia partageo ity pub ity 🥰🥰🥰
▶️Fa izay manao partage betsaka💝
▶️sy miantso namana betsaka 💝
▶️tsy maintsy mahazo🎁👜💵❤️
❣️ Live sac sy tirage isika Dimanche 20h❣️
Atoavy hoe :🤩 "mila cadeaux"🤩 ao aminy commentaire ary e👇@ Tout le monde
06/06/2026
02/06/2026
💖Bonjour 👋 beauté 💅
💝Jereonareo anie ny sary e👇
➡️ Iza lay mankafia mini sac 👜 kely montana kely iny ?☺️
➡️Varié tsara izy ato an💖 amin’ilay tianareo ❤️ be daholo fa aza miala lavitra🥰
➡️Asiantsika 💓🎆LIVE🎆 💓manja be ratoandro ary e ‼️12h a 14h ‼️
Fa jereo aloha ny patiny Beauté a
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
