Christina Volo Gasy
✨ Extensions cheveux 100% naturels et Volo gasy –
Toutes longueurs et teintes 💖 Faciles à coiffer !
07/08/2026
coucou les filles 🤩💐, Promo100000 ar an🤩
📞0342616215/0324169035
05/08/2026
👋Coucou les filles 🥰🌸. Ireto indray ary ny arrivagen-tsika Vaovao ato @ Christina Volo gasy💗😍 . Aza tara ianareo havako aby fa mandalo iany ny tsara😇
Toerana: 67 ha ampitany arrêt bus garage na akaiky arrêt bus fokontany
Raha mahaliàna Anao Izany dia aza misalasala miantso ity laharana ity☎️0342616214/ 0324169036
Marihîna fa io Ihany no laharana ifandraisana aminay
04/08/2026
❌Mila mailo fa mpisoloky io❌❌
Mitandrema sao very fotsiny n'y vola @ Zavatra mora ‼️
Manaova appel vidéo raha ividy entana
Refa mividy aminay enao de tsara manao appel vidéo . Ito iany no numéro azahoana anay 📞0342616214/0324169035 io iany
31/07/2026
🌸Coucou les filles 🥰❤️. Tonga ndray ireto ny promotion 100000 ar an🥰 . Aza tara fa mandalo iany an😍
Contact :☎️0342616214/0324169035
Lieu: 67 ha ampitany arrêt bus garage na akaiky karaoké try joker
23/07/2026
🌸👋Bonsoir les filles🌸❤️, Ho anareo izay mitady volo gasy Tsara qualité et quantités nefa Mora @ zao vacances izao dia aza misalasala mantona any Christina volo gasy 😍 . Ny toerana misy anay mo Zany dia ety 67 ha ampitany arrêt bus garage na akaiky karaoké try joker😊
Raha mahaliana anao ary izany dia aza misalasala manantona mivantana na miantso ity laharana ity☎️0342616214/0324169035
Mametaka extension ihany koa izahay :
☑️ Pose en fil : 30000 ar
☑️ Pose en anneaux
☑️Pose crochet
☑️Pose tissage
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
Poste 67ha
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
