Labella
Le salon de beauté Labellà vous accueille à bras ouvert à 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐛𝐚𝐨 𝐀𝐧𝐭𝐞𝐡𝐢𝐫𝐨𝐤𝐚 pour tous vos besoins.
22/05/2026
☺ Merci infiiment pour vos achats ❤
👜 Aingana sao lany!! Mbola misy sacs dispo ao@commentaire.
💼 prix à partir de 15 000ar
🚌Livraison ou récuperation au salon Labella
🫰🏻
15/05/2026
👛👝 ❗❗ARRIVAGES BOMBA BE 😍 ❗❗
Hello les filles😻, Poketra @ karazan'y maro sy tsara be avokoa ny arrivages tsika,,👛👜💼 15 000ar d'efa mahazo
🌹Efa ho avy zao ny fête des mères, mety tsara atao cadeau an'i Neny izy ireto🥺
Ny pentecote ko etsy akilany😋
✨ Qualité au top
✨ Neuf, importé
✨ Prix abordable
📩 Venez en MP pour commander
💼Manao livraison na recuperena ato@ salon antsika Labella
25/04/2026
Ela ela tsy tato !
Na fohifohy aza anie oa ilay hoho antsika de afaka asiana
motifs kely foana eh 😉🤎!
Gainage 🥰
Apitany Fjkm Ambohibao & arrêt bus
Contact : 0347833886
28/03/2026
Extension gel ❤️!
Aza tara fa efa akaiky ndray ny fety🐰…
Labellà
Coiffure /onglerie/make-up
Apitany Fjkm Ambohibao & arrêt bus Ivato
Tel : 0347833886
23/02/2026
Lemon 🍋🍋🟩!
Andao hanandrana style hafa kely 😉
La pose est à 20000 ar sur faux ongles ❤️
Labellà 🌿
Coiffure / onglerie /make up
Contact: 0347833886
Apitany Fjkm Ambohibao & arrêt bus Ivato!
20/02/2026
❤️Février , saison des cœurs 🌹
La pose est à 16000 ar 🤗
Chez Labellà 🌿
Apitany Fjkm Ambohibao Antehiroka & arrêt bus Ivato !
Contact : 0347833886
30/01/2026
Andao ikarakara fahamanjana miaraka @ Labellà 💋
Aza tara 😉
Eto Ambohibao Antehiroka apitany Fjkm Ambohibao & arrêt bus !
Coiffure /onglerie / make up !
Contact : 0347833886
22/01/2026
Manakaiky ny St Valentin 😉💋
Andao tsika hanaraka thème foana na dia izany ary 😁
Onglerie/coiffure/make up
Labellà 🌿
Apitany Fjkm Ambohibao & arrêt bus
Tel: 0347833886
On se revoit le 5 janvier 2026 ❤️💋!
17/12/2025
Coucou les filles 🥰
@ ireto date ireto dia misokatra amin’ny 6:30 maraina i Labellà 😉 22/23/24 décembre hoavy zao🎄
De aza tara sao de tsy voaray eo ry malalako isany ❤️
Ireo @ sary Ireo ny tarifs Sy ny tolotra ato aminay 🤗
Apitany Fjkm Ambohibao & arrêt bus !
Contact : 0347833886
08/12/2025
😅Vitako sahady ny hohako fa handray anareo zah @ krimasy anh 🎄🥰💋
😉Aza tara ry malalako isanyyy 🥰
Apitany Fjkm Ambohibao Antehiroka Sy Arrêt bus
Labellà🌿
Coiffure /onglerie /make up/ extension cils
Contact : 0347833886
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Address
Ambohibao Antehiroka
Antananarivo
