Mon combat contre le surpoids By Rabofy
Bats-toi pour y arriver �
27/08/2026
🔥 CHALLENGE 10VXXL BY RABOFY – 40 ANDRO 🔥
+10kg no miena anie oaaaa e 😉
✨ Vonona ve ianao hanova ny tenanao ao anatin’ny 40 andro?
Tsy régime fotsiny ity fa fanovana fomba fiaina miaraka amin’ny fanohanana isan’andro, mba hahafahanao mihena tsikelikely, miverina matoky tena ary maharitra amin’ny tanjonao.
Ao anatin’ny Challenge dia hahazo:
✅ Fanaraha-maso sy fanohanana isan’andro
✅ Torohevitra momba ny sakafo
✅ Famporisihana isan’andro
✅ Vondrona hifanohanana sy hifampaherezana
✅ Torohevitra hisorohana ny fiverenan’ny lanja
✅ Fampianarana hananana fahazarana tsara maharitra
💚 Tsy maninona izay lanjanao ankehitriny, ny zava-dehibe dia ny manomboka.
🔥 Ataovy sorona kely anio, mba ho salama kokoa sy hatoky tena kokoa rahampitso.
📩 Soraty hoe “GO” na mandefasa hafatra privé raha te hiditra amin’ny Challenge 10VXXL By Rabofy – 40 andro.
📆 : Manomboka androany Afahanao MIDITRA MISORATRA ANARANA
🗓️ : 2 septembre 2026 isika no manomboka defis sy mikatona ny groupe ❤️
Ny fanovanao dia manomboka anio! ❤️
📞0343390619 ou mp directement 🥰
27/08/2026
Coucou les Manja ❤️
Tantaraiko aminareo androany ny iray amin’ireo erreurs nataoko tamin’ny fotoana tsy niraharahaako loatra ny fikarakarana ny tenako 🥹
1️⃣ Tsy misy ifandraisany amin’ny habe ny fikarakarana vatana kiaaa… 😂
Za anisan’ny olona tsy nivaky loha mihitsy taloha 😅
Mifoha maraina ➡️ mibango volo ➡️ manao do**he ➡️ misolo akanjo ➡️ vitaaaa 😂
“Tsy nanana fotoana aho” ❌
Fa raha tena marina… tsy nomeko fotoana ny tenako. 🫶
✨ GLOW UP ✨
Rehefa tena tonga saina aho dia teo no nanombohako nanome lanja ny tenako ❤️
✅ Mitaky fotoana sy fikarakarana ihany koa ny tenako.
✅ Tsy maintsy omeko fotoana aho, na inona na inona zavatra hafa tokony hataoko.
✅ Ary tsy mandany 2h isan’andro akory aho mikarakara ny tenako.
Ouiii, lasa tena Tia Tenako be aho. 🥹❤️
Tiako ny zanako.
Tiako ny asako.
Tiako daholo ireo zavatra manodidina ahy…
Fa ny tenako aloha no priorité-ko. 🫶
Maka fotoana kely ho ahy manokana aho vao maraina :
🙏 Mivavaka
🪞 Mijery fitaratra
✨ Skincare
💆♀️ Mikarakara ny vatako sy ny tenako
Ary fantatrao ve? 🥹
🫶 Nampiakatra be ny fahatokisan-tenako izany.
🫶 Nampiova zavatra maro teo amin’ny fiainako.
🫶 Ary izany no antony zaraiko aminareo ❤️
Afaka atao tsara ny mikarakara ny ankohonana sy mikarakara ny tenanao ihany koa. 🫶
Aza adino fa ianao koa mendrika ny fotoana sy ny fitiavana omenao ny hafa. ❤️
‼️PS : TSY VOATERY MANDANY VOLA BE VAO AFAKA MIKARAKARA TENA 🫶
Bisous bisous 💋
25/08/2026
Coucou les manjaaa ❤️
Tena tsy teto kely aho fa naka fotoana ho ahy manokana … Najanoko kely mintsy mp sy ny asa satria ndraindray mila mijery manokana ny tenako aho 🥹❤️
Fahasalamana … Mila mahay mieno ny tenako refa mila maka pause … Dia naka pause mintsy aloha za ❤️
Feno tsara batterie amizao 🥹🥰❤️ Tadaaaaam miverina aminy laoniny ny page 🫶 Mp sy ny rehetra 😉
Bisous bisous 💋
20/08/2026
Coucouuuu les Manjakely 🥺❤️
Naka fotoana kely fotsiny aho ho ahy manokana 🫶
Niala taminy Réseaux vetivety kely Rabofy fa efa tongasoa zao 🫶
Satria ilaina maka fotoana ho anao manokana … Tsy misy resaka asa , Olana … Fa ianao rery 🙌
Vao maika nia mafy be 😉 ..
Bisous bisous 💋
18/08/2026
Coucou les manjaaaa 🥹❤️
Efa tapak’hevitra ve ndry ?
Sa mbola ao anatiny lay Mangatak’andro sy Tsy mety tapak’hevitra ?
- Tsy mora ny manomboka kanefa azo atao tsara ❤️
Inona lay mbola olana mahatonga anao tsy tafa nomboka Perte de poids ?
Ameko conseils ianao fa tantarao 🥺❤️
10/08/2026
🔥 GOOOO ! DERNIÈRE LIGNE DROITE ! 🔥
🚨 9V CHALLENGE XXL — 40 JOURS 🚨
C’est aujourd’hui ou jamais ❤️
👉🏽 Si tu es vraiment prête à changer, c’est le dernier jour pour t’inscrire !
🎁 EN PLUS : PROMO MAX be pour la clôture du challenge ! 😍🔥
⏰ INSCRIPTIONS OUVERTES JUSQU’À CE SOIR MINUIT
Après ça, le groupe sera fermé 🕛🔒
✨ 40 jours pour travailler sur ta transformation.
✨ 40 jours pour te dépasser.
✨ 40 jours pour devenir une meilleure version de toi.
❤️ Si tu attends encore le bon moment… C’EST MAINTENANT.
Écris-moi “GO” en privé pour ton inscription. 🔥
📞 0343390619 ou mp directement ❤️
09/08/2026
🔥 J-1 — 9V CHALLENGE XXL | 40 JOURS 🔥
⏳ DERNIER JOUR POUR DÉCIDER DE TON CHANGEMENT !
✨ Tu veux transformer ton corps ?
🔥 Tu veux perdre 10 KG ET PLUS ?
💪 Alors c’est maintenant ou jamais !
40 JOURS POUR TE REPRENDRE EN MAIN.
🌸 Nouvelle discipline • Nouvelle énergie • Nouveau Glow Up
🚨 INSCRIPTIONS : DERNIER JOUR ! 🚨
Ne reporte pas encore une fois ton changement.
Commence aujourd’hui ❤️🔥
07/08/2026
Tsy lay akanjo diso amizao kaaa 😭😂
Za rery ve no efa niaina anizao ?
Tantarao oeeeee 😭😆😆😆😆😆
Coucouuuu les manjaaa ❤️
Tsy mora fa vita 🥹🫶
Tena oe fière aminy tenako foana aho refa mahita anizao 🥺❤️
06/08/2026
‼️ Heyyyyy …
Be dongy be nareo 🥹😆
ANDROANY ATRAMINY 12h Atoandro tsy diso … No MIFARANA ITY PROMO BE ITY ❤️
Tsy misy prix otranito intsony na raovina na raovina 🫶
Tena oe prix CADEAU BE ❤️
Refa tsy tapak’hevitra amity dia efa tsy mbola vonona mintsy Iditra anaty glow up zany 🤭
Dans 40jrs MIONA OE MIENA MARINA VE SA LAINGA LE LAZAIKO ETO 🫶
Ainganaaaa sao tara 🫶
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 22:00 |
| Tuesday | 09:00 - 22:00 |
| Wednesday | 09:00 - 22:00 |
| Thursday | 09:00 - 22:00 |
| Friday | 09:00 - 22:00 |
| Saturday | 09:00 - 22:00 |
| Sunday | 00:00 - 00:00 |
