Fitia Jaïra
Shopping en ligne.
☎️0381786027
07/08/2026
1 ihany de efa veloma mandrakizay ny fofo'elika🌺
mafana Zao ny andro betsaka ny maimbo elika🙈
‼️Manala tanteraka ny fofok’elika tsy laitran’ny Deo mahazatra ity Baume détox Déo+ ity 🌿🌿
Manala fofona elika na dia ilay tena tsy zaka reny aza😁
Manala hatsembohana amin'ny elika
Mahafotsy sy manadio ny faritra mainty ( elika,tanana,lohalika,sns..)
Manala tasy sy fofona hafa amin’ny vatana Mety amin’ny hoditra rehetra
16000ar/18000ar
Mp +++ info / commande
☎️0381786027
Vonona ve!?
Fanalana panda sy ketrona
3 à 5jours tsy miverina intsony reo 🤞 .Andefaso Mp zah de omeko lait melange vitamine
Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Joeline Seheno, Halinoro Vahatra
07/08/2026
Ze tsy mahazo vokatra amty kosa alooo eee
🌿🍂🌿Omeko anareo le manafotsy tsy mampiasa chimika o🌿🍂Crème ylang-ylang+vitamine>Manafotsy tarehy,vatana,tongotra,loalika,tenda
-ze rehetra tinao ho fotsy am vatana de osorana azy de fotsifotsy kely
Mety am rehetra
Manala panda b mitsy koa an,de ride☘️☘️🌺☘️
3andro fa tsy ela de efa mahita vokatra an☘️
Manao livraison de mandefa am faritra
☎️0381786027
06/08/2026
Fika fiverenana am kibo Mademoiselle🤣😋
mitelindrora nareo vao mieritreritra ny kibo nareo fisaka taloha🤣🤣
ty ny fika na efa nterak firy aza,bye kibo
47ans manao jémafouuu🤣🤣
ka le kibo ary lasa fisaka ko,,,
7andro =fisaka ny kibo
💐Manao anle creme tongolo gasy & gingembre💐💐
osorana maraina/hativa de zayy
-mety am mapinono
-av nteraka,100%mety ohhhh
tsy mila mifadifady be💖0381786027
06/08/2026
mp Zay mila crème vitamine C manadio tarehy 💖 3jours mampiasa efa maita résultats tsara bé otranzao Amin n'y sary izao😍
ride
mony
panda
serne
point noir
afakio crème io daholo zany ???
tsy mifidy na atitra na tanora Méty any rehetra io an❤️0381786027
❌❌Tsy azo alaina na ampiasana Amin ny varotra hafa n'y sary ❌🥰
06/08/2026
3jours manadio tarehy
3jours manala ride
3jours manala tâche
3jours manala panda
3jours manala serne
3jours manala point noir
Iza kou lay maman + 70ans ity crème vitamine C ity no ampiasana fa Tonga Dia madio bé tarehy anao mampiasa 3jours dia miverina toiny tarehy njaza n'y tarehy anao koa mp Ary Zay mila 0381786027
❌❌tsy azo alaina na ampiasana Amin ny varotra hafa n'y page❌❌
06/08/2026
🍀 Volo fohy androany , volo mahafinaritra rampitso 🌹 anak'1 fotsinyi
🥰 Lava be amin'izay ary tsy hioongotra intsony volonao manomboka eto amin'ny fampiasana ity : CREME 5 MELANGE INDIENNE aux oignons 👌🍒
ity
Zezika be ho an'ny volo ny fampiasanao an'io
- mahalava volo
- mampaniry sola
- tsy mifidy volo
- mampangirana
Mp avy hatrany izay liana
☎️0381786027
❌tsy azo alaina na ampiasana Amin ny varotra hafa n'y page ❌❌
05/08/2026
Eto tsy misy tsony hoe tsy nanao deo fa adino de maimbo elika🥺🥵🥵
🍃🍒Alana tanteraka amty mitsy n fofok'elika de tsy mverina tsony in- 2 isan'anandro anatin'ny andro vitsy
fa✅✅✅vao mampiasa de enonao sahady ny fiovana
fampiasana azy:sasana amty
🌺 Savon Bio vitamine 🌺ty ny elika
‼️❌Misy creme ko ra tinao ny manao creme
✅Manafotsy elika b sy vatana koa an
tombony: afaka tsy miverina tsony n fofok'elika
🍒🍒tombony koko hoan 'ny maka Gamme:Savon + creme
vidiny 🍒misy isafidianana☎️0381786027
05/08/2026
🫵🏻minoa ahy ianareo fa tsy lany akory ny savon 1 de fisaka ny kibo🫵🏻
🌿🍂❤️5 Andro manafisaka kibo,omeko anao mitsy fa tena vetivety nmako Ty!efa maro mitsy ny efa lasa fisapisa-kibo an
-Mampihena vatana
Izay osorana Dia mihena
Vita poivre ☘️☘️‼️
Tonga de miala daolo n tavitavy rehetra tratrany
Iza no Mila??Tonga de miditra mp daolo
📱0381786027
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Avaradrano
Antananarivo
