chez gracia
💓💓Salon de coiffure , esthétique, onglerie
Vente produits cosmétiques et divers mode femme👠🩰👗
05/06/2026
🌸🌸ALERTE PROMO.
ANDAO AKI HANAO MANJA MIARAKA AMINAY FOTOANA IZAO
🌸AFA PO ianao vao mody 😍
💖TOUTE LONGUEUR
SOIN+ BRUSHING+ FINITION STEAMPOD :10 000AR
❤️ SOIN PÉDICURE +SOIN MANUCURE: 22 000AR
❤️POSE FAUX ONGLES AVEC VSP :10 000AR MODELE IZAY TIANA
COLORATION IRETO MODELE IREO
Code promo: izay tsy miteny tsy mahazo prix an
🎁🎁Tonga hanao manja 🎁🎁
❌50 000AR DAHOLO ❌ ❤️❤️ AIZA NO AHITA
CHEZ GRACIA TSIMBAZAZA
Misokatra 07h a 18h
MP OU 038 71 722 10
04/05/2026
😍😍 coucou
Mivoha 07h a 18h
Teto maika hiasa vao maraina
Natao manja bé madame 😍
Chez gracia
Coiffure esthétique onglerie
Mp ou 038 71 722 10
16/01/2026
😍coupe+soin cheveux colorés+brushing 😍😍waouhh
Chez gracia tsimbazaza
Mp ou 034 36 912 39
09/01/2026
❤️❤️Mirary taona vaovao mahafinaritra ho antsika cliente rehetra
Tena Mbola hipoka foana izahay na dia efa lasa ary ny fety ankasitrahana feno bé dia bé anareo mahatoky foana 😍😍 izao vao MBA nahazo sary dia tena hoe 🙏🏿🙏🏿🙏🏿
chez gracia tsimbazaza
Coiffure esthétique onglerie
Ianareo AFA PO tanjonay
Mp ou 034 36 912 39
22/12/2025
Hatsarana coupe re izao 😍
Tena efa manitra fety
Tena efa full isika nanomboka asabotsy Téo
Hisaorana Foana anareo Tonga maro
Misokatra 07h maraina jusqu'a soir e 😍😍 nareo manja tanjonay re olona an 😊
Misokatra hatramin'ny 24decembre 😍😍
Chez gracia tsimbazaza
Coiffure esthétique onglerie
Mp ou 034 36 912 39
26/11/2025
😍😍 vao maraina tena hoe miezaka manao izay ahafa Po anareo 😍😍😍
Mandray rdv maraina entinareo Miasa na hamonjy lanonana 😍
Manja nareo vao avelanay mody
Chez gracia tsimbazaza
Mp ou 034 36 912 39 pour prendre un rendez vous
25/11/2025
😍 fahamanjana re izao jiro tapaka nampalahelo ❤️❤️
Make up by gracia 😍😍
Mp ou 034 36 912 39
Pour prendre un rendez vous
23/11/2025
Misokatra 06h30 izahay rahampitso ho an'izay ho avy 😍😍😍
Fahamanjana vao maraina ho anareo maika hiasa 😍😍
Tongava maro
Chez gracia coiffure esthétique onglerie
Mp ou 034 36 912 39
19/11/2025
🌸🌸Aoka fotsiny hatsarana coloration du jour tsika 😍😍😍 tena hoe ❤️❤️❤️
Mbola promo 70 000ar hatreto 😘😘
Tongava maro
chez gracia tsimbazaza
Mp ou 034 36 912 39
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Tsimbazaza
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 18:00 |
| Tuesday | 07:00 - 18:00 |
| Wednesday | 07:00 - 18:00 |
| Thursday | 07:00 - 18:00 |
| Friday | 07:00 - 18:00 |
| Saturday | 06:00 - 19:00 |
